inona no fiantso azy?
42. Papoose
(
19/12/2008 22:26)
rehefa @niece-ko ny ahy dia pipiso!! dia ny lahy koa aza atao hoe kotobekibo na karetsaka :-D :-D
47. RATOVOARY
(
23/12/2008 06:12)
Isika gasy dia somary saro-kenatra amin'ny resaka fananahana. Na dia misy aza ny voambolana ofisialy filaza ny filahiana sy ny fivaviana dia tsy dia ampiasaina firy izy ireny. Saika isam-pianakaviana dia samy manana ny fiantsony azy daholo. Ny to amin-dry dadanay izao dia BITRO no filaza azy. Ary ny any aminareo?
Raha tena zohina ny teny fampiasa aminy de ny Fory sy Tabory no tena mahazatra ny oul @ Fiteny malagasy ofisialy satria ny lehilahy raha tafapetraka @ tany dia lazaina fa mi-Taboretaka ary ny vehivavy dia mi-Foretaka.
48. ari.malala
(
23/12/2008 14:16)
Nanatrika école des parents niaraka tam Gal Ramakavelo ah tam 13/12 lasa teo ary niresaka momba io fiantsoana ny fitaovam-pananahana io mintsy izy, sy ny fomba ifampiresahana @ ankizy. hoy izy hoe antsoy ftsn hoe fitaovana fampitana aina e! :P
Fa le resaka teny mivantana, tam za classe de 7è nisy sipa kely Tuléaroise zay niara nianatra taminay, d recréation ny andro d izy zany tsy nisy namana fa tsy nahay ny fiteniny ny ankizy, d za no niaraka taminy fa nampalaelo izy mangasiasy rery ery anjorontokotany ery, d sendra nantsoin'ny ankizy za d lasa, d hay izy io poritra de nanatona ana izy d oziz, ndao tsika hamany fa teo noho eo iany d nisy nandaza tany am madama zay roa vavy hoe izy mpiteny ratys moa za naman'y mpiteny ratsy de nihatakatahan'ny ankizy zay roa...