mitady sipa atao akama

1. xxx ( 15/05/2008 10:36)
za zany manambady fa mba te hanana sipa ho tiaviko sy ampiadaniko koa an,misy tezitra b njay zao eo mamaly anty nefa zamba matotra b le kozy,
novalian'i sovaka ny 14/10/2008 20:52
2. kiadi ( 15/05/2008 10:45)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
zah aloha tsy tezitra fa tonga de tapatsinay be eh
=)) =)) =)) =)) =))
3. kala ( 15/05/2008 11:22)
=)) =)) =)) =)) =))
zà zany mahita hoe tena tsy ampy no sady misy mihoatra ao!
fa zà tsy teniteny ka!
4. Koditra ( 15/05/2008 11:46)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. preeni ( 15/05/2008 12:03)
sarao ny vadinao fa za mitady vady :D
6. mangidy ( 15/05/2008 14:16)
:-P :-P :-P
7. kiadi ( 15/05/2008 14:18)
preeni:

sarao ny vadinao fa za mitady vady :D


ary raha sipa io de ahona?
=)) =)) =)) =))
8. tlay ( 15/05/2008 17:28)
toi ko anie mba tehanalazy fotsiny e! de mananiany sy mandragitra fotsiny e! milay ranga a! :-D :-D :-D
9. preeni ( 16/05/2008 03:02)
kiady raha sipa moa io dia atao akory,diso fanatenana eto zany ko :(
efa maika hanambady iaho ka miandry izay vonona :D (l)
10. kiadi ( 16/05/2008 06:14)
fa de in re no mahamaika? ny tôna tsy ambony be akory!
11. RATOVOARY ( 16/05/2008 07:12)
preeni:

efa maika hanambady iaho ka miandry izay vonona :D (l)

Aza maika raha mbola tsy @ taonany.
Misy ny ankizy vao manao sipa tonga de vady aveo korontandava ny ao na-trano satria tsy ampy "ANDRAM-PIAINANA" akory. Ilaina ihany ny mahay ny fomba hitondrana ny fiainana any aoriana vao miditra @zany sao manenina raha sendra ny VADY MADITRA

12. kiadi ( 16/05/2008 08:39)
misy fahamarinany bedebe ny an'i ratovoary
13. preeni ( 16/05/2008 08:39)
kiady ilay taonako mety tsy dia marina,satria ny marina rehetra hono tsy filaza :D
RATOVOARY
efa ela niasana ka haleo hiroso @ tokatrano @zay :D
miandry aho (l) (l) (l)
14. Koditra ( 16/05/2008 14:00)
preeni: Za oa vonona ho kandidà ra ataotsika virtoaly lé izy. D miandry ny mariazy miaramizotra karakarain'ny dadabe manaraka ndray. (l) (l)
15. kiadi ( 16/05/2008 14:14)
preeni>diniho tsara le ol fa aza maika zany wa!!! :wink:
16. sovaka ( 14/10/2008 20:52)
Za :twisted:, mitady akama mafy d mafy mints, fa ze vonona de raisiko mlay be!!!! :D "hoy sôvaka" :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0832