INONA ARY ITY O?
1. ktsif
(
20/05/2008 13:36)
rehefa eo i TSIMBA dia ny mpianakavy no mihinana azy
raha tsy eo i Tsimba dia i dada irery no mihinana azy

novalian'i mmmhh ny 09/06/2008 08:32
6. endrika01
(
21/05/2008 10:12)
Tsy mahafantatra ô,eritreritra ny ahy,laoka(sakafo)refa misy laoka dia mihinana avy ny mpianakavy,fa refa tsisy de i dadany rery no mihinana ny sakafo eo hi hi hi:-P:-P:-P
7. endrika01
(
21/05/2008 10:13)
Tsy mahafantatra ô,eritreritra ny ahy,laoka(sakafo)refa misy laoka dia mihinana avy ny mpianakavy,fa refa tsisy de i dadany rery no mihinana ny sakafo eo hi hi hi:-P:-P:-P
8. endrika01
(
21/05/2008 10:17)
Tsy mahafantatra ô,eritreritra ny ahy,laoka(sakafo)refa misy laoka dia mihinana avy ny mpianakavy,fa refa tsisy de i dadany rery no mihinana ny sakafo eo hi hi hi:-P:-P:-P
9. steph65no
(
21/05/2008 10:25)
sarotra ihany ny mamaly azy fa aleo de tsorina e:
"FO TSIMBA RY " de azonareo @ izay ve? alao anie ilay hoe tsimba de hitanareo ilay valiny.
Misaotra e!!

11. ktsif
(
21/05/2008 15:33)
sarotra ihany ny mamaly azy fa aleo de tsorina e:
"FO TSIMBA RY " de azonareo @ izay ve? alao anie ilay hoe tsimba de hitanareo ilay valiny.
Misaotra e!!
pounka kely fa tena lalintsaina e