vive ravalo: foana ny operation miboridana sy silipo maloto
1. salopard
(
09/05/2008 15:29)
Mazava izao le resaka, lasa olombaovao i le-valo, nosoloiny vaovao ny governemanta. inona intsony no itarainantsika, fananatenana vaovao izao no hita.
ary nnanome toky anay le-valo, fa raha tsy mandeha io, dia hisy vaovao foana, mba hampisy fanantenana vaovao @ le firennena:
-mety hiova vady vaovao izy.
-mety hiova anarana vaovao izy, mety ho ravola, de ralavomanana, de ravoalavomanana, etc..
-mety hovainy vaovao ny osy mainty sy ny cravate mena;
-raha mbola tsy mety ihany de mety hiova vahoaka mihintsy izy...
noho ireo toky ireo dia foana ny operation silipo maloto, sy boridana, etc...
tsy ampy dôzy aloha e! mba omeo @ le ravina raha misy any ra-jean-kely a!
sniff, sniff, tcouff, tchouff,......

répondu par Jeankely le 10/05/2008 00:24
3. xxx
(
09/05/2008 20:14)
efa tena lasa lavitra mihitsy ry rasalopard izany le,tandremo fa mety ho lasa ianareo ry zandry raha mitohy izao an?
4. Jeankely
(
10/05/2008 00:24)
Eto anie Ra-xxx tsisy resaka mitombona izany fa ny tombontsoa manonkana no hanaratsiana na hanatsarana olona. Izay miresaka tsotra lazaina mpiaro fitondrana kay moa ry zalahy no tena tao amin'ny fitondrana voatsipaka. Avy eo tia hilelaka indray. Tsy hay mihintsy. Ry ra-salopard niresaka ny hiboridana miaraka amin'ny rainy, reniny sy ny anabaviny ary hitsongolika eny ambohitsirotsitra io hita io fa tsy ampy roa volana dia manao hoe foana ny miboridana.
Ny manao resaka mifoka rongony no tena malaza eto ka izay no antony tsy mampandeha ny raharaha. Manamaina, mpanamaina salopaka, snif, snif, snif
Ny manao resaka mifoka rongony no tena malaza eto ka izay no antony tsy mampandeha ny raharaha. Manamaina, mpanamaina salopaka, snif, snif, snif