Ironman

1. hery ( 15/05/2008 07:52)
Mbola tsy mety hitako foana kanefa tiako t@ BD

Ankoatra an'io, inona indray ny film tsara e?
novalian'i LazaDaddy ny 24/07/2008 01:51
2. kiadi ( 15/05/2008 09:29)
tsy anjaza ve io le?
zah ko aloha mpijery an'io t@ bola kely fa hotrany anjaza zany le extrait hitako @ télé!
3. ravatorano ( 15/05/2008 15:17)
za ra kiadi d ireny no mety amiko
betska ny miteny amiko we nareo v mbola mijery DA foana e
za nefa mirevy dragon ball Z,les chevaliers de zodiaques ireny,Xmen sy ny tropiny ary ao anatiny i Ironman,ry naruto sns e tsy adino ry mangas

Mbola tsy nivoaka aty aloha ilay ironman e fa efa hitako nefa ny bande annonce-ny tamin'ny TV taty fa dia miandry fa gasy e

tsy d maharaka film loatra kle
4. hery ( 16/05/2008 12:42)
Azo ilay izy fa hojerena amin'ny alahady :-)

:-) zah koa mpiondana BD (afatsy Manga)

Zah zao vao nahazo DVD Tom & Jerry lol

5. marindra ( 16/05/2008 12:46)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. LazaDaddy ( 16/06/2008 05:37)
hery> izaho koa r'ise mba saika hijery an'io fa tsy mety mahita bandy akama hiara-mijery moa ry zareo sipa indray tsy tia an'io :(

"Made of honour" sy "27 dresses" andramana fa sady mampitokeleka no mampangitatikaka sy romantika ;)
7. cutie ( 16/06/2008 08:51)
spirited away no tena tsara :)
8. LazaDaddy ( 16/06/2008 23:17)
cutie> ny ahy indray retsy tsy ilay sary mihetsika no tena tiako andehanana cinema fa ilay hoe "iza no miaraka amiko any"? =))
9. cutie ( 22/06/2008 08:53)
lol
10. LazaDaddy ( 24/07/2008 01:51)
Izay aho vao tafajery fa tsy dia ratsy ilay izy ka. Sady olona anakiroa fotsiny no tao anaty salle de cinema satria tsisy kill intsony Iron Man :)

hitako indray iny fika iny =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1683