iza no ho Mpanjaka?

1. vaninna ( 20/05/2009 15:26)
Tsy firesahina adimpoko, na hoe aditsaranga , fa mba manitikitika ny saina ny hoe raha Fanjakana t@ faha Mpanjaka tokoa moa no averina eto Madagasikara, dia foanana ilay filaharana isan'olona mampiady foko iny, fa ilay Mpanjaka fotsiny no haverina iza raha fantatrareo no tokony ho:

-Mpanjaka'Antananarivo
-Mpanjakan'i Fianarantsoa
-Mpanjakan'i Toamasina
-Mpanjakan'i Toliara
-Mpanjakan'i Antsiranana
-Mpanjakan'i Mahajanga
?
Raha mba misy mahalala??
Averiko indray fa resadresaka fotsiny fa tsy hiresaka fanavakavahana akory an!! Sao dia misy romotra be eo indray hoe "mampiady foko ao @ serasera i vaninna"!!

:-*
novalian'i xxx ny 21/05/2009 23:47
2. 08051972 ( 20/05/2009 15:35)
vaninna:

Tsy firesahina adimpoko, na hoe aditsaranga , fa mba manitikitika ny saina ny hoe raha Fanjakana t@ faha Mpanjaka tokoa moa no averina eto Madagasikara, dia foanana ilay filaharana isan'olona mampiady foko iny, fa ilay Mpanjaka fotsiny no haverina iza raha fantatrareo no tokony ho:

-Mpanjaka'Antananarivo
-Mpanjakan'i Fianarantsoa
-Mpanjakan'i Toamasina
-Mpanjakan'i Toliara
-Mpanjakan'i Antsiranana
-Mpanjakan'i Mahajanga
?
Raha mba misy mahalala??
Averiko indray fa resadresaka fotsiny fa tsy hiresaka fanavakavahana akory an!! Sao dia misy romotra be eo indray hoe "mampiady foko ao @ serasera i vaninna"!!

:-*

slt toi!
Efa nenarantsika tany @ EPP io f'angamba adinonao satria efa ela be ! Hatr@ andron-dRadama I no efa iray ny firenena Malagasy satria saiky nalain-Drama vady aby ny mpanjaka vavy eran'i Madagasikara .Manana namana avy any Manakara aho d'i Bao RADAMA no anarany nef'izy andrinan'i Manakara; ary koa nipetraka tany Mahajanga koa aho ary de misy fanamasinana ( Tsy tadidiko ny anarany ) Fa any @ io toeran'io no misy ny Fanompoanbe any Mahajanga!
Mbola azona atao koa ny mijery ny "histoir de Madagascar" ao @internet, de @ zay vao tena hazava misimisy kokoa aminao fa "IRAY IHANY NY GASY" fa ny mpanjanan-tany no nitondra ny hoe" zarzarao hanjakana!
3. vaninna ( 20/05/2009 15:43)
Ara potokevitra dia manaiky tanteraka aho fa iray ny malagasy
Fa raha tsy misy vahaolana mihitsy ao Madagasikara, ka io ny vahaolana azo aroso
Iza avy ireo olona ireo? Raha misy mahalala? Mpihavana daholo , misy roy ara taranaka daholo aloha izany satria samy taranaky Radama , dia lasa hoe ny Fianakaviany ry .............................???Iza???

Misy manana "arbre genealogique " isaky ny faritra ve mba fantarina , ?
Simple curiosité fotsiny ange e :-*
4. 08051972 ( 20/05/2009 15:50)

TOY NY SALOHIMBOATAVY NY MALAGASY KA RAHA FOTORANA DIA IRAY IHANY§
;-) ;-) ;-) ;-)
5. vaninna ( 20/05/2009 16:01)
valiteny hafakely be politika ny anao io an!!mipasoka daomy fa sao dia misy voatohana
Saingy ny fanontaniana ange mila valiny :?: :?: :?: :?:
iza no afaka mamaly? Fa i
6. xxx ( 20/05/2009 16:16)
mampiady foko sy manao resaka fanavakavahana ato amin seraseran drahery ndray i vaninna fa aiza ny mpiandraikitra teo, io ry mpiandraikitra esory ny PS ny fa tena mampiady foko 18 mihitsy le zalahy io a
7. xxx ( 20/05/2009 16:30)
Hatomboko @ taon-jato faha 8 araka ny document eto @ko ary izy io , marihiko fa misy tsy tafiditra ao ny antsasak' ireo olona nanjaka tao mada ireo .Lavalava ihany fa dia mahandrasa kely , rahampitso na rahafa ampitso . :oops: :oops:
8. xxx ( 20/05/2009 16:59)
Ity aloha misy rohy azon' i vaninna jerena .Izy io akory tsy midika fa marina tanteraka ny voalazan' ny lahatsoratra .http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a14213f4d16f#top

Mbola ampiako boky iray io rahampitso na rafakampitso :oops:
9. xxx ( 20/05/2009 17:01)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Histoire_de_Madagascario mantsy fa tsy ilay eo ambony é !!
10. xxx ( 20/05/2009 17:08)
mampiady foko sy manao resaka fanavakavahana ato amin seraseran drahery ndray i vaninna fa aiza ny mpiandraikitra teo, io ry mpiandraikitra esory ny PS ny fa tena mampiady foko 18 mihitsy le zalahy io a
11. KALACK ( 20/05/2009 17:18)
VANINNA A ! inona ty ataon ny vaninna ty zany e ?
aza manao anzany adimpoko zany fa tsssss
12. xxx ( 20/05/2009 17:18)

efa mazava ny teny fampidirana fa adihevitra sy resaka tsotra ity
avelao moa ny toetsaina radicaliste fa mba ataovy mivelatra ny saina e
tantara malagasy tsy azo afenina tokoa ange zany e
Mbola manana taranaka ireo Mpanjaka ireo ka maninona tokoa moa?Ny ady politika efa tsy hampandroso ihany
Ny repoblika sns rahateo koa hala tahaka t@ vazaha
Ka maninona raha fitondrana nolovana t@ fahiny no averina???Antsika malagasy ...io ...dia mba isika no mitady vahaolana
13. fijo ( 20/05/2009 19:33)
raha izay ho mpanjakan'i iarivo aloha sarotra be fa maro ny taranany ao ko.ny ao mahajanga aza izao efa miady ny mpandova ny ao amin'ny doany
14. xxx ( 20/05/2009 20:43)
http://www.cosmovisions.com/ChronoMadagascar.htm
http://www.ambamad.sn/decouvrirmada.htm
http://www.madascope.com/histoire.html
http://www.madagascar-vision.com/histoire/
http://www.tlfq.ulaval.ca/axl/afrique/madagas.htm
http://pagesperso-orange.fr/yann.michel/madagascar_histoire.htm
http://pagesperso-orange.fr/yann.michel/madagascar_histoire.htm
http://www.mfe.org/Default.aspx?SID=9960
15. xxx ( 20/05/2009 21:52)
efa maty daholo reo
16. xxx ( 21/05/2009 00:17)
tgv tsy mahay ny histoire ny tanindrazany akory kay ty vanina ,io efa misy lesona nomeko à distance tsy mila mandoa vola elah de mba misaora ry tsy mahalala fomba
17. xxx ( 21/05/2009 04:30)
vaninna:

Tsy firesahina adimpoko, na hoe aditsaranga , fa mba manitikitika ny saina ny hoe raha Fanjakana t@ faha Mpanjaka tokoa moa no averina eto Madagasikara, dia foanana ilay filaharana isan'olona mampiady foko iny, fa ilay Mpanjaka fotsiny no haverina iza raha fantatrareo no tokony ho:

-Mpanjaka'Antananarivo
-Mpanjakan'i Fianarantsoa
-Mpanjakan'i Toamasina
-Mpanjakan'i Toliara
-Mpanjakan'i Antsiranana
-Mpanjakan'i Mahajanga
?
Raha mba misy mahalala??
Averiko indray fa resadresaka fotsiny fa tsy hiresaka fanavakavahana akory an!! Sao dia misy romotra be eo indray hoe "mampiady foko ao @ serasera i vaninna"!!

:-*

Tana =Rakotondradama Andriamandidy
Fiana=Ralaitsiefa fenoanitra
Toamasina=Ramiakatraina fenotojo sy ny zandriny Ramalinaja retody fo
Toliary=Zina mamoriandro matoary
Antsiranana=Rekija nianitse
Mahajanga=Rabelaza ibn aly fitanandro
Aza manontany ny nihavian' ireo anarana ireo akory fa tantaram- pianankaviana izy ireny fa tsy tantaran'olona tsy mahita hombaina .

18. fijo ( 21/05/2009 21:41)
voavaly izany le resaka
19. vaninna ( 21/05/2009 23:36)
marina tokoa fa tantaram_pianakaviana aloha ireny matetika é
Misaotra betsaka aminy lien maromaro manome tantarany madagasikara
Hay misy mahavatra mametraka an'ireny eto aminy net ; zay vao mba naita io site "madascope " io fa dia misaotra e
Tena nahalalana zavatra maro vitsy ny fanontaniana na dia eo ihany aza ny tery saina tsy mahita afatsy ny orony, minia tsy mamaky ny fanontaniana ka matetika hors sujet , dia ady foana no tanjona fa tsy mba fihavanana, izao izao nahazo fanampimpahalalana avy aminy
20. xxx ( 21/05/2009 23:47)
Hoy vaninna

[quote]Manana raki-tahiry azo jerena angaha i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0623