Ho an'izay nipetraka tao Antsirabira

1. zakomaimanovapsedo ( 09/05/2008 07:46)
Tadidiko tamin'ny année 1983 1985 , mbola tanora tamin'izany, tao Antsirabe tao nisy tarika hoe RALEVA; mba aiza izao ry zalahy?
novalian'i endrika01 ny 11/05/2008 10:58
2. volana1 ( 09/05/2008 15:06)
Fantatro daholo no misy anazy rehetra : Christian - Andry - Tsôtsô - Richard - Mamy kely fa i RAlph rery no tsy hitako hoe aiza. Namany angha enao ? sa tao koa ?
3. tlay ( 09/05/2008 15:57)
reo ary otrany tsy mihira tsony sa...???
4. lembelo ( 10/05/2008 22:26)
Tena mba tsy haiko indray izany fa i CharLEVA no tadidiko ary sôvaly de bois ro nataony, niaraka tamin-dry Rapapa
5. endrika01 ( 11/05/2008 10:58)
lembelo:

Tena mba tsy haiko indray izany fa i CharLEVA no tadidiko ary sôvaly de bois ro nataony, niaraka tamin-dry Rapapa




hi hi hi,mbola mahatadidy an'i CharLEVA foana kou nareo zany
hi hi hi t@ zah mamonjy Paka any Bira!dia lay manolotra hira hi hi hi
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0684