Mivorivory pour rien!!!
1. ronaldo09
(
15/05/2008 12:15)
Zany ve no azo ilazana ny fivoriana etsy sy eroa ataon'ny mpanohitra ?araka ny nambaran'ny gazety dia hoe toa nisy ny fihetsiketsehana natao tany Farafangana ,fa oviana koa moa no nisy fihetsiketsehana natao ivelan'ny renivohitra no hamokatra , zany hoe rehefa tsy raharahan'ny ao an-drenivohitra dia any amin'ny region samy hafa indray no mitetitetika zavatra hafa??? ( Kiiiiiiiiiiiiiiiiiiii!!!!!!!!!!) kozy raha tsy mandany andro pour rien ,mandany ron-doha pour rien ary mivorivory pour rien ny mpanohitra !!!
répondu par Jeankely le 07/06/2008 01:15
2. Koditra
(
15/05/2008 12:54)
Mivorivory pour rien fa mampitsangam-bolo an-dRa8 sy tsy mampitombina ny pôlisy sy zandary sy miaramila fa konsiné lava fa sao d hisy zavatra hitranga.
3. Jeankely
(
15/05/2008 13:45)
Sanatria tsy miaro ny mpanohitra aho akory fa misy tsy hekeko ilay hoe any Farafangana sy resaka Renivohitra. Na aiza na aiza hikotrehin'ny zavatra mitombona dia mety foana ary manjary fanaovana tsinotsinona ny any @ Faritra raha toa ka ny Renivohitra ihany no lazaina ahafahana manao zavatra ho an'i Madagasikara.
Averiko amin'ny fironako amin'izay fa ilay resaka Faritra ihany no tsy zakako ronaldo09. Ny fivorian'ny mpanohitra izay tsy fantatra hoe hitondra inona na mankaiza na koa tsy mazava amin'ny olona no antony tsy hanarahany azy fa tsy hoe FITIAVANA NY MPITONDRA AKORY. Mila marihina io.
Ny lazain'i Koditra amin'ny soany hoe "mampitsangam-bolo an-dRa8 sy tsy mampitombina ny pôlisy sy zandary sy miaramila fa konsiné lava fa sao d hisy zavatra hitranga" dia ara-dalana ary manome dera ny filoha ianao satria mmihaino izy izany matao mitsangambolo. Ary hatao an'inona moa ny mpitandro filaminana. Angaha natao hipetraka any antrano no dikan'ireny any andafinareo ? Sa mbola tsy hay fa Jeneraly aza tsy nahalala "Guerre" fa retirety tsy niady hoy ny any andafinareo.

4. Koditra
(
15/05/2008 14:23)
Matoa mapitsangambolo sy tsy matafandry mandry d tsy mivory2 pour rien no dikanzany, asa na azon'Jeankely mipetraka any andafin'indonezia zany teny gasy mazavabe lazaiko izany, ra mila famelabelarana bebe koko @ voambolana malagasy dia mbola vonona za.
5. Jeankely
(
15/05/2008 17:05)
Ary aza mifampi pour pour rien izany ary fa ianao no tena pour pour rien-nao
8. Jeankely
(
16/05/2008 00:43)
Hevitra pour pour rien tsy mitondra makaiza fa sahalan'ny mivorivory pour pour rien ihany. :-D :-D :-D .
Ny olona vendram-pour pour rien no tsy mahatafavoaka ny firenena. :-D :-D :-D

9. Koditra
(
16/05/2008 05:52)
Ka ny firenena zao vao maika tafavoaka pour rien.
Navarin'ireo mpitondra vendrana sy mpanolotsaina jeankely pour rien.

11. xxx
(
16/05/2008 08:20)
Jeankely:
Hevitra pour pour rien tsy mitondra makaiza fa sahalan'ny mivorivory pour pour rien ihany. :-D :-D :-D .
Ny olona vendram-pour pour rien no tsy mahatafavoaka ny firenena. :-D :-D :-D
Ianao gasy ihany ka aza manaratsy gasy sahala anao. Fa raha izay no fomba fijerinao de ianao no tena vendram-pour pour rien.
12. Jeankely
(
16/05/2008 10:53)
Azafady kely ra-xxx fa tsy niteny ny Malagasy mihintsy aho. Raha misy mpanao politika na mpitondra izy na mpanohatra vendram-pour pour rien tsy midika fa ny Malagasy no donto-pour pour rien fa aza ampidirina @'ny fanaonareo aho. Na hivadika xxxpour rien ianao tsy mahasakana ny tany tsy hiodina.
13. xxx
(
16/05/2008 12:03)

Io de toy le fitenenana hoe: "Ny fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray..." ka noho izany de misy aza ezaka kely vitan'ny sasantsany ao @ fitondrana de tsy hita pour pour rien noho ireto sasany tsy mahavita azy.
De lasa ny tsy mpanao ihany no be menimenim-pour pour rien eh!
Ianao METY HO ISAN'IZANY
14. Jeankely
(
16/05/2008 12:27)
Mety diso fijery ianao na ity loha-hevitra ity ihany no novakianao. Raha mamaky ny maro ato ianao dia izaho no anisany voalaza mpiaro ny mpitondra raxxx por rien.
15. Koditra
(
16/05/2008 13:24)
jeankely ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
Lany hevitra pour rien.
Mahaiza miaina fa zazakely voatavo tsy mifandraka, tsy fantatrao akory oe iza le olona iresahanao, hatraiza ny fahaizany sy ny traikefa ananany, ny capacité d'analyse-ny. Faharoa tsy jiolahim-bavy sy jiolahim-boto ôtranao a akory ka faly ny hiteny ratsy fotsiny. Mahaiza miaina, refa tsy manankevitra d mangina, miandrasa lohahevitra hafa vaovao. POINT.

16. Jeankely
(
16/05/2008 16:19)
Mampihomehy izany hatraiza sy hatraiza izany. Dia nitondra inona hatraiza. Lazao koa fa efa teny @ volana Koditra. :-P :-P :-P . Sao mba olomanga mitapy koa.
17. Annie2006
(
26/05/2008 14:58)
ronaldo09:
Zany ve no azo ilazana ny fivoriana etsy sy eroa ataon'ny mpanohitra ?araka ny nambaran'ny gazety dia hoe toa nisy ny fihetsiketsehana natao tany Farafangana ,fa oviana koa moa no nisy fihetsiketsehana natao ivelan'ny renivohitra no hamokatra , zany hoe rehefa tsy raharahan'ny ao an-drenivohitra dia any amin'ny region samy hafa indray no mitetitetika zavatra hafa??? ( Kiiiiiiiiiiiiiiiiiiii!!!!!!!!!!) kozy raha tsy mandany andro pour rien ,mandany ron-doha pour rien ary mivorivory pour rien ny mpanohitra !!!
Dia sahy milaza izany ingahy fa tsy ho hisy mihitsy fihetsiketsehana hamokatra raha ivelan'ny renivohitra? Ho hitantsika eo ary satria hitako miseho ho bemokona be ingahy rainy.
18. Jeankely
(
27/05/2008 00:52)
Ny fihetsiketsehana mahomby na avy andafy, na avy @'ny faritra, na avy eo ampovoany rehefa mitombona. Porofon'izany koa raha tsy manaiky ny hifidy olona iray ny faritany 5 tsy lany ilay olona ary Madagasikara tsy midika Antananarivo irery. Saingy tsy mahombo ny resaka satria olona avy nangorona ary taranaky ny mpangorona no miseho miresaka sy manaratsy fitondrana.
19. fijo
(
06/06/2008 20:35)
annie,raha ny tantara aloha dia tsy mbola nisy fihetsehana nahitana vokany rah atsy ny ao tana no mihetsika.
71,nihetsika ary tena nahery vaika ny hetsika tany toliary,ary dia tena hetsika nankatoavin'ny vahoak aio hetsika io,saingy tany toliary ka mora tamin'i tsiranana ny nanapotika azy.de vita.

20. Jeankely
(
07/06/2008 01:15)
Tandremo ry namana fijo fa sao mivadika filazana ny any @'ny sisiny tsisy ilaina azy izany. Aza adino fa tsy lany ny filoha raha tsy ny tany @'ny sisiny no mameno ny vato. Be ny mpamadidresaka eto ka tandremo tsara na misy marina aza.