Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kiadi ( 14/05/2008 15:17)
fanotaniana ho an'i ratonga!
nanaho ahona ihany ny niafaran'i radona sy ikalamaria? nifapody ihany ve izy roa kely? :-D :-D :-D :-D :-D http://www.dailymotion.com/related/7494217/video/x56nko_hira-gasy-milay-be-ramilison-b... tohiny
novalian'i kiadi ny 25/05/2008 09:06
hertix ( 14/05/2008 14:44)
dinika mangina
salama daholo, mba mangataka ny tonon'ilay hira hoe "dinika mangina", Eugène Razafiarison angamba raha tsy diso aho no mihira azy. Misy hoe "dinika mangina, resaka tsiambaratelo..." dia tsy haiko in... tohiny
novalian'i ni81 ny 15/05/2008 10:37
rajoelina ( 14/05/2008 13:36)
Tsy ekena, fa tokony hahongana!!!
Ikaretsaka = admin [b]kolotsaina[/b] ^:^ =)) =)) =)) ika vazivaziko lesy zany ah! ;) Virtual le eto ah :) Misokatra ny adihevitra. ;-) ... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/05/2008 17:46
Fuuny ( 14/05/2008 13:19)
Jesoa fitiavana
manahona daholo ô saika mba angataka tononkira azafady mitondra ny lohanteny oe "Jesoa fitiavana" ny firmin misaotra mialoha veloum... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/05/2008 19:25
RATOVOARY ( 14/05/2008 12:47)
HONO HO AHO RY ZALAHY
Sao de mba mahasoa anao ity http://yougeens.com:80/ ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2008 13:55
rajoelina ( 14/05/2008 12:25)
Fitadiavana
izaho tsy mirevy mitady fitiavana, fa haleoko ihany mitady fety aloha. Ary nareo? * Misokatra ny adihevitra. ;-)... tohiny
novalian'i tomtom ny 16/05/2008 19:38
Princesse01 ( 14/05/2008 12:02)
olon-tiana
Manahoana daholo nareo, Nandefa hafatra teto za andro maromaro lasa, Efa voavaly ilay izy, mety amiko. Misaotra antsika rehetra namaly ny antso, Araraotina eto ny mamaly ireo izay tsy tratrako ami... tohiny
novalian'i RTsongy ny 21/10/2008 21:15
tomJoad ( 14/05/2008 10:34)
n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao
Manao ahoana daholo ny namana eto, mitady ny lohanteny sy ny mpihira ilay hira ity aho. 'n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao, ny elananelantany tsy hanova ny fitiavako amin'ny alina mangina ia... tohiny
novalian'i kalovao ny 14/05/2008 13:36
endrika01 ( 14/05/2008 09:10)
ADALADALA NY FITIA !!!
Asa nareo raha mba mitovy amin\'ah,fa za tia mangina mpihira vitsivitsy,isaky ny tonga ny fankalazana ny andro nahaterahan\'izy ireny dia manjoretra manirery maka coin,sady mieritreritra we raha mba i... tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/06/2008 11:49
rajoelina ( 14/05/2008 09:00)
Telephone tapaka aty Europa
Na aty Europa koa aza mbola manao fiainana gasikely ny bandy. Misy anzany tapaka wazy zany fifandraisan-davitra ^:^ Tsy aiko alou ra misy pôtô nianjera, na ambany be ny antenne misy azy any, ... tohiny
novalian'i xxxx1 ny 15/05/2008 14:03
hery ( 14/05/2008 08:16)
Ireo op ao amin'ny karajia
Mba tsara ampahafantarina antsika ihany angamba hoe iza avy moa izao ny op na mpandrindra ao amin'ny karajia.org amin'izao fotoana izao. Amin'izao fotoana izao izahay dia misy 12 lanto, anarim,... tohiny
novalian'i Naniie ny 03/07/2008 07:38
xxx ( 14/05/2008 07:41)
O VELONA , VELONA TOKOA ILAY HITANAY MATY E
Mba lasa ny eritreritro nandinika ny tonon'io hira io , fanaon' ny Katolika aorian' ny Fankamasinana ( Anamnèse ) ,, Fa ny tena nampandinika ahy kely de le andininy raha tohizana hoe ARY IN... tohiny
novalian'i cutie ny 23/05/2008 00:49
stefa1 ( 14/05/2008 06:14)
Tso-drano Mika sy Davis
Hanome tso-drano agnao Izy koa handeha hitady Irin'olo fa tsy haniry olo... tohiny
Belami ( 13/05/2008 22:53)
Fa de naninona loatra ? (TOHINY)
=(( =(( =(( ... tohiny
novalian'i Belami ny 04/06/2008 17:10
Belami ( 13/05/2008 22:47)
Hazo midoroboka
Mba misy manana io hirany LOLO SY NY TARINY io ve mp3 na tonokira farafaharatsiny :-D :-D de misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ratonga ny 13/05/2008 23:44
sergeig ( 13/05/2008 22:00)
tsy ambarambarako anao
efa azoko ilay tononkira hoe "Tsy ambarambarako anao "fa misaotra betsaka ny tonokira.serasera.org indrindra! .dia mirary anareo za mba hiroborobo hatrany ity>ity ... tohiny
novalian'i hery ny 14/05/2008 07:01
Belami ( 13/05/2008 20:48)
xxx
Eritreritra nandalo de nihezaka namantatra le dikanile xxx aho ka valiny telo no hitako, tsy haiko na marina na tsia : 1°) xxx = x3 sa ? 2°) xxx = 3x ( mpilalao kajy izany i xxx ) ... tohiny
novalian'i Belami ny 20/05/2008 11:52
niryna ( 13/05/2008 18:08)
Fitiavana Atra kanefa ve Izy mety ho tezitra amintsika?
Andriamanitra dia fitiavana( Jaona 3:16) ary nampisehony antsika izany fitiavany izany eny na dia mpanota aza isika.Nampianarina isika ny hanaraka ny didiny,ny hampihatra ny anatra nomeny ary ny andeh... tohiny
novalian'i niryna ny 06/06/2008 04:13
milaibe ( 13/05/2008 17:30)
voasambotra ny mpisandoka ps cazal and co
efa en détetion provisoire ,ka mangataka ny mety mahalala ny indices fanampiny hanaporofoina fa izy tokoa ny komisera Ratandra, na tsy miseho anarana ,manantena ny fiara-miasa.misaotra mialoha tompok... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:26
melody ( 13/05/2008 14:16)
Lasa ny maraina
Miangavy izay mba manana na tononkira na mp3 n' io hira io na, izy roa mihintsy aza vao miasa tsara, ny mpihira dia i Mireille izany,,, misaotra bdb... tohiny
novalian'i melody ny 17/05/2008 10:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0642