anontany vidin-javatra

1. julianna ( 15/05/2008 10:11)
slt daol
ono o a r reto
mb otrin kay n vidinle tany mainty varotana eny anosy reny e
am kg reny sa aona?
sa aiza koa n mis mvarotra r mb mis maita nareo??
d akotrzay, otrin kay n vidiny fasika? le eny ampasika reny ohatra mande par kg sa par sarey d otrin
so d mb mis mahalala f anovana zaridaina e
ok maztou daol e
novalian'i Ratoa ny 18/09/2009 15:04
2. rhina ( 18/09/2009 07:47)
ny fasika zao no azoko lazaina anao misy an le sceau kely reny an 300 ar na 400 ar ny erak'ireny
mande @ kitapo sy charette koa ireny : arakaraka ny alavirandalana itondran'ny sarety azy fa aleo ianao mints no mande manontany sady miady varotra
3. Ratoa ( 18/09/2009 15:04)
maninona no mividy tany mainty, fa nahoana raha manao zezika tain'omby?
Raha mazoto ianao, masahana aloha ny zezika: atao anaty lavaka na atao amin'izao fotsiny dia tondraha indroa isan'andro (maraina sy hariva)paha tonga azy ho mainty sy miraraka?
Raha kamo ianao dia tonga dia afangaroy amin'ny tany dia tongray dia afaka andro vitsivitsy vao ambolena ny voninkazo?
Maniry tsara daholo min'izay na ny voninkazo na ny hazo fihinam-boa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2233