FITNESS-AEROBIC-STRECHING
![](https://avatar.serasera.org/2889a175a6b755034f130e7d62267805.jpg)
1. vaninna
(
15/05/2008 18:34)
Mba ovaina tsy ho boribory baolina foot ndray ny resaka; fa boribory tavy tokony hàlana é
inona ry reto ny mahasamiafa ireo 3 reo? samy mampahia ve, toa etape 3 samiafa aminà discipline iray iany ; ilay streching toa ilay relaxation farany mialoha ny fifaranany aerobic?
D mampahia dolo tokoa ve aloha é :D
sa d business daholo iany?

novalian'i tess ny 17/05/2008 11:16
![](https://avatar.serasera.org/2889a175a6b755034f130e7d62267805.jpg)
3. vaninna
(
16/05/2008 13:38)
:D :D
ka samy boribory nge na ny baolina anaovana foot , na ilay tavy beuuh eo @ valahana tokony esorina iny e
za aloha tsy anti-foot an !! za tia foot na d vhv aza
8)

![](https://avatar.serasera.org/8b8be2799a2796a36a02004608426bdb.jpg)
4. tess
(
17/05/2008 11:16)
ny aérobik anie tafiditra anatin'ny atao hoe fitness ihany e! :) dia ny streching na étirement araka ny voalazan'ny vanina hoe rehefa mifarana, ilaina io étirement io rehefa avy manao fitness sady mampahazo aina be....
ny sprt nin nin tsy mampahia raha tsy mitandrina am sakafo ho hanina ihany koa! mivady ny sport sy ny fitandramana am sakafo....
ny fitness dia manome forme ny vatana sy mampa enjana (tonik) fa tsy hoe mampahia loatra raha mihinana anzao sy izao....
raha sady mitandrina am sakafo no manao sport dia iny no mampahia..... :)
ny fanaovana sport fitazomana ny forme fotsiny....
zà alou manao fitness efa ho 12 tsy ankiato izay fa hitako mitaiza vatana lay izy e! tsy aerobik ihany no hatao amzany fa zvtr maro....zà tsy de tia aérobik fa tsy de enjana io!
tsy resaka buseness kosa ny fitness fa tena raha manao io sport io aradalàna dia misy effet-ny tsara.