aidez-moi

1. julianna ( 15/07/2009 10:47)
slt
mitady ny coordonnées-na école de danse iray eto antananarivo aho:
école bell'art no anarany

mba omeo ze manana na mahalala na ahita na mahafantatra e (adresse et nu tél)

ok merci !

tena ilaina maika io ry reto an
2. ravonjison ( 15/07/2009 15:22)
Izaho koa mba efa nitady ny adiresin' ny " academie de danse K'ART " ao Tana teto, fa tena tsy nisy nahalala. Ka mirary anao aho ahazo valiny mahafapo avy @ mpisera.
Ao @ academie de danse koa mantsy misy fianarana " dance de salon ", raha iny no mahamaika anao.
Ny ahy indray hampianatra dance " salsa " no mba faniriako tao.
3. julianna ( 16/07/2009 07:47)
slt an
misy mampianatra danse orientale ao ka,
zay no tadiaviko!
merci
4. Ratoa ( 16/07/2009 23:17)
ravonjison
manaova vacances any Amérique latine na Afrique de l'ouest fa zareo no tena mpiangaly salsa
5. ravonjison ( 17/07/2009 07:36)
Ratoa:

ravonjison
manaova vacances any Amérique latine na Afrique de l'ouest fa zareo no tena mpiangaly salsa



Ratoa a , efa 10taona izay no anaovako an' io salsa io, ry zareo avy any Amerique latine tokoa no nahalalako an' io salsa io tatý .Ny programako manaraka mikasika salsa aloha izao dia i Dago...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0884