HOY I JEYO HOE:

1. ktsif ( 11/11/2009 08:54)
Isaky ny vita ny prime dia hoy i jeyo hoe:
Tiako ihany aloha ilay izy fa ohatran'ny taitra tampoka aho de somary nisy nivalana kely (sady mihoatra loha kely)

Alefaso indray ary e
novalian'i ktsif ny 12/11/2009 14:18
2. dangytsmaty ( 11/11/2009 09:41)
Ny ahy ny tena nampme ahy de nedala somary tezitra t@ Fidy @ fanakianana azy fôna.
3. ktsif ( 12/11/2009 14:18)
Mafinaritra be tany fa ny tena tiako tao de le sakafo matsiro be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3127