Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i julianna, milahatra araka ny daty
julianna
(
14/11/2009 11:01)
contacts
slt
mitady contact amin'ireo mpamokatra, mpilalao sari-mihetsika na théâtre aho, na koa ireo izay liana amin'izany !!!
...
tohiny
julianna
(
15/07/2009 10:50)
aidez-moi
slt
mitady ny coordonnées-na école de danse iray eto antananarivo aho:
école bell'art no anarany
mba omeo ze manana na mahalala na ahita na mahafantatra e (adresse et nu tél)
ok merci !
...
tohiny
novalian'i harilalaina ny 02/08/2009 18:37
julianna
(
15/07/2009 10:49)
aidez-moi
slt
mitady ny coordonnées-na école de danse iray eto antananarivo aho:
école bell'art no anarany
mba omeo ze manana na mahalala na ahita na mahafantatra e (adresse et nu tél)
ok merci !
...
tohiny
julianna
(
15/07/2009 10:47)
aidez-moi
slt
mitady ny coordonnées-na école de danse iray eto antananarivo aho:
école bell'art no anarany
mba omeo ze manana na mahalala na ahita na mahafantatra e (adresse et nu tél)
ok merci !
...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 17/07/2009 07:36
julianna
(
28/05/2009 08:00)
thérmomètre de cuisine
Izaho ry reto mitady thérmomètre de cuisine an. iaina rehefa manao lakozia ka tokony ho précis ny température-ny rano ohatra. tena ilaiko be ka ze mafantatra hoe aiza no misy ivarotra na manana di...
tohiny
novalian'i pateux13 ny 29/06/2009 19:32
julianna
(
21/04/2009 10:50)
mihira - mitendry
bonjour,
izay tia zava-kanto: hira sy mozika no tsara mijery ity
te mba hiserasera amin'ireo mahay mozika : mitendry zava-mameno efa nianatra an'izany mba hifanakalo hevitre sy fomba fijery e! m...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 22/07/2009 16:45
julianna
(
21/04/2009 10:46)
kilalaon'ny ankizy ankehitriny
manaona dol o
ity misy eritreritra mandalo kely e, mba mila ny fijery sy ny hevintsika ary ny fahafantarantsika tsirairay : na ankizy na ray aman-dreny na mbola mpitovo.
inona amin'izao no tena ...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/04/2009 08:38
julianna
(
07/07/2008 12:02)
danse urbaine / moderne
slt
resaka dihy ity
mitady olona mpanao danse moderne / urbaine aho, manana groupe na tsia
fa za mb maniry ny hanao an'io karazana dihy io
bonne continuation daholo eee
mazotoa misera oh...
tohiny
novalian'i tsikivitsiketraka ny 18/07/2008 17:19
julianna
(
07/07/2008 11:58)
ho an'izay liana @mozika
slt daholo
iza amintsika no mba liana amin'ny mozika ka te hanangana tarika kely
izaho manko liana, mahay mihira
de mitady mpitendry e
ny ankabeazan'ny karazan-kira dia tiko fa ny tena ankafiziko ...
tohiny
julianna
(
15/05/2008 10:11)
anontany vidin-javatra
slt daol
ono o a r reto
mb otrin kay n vidinle tany mainty varotana eny anosy reny e
am kg reny sa aona?
sa aiza koa n mis mvarotra r mb mis maita nareo??
d akotrzay, otrin kay n vidiny fasika? ...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 18/09/2009 15:04
julianna
(
16/04/2008 13:10)
tennis
slt daol
par hasard sode mis maay tennis kay d mb mapianatr kel f za te anao e
ok e :...
tohiny
novalian'i kiadi ny 16/04/2008 22:05
julianna
(
28/08/2007 08:26)
je cherche ....
Slt tout le monde e
jeune fille malgache cherche copines (éventuellement copains) aimant le sport et avec qui courir et/ou faire du volley ou de la danse au moins une de préférence deux fois par...
tohiny
novalian'i julianna ny 07/09/2007 04:17
julianna
(
03/06/2007 16:53)
ilaina ny mitaiza vatana...
hono ho aho e
fa nahoana isika eto madagasikara no tsy sia taitra amin'izany fitaizam-batana izany e
nefa dia ilaina tokoa izy io amin'ny asa sy mba tsy hahamora antitra sns e
sa aona ny hevitrareo...
tohiny
novalian'i baobad ny 27/11/2017 16:44
