inona no fiantso azy?

21. ikaretsaka ( 17/12/2008 20:48)
ktsif:

kanefa anie amin'ny fiteny sasany ohatra hoe ny "isy" (bozy hoy ry ikaretsaka) any atsimo dia mandeha ho azy mihitsy e. fa ny manahirana sy ahitan-doza dia ny miresaka momba io loha sy ny manodidina azy io (ohatra maso, vava)


ieee.. za efa tratran'io tany atsimo hoe "itsy" no tiako tenenina dia le sady manondro ilay bengy hoe "jereo ny mason'itsy"

de ho'zy le gardien sady ofisque be razoky hoe "eoa..lahy avao itoy bengy itoy ka!"
saika nidirandoza nataon'ny tany hoe zoophile!
22. kotobekibo ( 17/12/2008 21:07)
Danz ilay tsy mahay teni-paritra an! :-D :-D :-D
23. rabilabila ( 17/12/2008 21:27)
Ny ahy indray ny mahagaga ahy dia:
- maro kokoa ny fiantsoana ilay fikabe ho an'ny lehilahy :bibity , lataka , tabory raha ofisialy no lazaiko an! ;ny an'ny vehivavy kanefa iray ihany .
-Fa maninona koa ny lehilahy raha "maditra" dia atao hoe jiolahim-boto ( ilay vonto eto dia ilay fika mivonto ao anaty kilaoty), fa rehefa vehivavy tonga dia atao hoe makorelina ( misy sens hoe mivarotra) fa ny jiolahim-bavy midika fotsiny "vulgarité" amin'ny sens-n'ny olona politiquement correct io an!!

Azafady aloha amin'ilay teny mivatambatana ho an'ny sofina sy maso tsy dia zatra fa ny anay moa tao an-trano dia lazaina amin'ny anarany daholo ny zava-drehetra
ohatra :tsy maninona mihitsy no miantso an-dRazokinibe hoe :"jereo kely ange ao anaty vatako ao fa adinoko ao ny salakako e!!" na izy koa tamin'ny mbola kely:"efa maniry ny nono fa aza manao akanjo manify intsony " Fa ao an-trano ihany no ohatran'izany ,rehefa any ivelany dia mitandritandrina fa sao dia manahirana ny olona .
Azafady ô!!
24. ikaretsaka ( 17/12/2008 21:29)
ny anay koa rabila ohatran'izany
25. kotobekibo ( 17/12/2008 22:04)
Ny ao aminay indray tsy d mivantana b otran'izany no fiantso azy , fa kosa afaka miresaka ny zvt retra tsy misy blem ,
Ry bavinay aza ref mivoaka avy mandro slip fotsiny no anaovany eran'ny trano , zahay koa tahak'izany . Ref eo ra-bainn vao tsy d manao an'izany izahay .
26. ikaretsaka ( 17/12/2008 22:44)
ka laisany manana bavy de zay... fa zahay maro lahy
27. kotobekibo ( 17/12/2008 22:54)
izahay indray maro vavy fa 2 lahy fotsiny :D
28. ikaretsaka ( 17/12/2008 23:39)
de tsy mba nomen'ialahy ny bandy :wink:
29. kotobekibo ( 17/12/2008 23:47)
Efa lasa dôly fa tara élah ! anotanio anie heïdi e! mpiara-milalao taminy ry zareo . :-P
30. ikaretsaka ( 17/12/2008 23:48)
ssssssss. sur e! :?
31. tenagasy ( 17/12/2008 23:49)
bonga
lengo
atody (voan'atody) :-D
kitso
fandehany
fihinanana
fitaovana
benitra
kamory
ketaka
dongona
lôlôsy
.....
32. kotobekibo ( 17/12/2008 23:49)
=))
33. tenagasy ( 18/12/2008 00:02)
Le inona no tena mampime an'i Kotobekibo?
Izany raha tsy misafosafo kibo - malemy - mitsikasina @ tany mihitsy?

:-P :-D :-D :-D
34. kotobekibo ( 18/12/2008 00:38)
tenagasy:

Le inona no tena mampime an'i Kotobekibo?
Izany raha tsy misafosafo kibo - malemy - mitsikasina @ tany mihitsy?

:-P :-D :-D :-D


ireto izy e! kay mbola nisy bdb mihitsy niafina tany ! loooza:-D
35. RATOVOARY ( 18/12/2008 08:43)
Aty @ province tena tsisy mahamenatra zany ny miteny an'io :
Fa ny an'ny vevavy zao ny azy TENGO ny filazany azy.
Taloha sahirana ihany ny sofina maheno le firesaka mivantambantana fa rehefa taty aoriana lasa zatra ho azy, ny tena ndray aza no toa voasarika mivantana ohatr'izay koa. Ny zanako zao vô 3taona fa rehefa hi-pipi lery tonga de mivantana be hoe: Zah hamany.
Ny an-dry zareo aza ny ankamaroany ny douche atao fefifefy kely fotsiny @ ravin-tsatrana sns .....de rehefa takona ny ambany de izy zay.
36. apache ( 18/12/2008 14:01)
any amin' ny faritra sud est indray, mifamadika ny vody sy ny fory
Fory (merina) = vody (sud est),
vody (merina) = fory (sud est) na koa "hôky"
koa mahamahiana ihany raha misy miteny anareo hoe be volom-body fa...
kôpenao kôpenao ny dikan 'izay.
Ny bibity indray misy miteny hoe "ambera" sns ... tsy tadidiko ny sasany!!!
37. ikaretsaka ( 18/12/2008 19:58)
ary hay zany io ambera io le nanafaran i dadabeanay an'i cousin anay t@ nanao sn tany...
hoy manko izy t@ izany hoe tandremo sao mifandombera any fa idirandoza....
hay moa izany mifandona fitaovan'ny lahy samby lahy....

soa fa mbola kely ahako t@ zany ka tsy nanadihady fa zao vo mahalala
38. karinah ( 19/12/2008 15:56)
ny ahy ataoko oe : tôtô ny an'ny vhv, zizi ny an'ny lhl , ny aoa orina njay doudousy na fefesse .
39. heidi ( 19/12/2008 16:50)
ny an'ilay namako izay ataony hoe bôbaline na an'i lahy na ho an'i vavy hihihih
ny ahy i ibalita sy pisokely
40. heidi ( 19/12/2008 16:51)
ny an'ilay namako izay ataony hoe bôbaline na an'i lahy na ho an'i vavy hihihih
ny ahy i ibalita sy pisokely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1397