inona no fiantso azy?
1. ktsif
(
15/12/2008 07:04)
Isika gasy dia somary saro-kenatra amin'ny resaka fananahana. Na dia misy aza ny voambolana ofisialy filaza ny filahiana sy ny fivaviana dia tsy dia ampiasaina firy izy ireny. Saika isam-pianakaviana dia samy manana ny fiantsony azy daholo. Ny to amin-dry dadanay izao dia BITRO no filaza azy. Ary ny any aminareo?
novalian'i Papoose ny 02/01/2009 21:12
3. lemenakely
(
15/12/2008 08:08)
ktsif:
Isika gasy dia somary saro-kenatra amin'ny resaka fananahana. Na dia misy aza ny voambolana ofisialy filaza ny filahiana sy ny fivaviana dia tsy dia ampiasaina firy izy ireny. Saika isam-pianakaviana dia samy manana ny fiantsony azy daholo. Ny to amin-dry dadanay izao dia BITRO no filaza azy. Ary ny any aminareo?
Ny eto Antananarivo no somary menamenatra momba io fa ny any @ faritany tonga dia direct be, indrindra ry zareo Sud Est , tadidiko tsara ilay tenin i Tpkl Ravony Francisque mikasika ilay reportage momba ny fiainany tao @ TVM, hoy indrindra izy: iaho 5 taona no notapahina ny bibitiko...
4. miranto81
(
15/12/2008 08:48)
Marina mihitsy io tenin'i lemenakely io. Ny merina mihitsy no malaza tsy mahitsy rehefa miteny.
5. fahamarinana
(
15/12/2008 08:58)
:arrow: voatery ho menatra ve na tsy mahitsy rahatoa tsy hitonona ny anarany.Ary raha izay koa no tiany hilazana azy sa voatery hitovy isan-tokatrano avy ...
miranto81 :tsy voatery ho merina daholo ny mipetraka ao antananarivo ary tsy voatery ho avy any anindran-tany daholo ny mipetraka any anindrany fa mifangaro.
Ny tiako lazaina dia efa fomba nitaizana ny tena ihany koa ny hitenenana na tsia :raha notezaina sy nampiasaina tao an-trano ohatra dia mandeha ho azy ihany koa.Izay aloha ny fahitako azy,hevitro.. tsy dia hitako izay olana rehefa azon'ny rehetra ny tiana hambara na inona lazainana inona...(l)

7. aloalo
(
15/12/2008 13:05)
ny ahy indray dia hoy aho @ zanako : " ton bibiche..." dia hoy no navaliny, "on dit zizi, et pour une fille, une chatte" :^) :^)
10. ikaretsaka
(
15/12/2008 19:22)
Balita sy Bozy
Fa marina io... za tamin'ny avy any Bira nianatra tao tana de nananga tanana fa poritra de nanontany le madama mpampianatra hoe ho aiza..de hamany ho'a... fa bedy nanao punition mihitsy. Za nanana cousines avy any manakara de izany ny firesakay

11. ktsif
(
16/12/2008 07:48)
ikaretsaka:
Balita sy Bozy
Fa marina io... za tamin'ny avy any Bira nianatra tao tana de nananga tanana fa poritra de nanontany le madama mpampianatra hoe ho aiza..de hamany ho'a... fa bedy nanao punition mihitsy. Za nanana cousines avy any manakara de izany ny firesakay
fa zaran'ikaretsaka aza tsy nasainy nanotsam-bava fa sao miraikitra tao ilay teny hoe amany koh! oadray pipi mantsy e!
:( :(
12. tywa68
(
16/12/2008 12:12)
Arakarak'ilay fotoana koa io e : teny ratsy no nandraisanay azy h@izay satria rehefa tezitra toa misy voatonona foana any ho any :-D :-D
13. ikaretsaka
(
16/12/2008 13:39)
Mampatsiaro anahy ilay debats t@ ethics izay koa ity resaka ity..
Nanontany an le prof zahay hoe inona no gravy kokoa ...ny mihinan am.... sa ny mihinan'ny fatiny?
De ho'zy lery hoe mihinan fatiny izany no giravy fa mifangaro ao aby.
De maninona zahay rehefa miteny olona hoe mihinan'ny fatiny tsy bedy kokoa nohon'ny miteny hoe ataoko man'em..... a
Fa nihotra loha fotsiny le madama

14. ktsif
(
16/12/2008 14:50)
kanefa anie amin'ny fiteny sasany ohatra hoe ny "isy" (bozy hoy ry ikaretsaka) any atsimo dia mandeha ho azy mihitsy e. fa ny manahirana sy ahitan-doza dia ny miresaka momba io loha sy ny manodidina azy io (ohatra maso, vava)
15. kotobekibo
(
16/12/2008 23:58)
lhl : balita , pôpôl , beloha , kotokely , sôsisy ...
vhv : bozy , tampon'i kalvary , foza , sambosa ...

16. diamondra27
(
17/12/2008 07:21)
idio tsara ny poketranareo fa hisy hold up de misy mampihorohoro am basy
:-P
:-P
18. rova30
(
17/12/2008 10:34)
Inona no fiantsoana azy ?
Vehivavy: Fivaviana
Lehilahy: Filahiana
...fa raha tiana atao directe kokoa dia partie intime ho ah!... na le zavatra ary ambany
Fa ny mahagaga ahy , raha aty andafy aho no miresaka ny momba an'io ? ...dia ohatry ny tsisy olana izany mihintsy, fa otran' ny miresaka tanana sy tongotra ihany, nefa kosa raha any amin' ny tanàna ? dia mbola ohatran' ny sadaikatra ihany! ilay fomba nitaizana tokoa angamba no mahatonga an' izany!

20. kotobekibo
(
17/12/2008 15:50)
Papoose:
ny henoko matetika misoa sy balita :lol:
misoa : hafa injay iny , tsy mbola henoko mintsy klé .