journal inTIMe
1. ktsif
(
09/07/2007 14:16)
:^:^=))=))na inona fanazavana atao dia hitm-poko hitam-pirenena fa miady an-trano ny TIM. misy ny manao inTIMidation amin'ny anaran'ny TIMocratie. Dia sanatria ve... efa niala ny AVI, niala ny RPSD, niala ny MFM, dia efa samy ry zareo TIM ihany anie no ao dfia mbola miady an-trano indray e
novalian'i kanota ny 12/07/2007 08:55
5. kanota
(
10/07/2007 08:19)
Inona no olanan'ialahisany amin'izany. Raha mahay ialahy izy misarka aza no lasa fasika ka asehoy raha azon'ialahy ny fitondrana. Ialahy no ketrina tsy ialan'ny vahoaka raha antoko efa mipatitaka nefa tsy voajeran'ialahy. Miteny ny sasany nefa motraka.
6. ktsif
(
10/07/2007 13:29)
vao journal inTIM ary no nolazaina dia efa miakatr'afo sahady:roll::roll:.maika izany fa raha ilay MAP (Miady Am-Perinasa)))=))=))
7. kanota
(
10/07/2007 14:04)
Ajerao raha efa misaraka. Efa maivana izany fa tairo raha zakan'ialahy. Ialhy no efa maivandoha
8. ktsif
(
11/07/2007 07:59)
ka izay hamaivanan-dohako izay mihitsy no nandrovitako ny carTIMako satria tsy mba nisy fikaonan-doha sy filan-kevitra ny mpikambana tsotra mihitsy fa baiko sy teny midina no asaina ataon'ny eny @base e. hafa ianareo mavesa-doha ka mahatanty atao taingim-bozona toy izany e.:-/:-/:-/:-@ aleo @ fifidianana mifankahita e
9. Jeankely
(
11/07/2007 08:13)
Vonoy ny baolina raha mahay fa aza milalao voromaty aza mba jerena. Toa manao resaka tsy ho aizy.
10. ktsif
(
11/07/2007 14:01)
ny vavan'ny spekta tsy maintsy mandeha fa ny baolina tsy maintsy ho faty ho azy eo ihany e
11. tsoraka
(
11/07/2007 14:04)
Dakao mafy fa inona ity miandry taimbaolin'ity. Maty ho azy ve nefa mbola mampiditra any @ haraton'ialahy.=))=))=))
12. rabaradaka
(
12/07/2007 08:17)
Impiry moa zahay TIM izay lasa team no niteny hoe tsy mahay politika ange io Zoharimihaja io fa soloy e ! Dia tsy teahalala Ravalo dia vita ny aminy. Jereo sara ange ny tanjaky ny AREMA nandritra ny 25 taona satria ny mpitarika azy mahay. Aiza ve nama ka "coursier" tao amin-dRavalo no hatao filohana antoko goavana sady parti présidentiel. Ho rava io ary dia ny an'i Ranjiva kely sy Momy (Josefa Ylagilngy) no halaza. Inty ento any ny hafatra.
13. kanota
(
12/07/2007 08:55)
No Problem. Inona no mampibaradaka anao amin'izany. Izy no ho rava koa ianao no fanina. Efa hoe alaivo raha mahay fa aza mibaradaka
