Inona no antony tsy mampandroso ny gasy mandrak 'izao?
1. lemenakely
(
15/05/2008 09:36)
-Ny mpitondra ve ? Tia tena ary tsy mahalàla afatsy ny mameno paosy aloha vao ny an ny vahoaka
-Sa ny vahoaka ? Mahantra , izay ny ankabeazany à 75% dia tantsaha ary tsy mahalàla ny zony akory .
sa mbola misy zavatra hafa ?
:?: :?:
-Sa ny vahoaka ? Mahantra , izay ny ankabeazany à 75% dia tantsaha ary tsy mahalàla ny zony akory .
sa mbola misy zavatra hafa ?
:?: :?:
novalian'i Jeankely ny 16/05/2008 16:21
2. natiora
(
15/05/2008 09:56)
lemenakely:
-Ny mpitondra ve ? Tia tena ary tsy mahalàla afatsy ny mameno paosy aloha vao ny an ny vahoaka
-Sa ny vahoaka ? Mahantra , izay ny ankabeazany à 75% dia tantsaha ary tsy mahalàla ny zony akory .
sa mbola misy zavatra hafa ?
:?: :?:
ny fisainana koa tafiditra ao antiny
3. mihajakeli
(
15/05/2008 10:02)
io fisainana io ange no mibaiko ireo roa voalohany n,olazainao ry natiora e
iza marina moa ny mpitondra tena hita fa nahay nampiadana ny vahoaka teto madagasikara ka tsy nahitana firy loatra fijalian 'ny vaohaoaka teo amin'ny lafimpiainany :?:
tsy haiko aloha na d tsy vahiny aza aho :-P
maro ny lafiny tsy handrosoantsika ary ny tsirairay no tokony handiny tena amin'izay ! tsy mpitondra irery ihany fa ny vahoaka manontolo mihitsy fa firy amin'ny malagasy moa no mametraka izay fanontaniana izay hoe " fa maninn tsika no tsy mety mandroso sy reraka lava ity " :?:

4. Jeankely
(
15/05/2008 11:22)
Taloha dia ny Mpanjaka no tompon'ny rehetra ary na ny vehivavy tsara tarehy aza azony asaina mody any aminy raha tiany. Tsisy afaka manda fa tapa-doha. Amin'izao dia fidiana ny mpitondra noho izany ny mpifidy no nopotehan'ny mpanao politika taloha mba hisaratsaraka ary azo lalaovina sy tsy mahalala ny zony. Efa maneho izy izao ary ireny voka-pifidianana sasany ireny. Koa raha tsy mandroso dia ny vahoaka manaiky anaovana resaka 3V sahala ny resak'i lemenakely ary ambadika, ny vahoaka anaovana resaka demony, ny vahoaka rebirebena amin'ny resaka vongany no tsy mampandroso.
6. Koditra
(
15/05/2008 12:51)
Inona no antony tsy mampandroso ny gasy mandrak 'izao?
Mpitondra : variana miady seza, miaro sy mampitombo tombotsoa manokana
Vahoaka : Miaina ao anatin'ny fahantrana lava tsy misy fivoarana, aleo manalazy ato @ serasera, manao rami, belôty, lôtô, Pmu, dômy... fa ny fahantrana tsy ho tapitra. :-D :-D :-D
7. Jeankely
(
15/05/2008 13:51)
Io voalazan-dRa-koditra io indrindra no tena tian'ny mpanao politika. Samy variana mitonaka fa ry zalahy mampiresaka sy mihinana ihany na ny mpanohatra io na ny aiza. Tsy hanome sosokevitra ano aho ra-kiady satria tsy tonga any amin'ny mpitondra Fanjakana fa fandrebirebena vahoaka fotsiny. Any @ resaka manalava bibilava ianao mamokovoko koa :-D :-D :-D
8. kiadi
(
16/05/2008 11:47)
manina tsy milaza oe tsy manana sosokevitra fa tsy ny bibilavako no asina teny :-D
9. Jeankely
(
16/05/2008 12:30)
Tsy ianao no mibaiko ahy amin'izany fa efa mandefa hafatra ho an'ny mpimenomenona pour rien hatrany aho.
10. patrick2002
(
16/05/2008 13:53)
lekely:Ny fozanao sasana ,fa sao dia bobongolo 8) fa aza ny an'olona no tenenina ,
11. kiadi
(
16/05/2008 14:29)
sady tsy manana sosokevitra zany rajohnkely no kely bibifohy! :-D :-D :-D
12. Jeankely
(
16/05/2008 16:21)
Inona koa izany fozan-dreninareo nivadika resaka politika izany :-D :-D :-D