Liste des messages

Liste des messages, inserés par vaninna, par ordre de date
vaninna ( 20/05/2009 15:26)
iza no ho Mpanjaka?
Tsy firesahina adimpoko, na hoe aditsaranga , fa mba manitikitika ny saina ny hoe raha Fanjakana t@ faha Mpanjaka tokoa moa no averina eto Madagasikara, dia foanana ilay filaharana isan'olona mampiady... suite
répondu par xxx le 21/05/2009 23:47
vaninna ( 15/05/2008 18:34)
FITNESS-AEROBIC-STRECHING
Mba ovaina tsy ho boribory baolina foot ndray ny resaka; fa boribory tavy tokony hàlana é inona ry reto ny mahasamiafa ireo 3 reo? samy mampahia ve, toa etape 3 samiafa aminà discipline iray iany ... suite
répondu par tess le 17/05/2008 11:16
vaninna ( 09/05/2008 23:24)
produits fanaovana toilette intime
misy effets secondaire ve ry reto ireny produits amidy eny @ grande surface spécial fanaovany vhv toilette intime ireny? inona no mba marque tsara tsy misy atahorana ? nahita nivea sy maro hafa man... suite
répondu par vaninna le 30/05/2008 00:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0136