slt daholo
iza amintsika no mba liana amin'ny mozika ka te hanangana tarika kely
izaho manko liana, mahay mihira
de mitady mpitendry e
ny ankabeazan'ny karazan-kira dia tiko fa ny tena ankafiziko dia ny R&B dia dance dia slow koa
zay f maztou daol reto miserasera an