Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
natiora
(
15/05/2008 14:33)
tia
Marina ve fa ny firaisana ara nofo no fahasambaran'olombelona voalohany indrindra eto an-tany...
tohiny
novalian'i ploue ny 29/05/2008 14:57
ronaldo09
(
15/05/2008 12:15)
Mivorivory pour rien!!!
Zany ve no azo ilazana ny fivoriana etsy sy eroa ataon'ny mpanohitra ?araka ny nambaran'ny gazety dia hoe toa nisy ny fihetsiketsehana natao tany Farafangana ,fa oviana koa moa no nisy fihetsiketseh...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2008 01:15
endrika01
(
15/05/2008 12:13)
HATSIKANA!
Tafara-dalana i Koto sy Zefa. Hoy i koto:ialahy ty mou zany dia tena miseho ho tena mahery eto amin-tanana ry Zefa a Zefa :zany mihintsy kah,voalazan\'ise. Koto:tena marina a,@lafiny rehetra, Zefa:k\'...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 18/05/2008 07:56
endrika01
(
15/05/2008 11:02)
INONA NO MAHATONGA NY TAHOTRA
Lasa dia lasa wa ny eritreritra manontany we fa inona ary ny mahatonga ny olona iray hatahotra,na sari-tahotra....
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/06/2008 15:40
xxx
(
15/05/2008 10:36)
mitady sipa atao akama
za zany manambady fa mba te hanana sipa ho tiaviko sy ampiadaniko koa an,misy tezitra b njay zao eo mamaly anty nefa zamba matotra b le kozy,...
tohiny
novalian'i sovaka ny 14/10/2008 20:52
lemenakely
(
15/05/2008 10:16)
3V ireo no prioritén ny mpanao pôlitika malagasy !
ireto 3V ireto ny prioritén ny mpanao pôlitika malagasy :
-VOLA
-VONINAHITRA
-VODY(vodim-behivavy).....
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/05/2008 05:18
julianna
(
15/05/2008 10:11)
anontany vidin-javatra
slt daol
ono o a r reto
mb otrin kay n vidinle tany mainty varotana eny anosy reny e
am kg reny sa aona?
sa aiza koa n mis mvarotra r mb mis maita nareo??
d akotrzay, otrin kay n vidiny fasika? ...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 18/09/2009 15:04
lemenakely
(
15/05/2008 09:36)
Inona no antony tsy mampandroso ny gasy mandrak 'izao?
-Ny mpitondra ve ? Tia tena ary tsy mahalàla afatsy ny mameno paosy aloha vao ny an ny vahoaka
-Sa ny vahoaka ? Mahantra , izay ny ankabeazany à 75% dia tantsaha ary tsy mahalàla ny zony akory ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2008 16:21
xxx
(
15/05/2008 08:29)
Fihaonana b eny Ivato : fanaovana veloma an'i Bozy
D miandry ny rehetra izany @ fananterana an'i Bozy eny Ivato :
- hisy kaly eny saingy andoavam-bola
- izay tsy misy fiara dia misy fitanterana @ taxi b
- zay mbola tsy nividy kadô dia eny an-toe...
tohiny
novalian'i avana ny 28/05/2008 13:47
nyeja
(
15/05/2008 08:17)
azo atao ve Manangana dada ?
Miarahaba anareo
Efa 10 taona lasa izay nahalasanan i dada malalako, nanana anjara toerana lehibe tamin "ny fiainako izy, azo lazaina mihitsy hoe " l"homme de ma vie " ny mba mahagaga ahy dia tena ...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/06/2008 04:44
hery
(
15/05/2008 07:52)
Ironman
Mbola tsy mety hitako foana kanefa tiako t@ BD
Ankoatra an'io, inona indray ny film tsara e?...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 24/07/2008 01:51
hery
(
15/05/2008 07:26)
idago.net
Sendra hitako tatsy amin'ny resaka informatika fotsiny dia aeliko eto.
[url]http://idago.net[/url] toerana afaka hametrahana site maimaim-poana....
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 08/05/2009 08:26
Nouassi
(
15/05/2008 06:06)
Njakatiana
Manaona daholo e! mba mangataka ny tononkiran'i Njakatiana misy hoe: Tsara ny fitiavana iarahako aminao dia ny tohiny....
tohiny
ravatorano
(
15/05/2008 04:46)
Hiverina ao amin'ny valan'ny FIFA indray zany isika
[b]fanatanjahantena
Fitsarana
Voatsipaka ny didy fandravana ny FMF[/b]
Haharaka ireo lalao isan-kerinandro ataony ve ny Barean’i Madagasikara amin’ny volana jiona, raha tafaverina eo...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 20/05/2008 14:37
imeva
(
15/05/2008 03:34)
iray nje
Marim-pandrefesana gasy fahiny:
iray tondro : misy ve?
iray nje = elanelan'ny lohan'akihy be sy lohan'ny fanondro rehefa velarina
iray ankiho = raha velarina ny tanana dia avy eo amin'ny kiho ka ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/05/2008 14:51
xxx
(
14/05/2008 17:23)
tsy mahagaga
Tsy mahagaga
raha tsy mahatoky intsony
Tsy mahagaga
fa ny heloky no hafa nakana lesona
Tsy mahagaga
raha tsy mahita intsony
Satria leo nitady
aleo miandry ny ao ambony...
tohiny
novalian'i Belami ny 16/05/2008 19:00
lagoon
(
14/05/2008 16:47)
Niaiky ny Vatican fa tsy isika irery no eto @ Univers
http://tempsreel.nouvelobs.com/depeches/culture/20080513.FAP3554/croire_aux_extraterrestres_et_en_dieu_en_meme_temps_ces.html
Efa ho 2000 taona mahery no nandainga ka fanomanana tsikelikely ireo kr...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2008 15:43
Bazily
(
14/05/2008 15:57)
TENA NAMANA
Aminao : Inona ny hoe:"TENA NAMANA" fa raha ny hevitro dia "MANOME IZAY TSY ANGATAHINA, MANOLOTRA IZAY TSY TADIAVINA" ary koa ANTSOINA RAHA MAINA ANDRO : TONGA , IANGAVIANA MISASAKA ALINA : TSY MANDA
...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 20:36
carson
(
14/05/2008 15:44)
mangataka mp3
Mba mangataka hira malagasy izay manana azafady. Ilay bà-kira gasy ireny.
Belahy
Tarika Remi
Ifanihy
...
(l) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2008 15:49
faralah
(
14/05/2008 15:18)
fiverenan'i Cazal
AINAHERi: fa misy olana be @lah anga ra miverina CAZAL, aza marary fo @tsisy antony lesy dadato a! =)) =)) =)) resaka efa milamina mbola foazina iany, mila kisa mihitsy elah io a!!! za manambara oe...
tohiny
novalian'i Papoose ny 05/06/2008 02:59
