aidez-moi

1. julianna ( 15/07/2009 10:50)
slt
mitady ny coordonnées-na école de danse iray eto antananarivo aho:
école bell'art no anarany

mba omeo ze manana na mahalala na ahita na mahafantatra e (adresse et nu tél)

ok merci !

ilaina maika ry reto an
2. ravonjison ( 15/07/2009 14:35)
Izaho koa mba efa nitady ny adiresin' ny " academie de danse " ao Tana teto, fa tena tsy nisy nahalala. Ka mirary anao aho ahazo valiny mahafapo avy @ mpisera.
Tsaratsara angamba raha any @ fanatanjahantena na kolo-tsaina no itondranao ilay fanontaniana.
3. harilalaina ( 02/08/2009 18:37)
ary le ao antanimena ao ambadika pradon , kera arts?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4041