thérmomètre de cuisine

1. julianna ( 28/05/2009 08:00)
Izaho ry reto mitady thérmomètre de cuisine an. iaina rehefa manao lakozia ka tokony ho précis ny température-ny rano ohatra. tena ilaiko be ka ze mafantatra hoe aiza no misy ivarotra na manana dia vidiako, fa tsara fantatra nefa ny vidiny. ilaina maika be.

zay e

manantena fa misy mahita e!

ok!
novalian'i pateux13 ny 29/06/2009 19:32
2. Ratoa ( 28/05/2009 20:02)
Bjr

Anontanio ireny mangazay spécialiste momba ny fan tana sycongélation ireny.
Ny grande suraiza.face koa mety hisy. Izaho nividy fa tsy tadidiko intsony hoe t
3. julianna ( 29/05/2009 11:25)
merci bcp

sao misy mafantatra hafa?

OK
4. Djhamhal ( 29/05/2009 13:47)
nisy pub momba ny matériels de cuisine zay tao @ fandaharan'i chef Marius ; fa tsy tadidiko loatra oe aiza le toerana ! na koa contacteo izy de izy no manoro anao !
5. mirana5 ( 07/06/2009 16:34)
manana net ianao koa maninona no tsy taper-na fotsiny hoé thermomètre de cuisine? :wink:
6. mketsa ( 09/06/2009 09:38)
misy ao anaty frigo.misy ao @efitra lakozia ary misy koa hitsapana ny hafanan'izay atao(rano,pate,...)fa io farany io dia ny tanana dia mahatsapa azy)
7. mketsa ( 09/06/2009 09:39)
misy ao anaty frigo.misy ao @efitra lakozia ary misy koa hitsapana ny hafanan'izay atao(rano,pate,...)fa io farany io dia ny tanana dia mahatsapa azy)mpandefa ao @serasera.org
8. hery ( 09/06/2009 10:35)
julianna> http://cgi.ebay.fr/Thermometre-Digital-Cuisson-Cuisine-Longue-Sonde-300-C_W0QQitemZ260422926285QQcmdZViewItemQQptZFR_YO_MaisonJardin_electromenager_AppareilsdeCuisson?hash=item3ca26a7fcd&_trksid=p3286.c0.m14&_trkparms=65%3A12|66%3A2|39%3A1|72%3A1526|240%3A1318|301%3A1|293%3A1|294%3A50
9. pateux13 ( 29/06/2009 19:32)
Thérmomètre,na sonde digitale,mahita betsaka aho;fa ny prix moyen en magasins zany dia eo @ 12euros à 15 euros eo!Za manana éléctronique,fampiasako @ tempérage -na chocolat,na @ crème anglaise koa,fa tena ilaina io en cuisine na patisserie mba tsy hanovanaovana foana!Ka raha misy moyen na mahafantara olona ianao mankaty Paris,dia ny magasin La Bovida ao Chatelet misy ny ilaina rehetra @ cuisine,patisserie : boky,fitaovana samihafa,snss!Mazotoa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3258