Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ktsif, milahatra araka ny daty
ktsif ( 11/11/2009 08:54)
HOY I JEYO HOE:
Isaky ny vita ny prime dia hoy i jeyo hoe: Tiako ihany aloha ilay izy fa ohatran'ny taitra tampoka aho de somary nisy nivalana kely (sady mihoatra loha kely) Alefaso indray ary e... tohiny
novalian'i ktsif ny 12/11/2009 14:18
ktsif ( 26/10/2009 15:57)
Ohabolana ankehitriny
betsaka ny fomba fiteny @ izao no mampme alefaso ary MAMPIFILAFILA OHATRY NY COMORIANINA MAHAY PIANO... tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/11/2009 13:44
ktsif ( 15/10/2009 07:01)
Mitanisa
DAL AMPASIKA ANJANONAÔTSA E!!! Misy betsaka ny ohatr'io fahenontsika eny an-dalana eny mba zarao e! Etsy @ pavillon ohatra: TADINA S'TIEN AO TRASPARÀ LOKOMENA MINIBÀ BAKÔLÀ ... tohiny
novalian'i dahuily ny 19/01/2010 21:45
ktsif ( 11/05/2009 15:56)
voan'ny inona re tony e
efa nisy indroa tetsy ambany dia mbola ho voa koa ve ianao eto e? valio ny hevitra dia mba misy namana ianao fa aiza no dia ianao irery no ho voa ato... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 13:25
ktsif ( 19/12/2008 07:37)
mitovy fa tsy sahala
avy nihady ovy hono ireo tantsaha roa vavy. Nony nahazo ovy iray sobika izy ireo dia nipatraka naka aina. Teo am-pitoerana teo dia niteny hono ilay tantsaha iray hoe: - mampatsiahy ahy ny vaompilaosi... tohiny
novalian'i mmmhh ny 27/12/2008 06:53
ktsif ( 15/12/2008 07:04)
inona no fiantso azy?
Isika gasy dia somary saro-kenatra amin'ny resaka fananahana. Na dia misy aza ny voambolana ofisialy filaza ny filahiana sy ny fivaviana dia tsy dia ampiasaina firy izy ireny. Saika isam-pianakaviana ... tohiny
novalian'i Papoose ny 02/01/2009 21:12
ktsif ( 20/05/2008 13:36)
INONA ARY ITY O?
rehefa eo i TSIMBA dia ny mpianakavy no mihinana azy raha tsy eo i Tsimba dia i dada irery no mihinana azy... tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/06/2008 08:32
ktsif ( 16/05/2008 13:18)
telefaonina mora e
Le telefonina amin'ny vidiny mora ireny ho aho asian'ny ankizy anarana daholo amin'izao e. Mahatsikaiky mihitsy. Ny motorola c113 zao dia ô ry vahoaka no anarany le alcatel @ le roa alina ireny hon... tohiny
ktsif ( 16/05/2008 09:40)
atao inona?
Atao inona kay ny uranium fa nisy nitondra tato amiko hoe amidy hono... tohiny
novalian'i ktsif ny 16/05/2008 13:21
ktsif ( 09/05/2008 09:36)
tsy connecté
en réseau ny ordi rehetra ato ampiasana. Za de tafiditra ao anaty réseau local nefa tsy mahazo internet. efa nohamariniko fa mitovy amin'ny an'ny olona rehetra ihany ny DNS sy ny etsetra fa ny inter... tohiny
novalian'i ktsif ny 13/05/2008 06:07
ktsif ( 12/07/2007 09:00)
Haintso Haintso
tetsy @ Esplanade Analakely fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny fahasalamana t@ izay. nanao fifaninanana Radio Crochet misoka tra ho an'ny daholobe ny mpikarakara. dia tonga nanantona teo... tohiny
novalian'i ianao ny 12/07/2007 16:27
ktsif ( 11/07/2007 14:48)
2cvôtany
[u]teo @ mpivarotra kafe[/u] indro nisy razoky (bokony be) nandrorandrora eran'ny lalana. poah! poah! 2cv masoso... -fa inona ity rora isaky ny mihetsika ity razoky a? poah! poah!.2cv masoso...an... tohiny
ktsif ( 09/07/2007 14:16)
journal inTIMe
:^:^=))=))na inona fanazavana atao dia hitm-poko hitam-pirenena fa miady an-trano ny TIM. misy ny manao inTIMidation amin'ny anaran'ny TIMocratie. Dia sanatria ve... efa niala ny AVI, niala ny RPSD, n... tohiny
novalian'i kanota ny 12/07/2007 08:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088