Haintso Haintso

1. ktsif ( 12/07/2007 09:00)
tetsy @ Esplanade Analakely
fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny fahasalamana t@ izay. nanao fifaninanana Radio Crochet misoka tra ho an'ny daholobe ny mpikarakara. dia tonga nanantona teo daholo ny mpijery.
nalefa ary ny fifaninanana. tonga teo amin'ny anjaran'ity razoky iray. toy izao ny fanontaniana:
-Inona ao anatin'ny atidohan'ny lehilahy no mibaiko ny hormone ka mahatonga ny filahiana hihenjana?
(Somary nisafo loha razoky no sady nihanahana kely)
...Tsy mba misy sopapa kely ve hoy izy?
tsotra dia tsotra hoy ny mpanontany. miantomboka @ H ilay izy (rappel kely: hypophyse no valinteny andrasana)
-hay ve hoy razoky ... HERINTSAINA anie izany e:^):-o:-o:oops:
novalian'i ianao ny 12/07/2007 16:27
2. sitlo ( 12/07/2007 14:34)
mety matsiro ve izany hypophyse izany?
3. cialaurie ( 12/07/2007 15:37)
:-D
4. ianao ( 12/07/2007 16:27)
matsiro angamba fa andramo e, ohatra ny huitre angambany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0527