3V ireo no prioritén ny mpanao pôlitika malagasy !

1. lemenakely ( 15/05/2008 10:16)
ireto 3V ireto ny prioritén ny mpanao pôlitika malagasy :

-VOLA
-VONINAHITRA
-VODY(vodim-behivavy).....

novalian'i Jeankely ny 18/05/2008 05:18
2. Jeankely ( 15/05/2008 11:08)
Efa noresahana teto hatrany io ary mbola nampian'i Rabaradaka Vakana sy adino iray aza fa iza indray no hampianarinao io. Vody izany tsy vodimbehivavy ihany fa raha vehivavy mpanao politika koa mety ny an'ny lehilahy isankarazany no jereny ary ahazoany toerana. Arymety ny an'i lemenakely koa aza tsehan'ny pelaka raha misalisaly any :-D :-D :-D .
Misy ny tena miasa ary misy ny mialokaloka amin'ny politika fa aza raisina ankapobeny. Ny resaka firenena sahala ny milalao baolina. Ny tarika rehetra no ilaina favy vao maharesy ka na misy anakitelo favy aza tsy tafavoka satria ny nofa no maro. Na hihitsika mafy aza ny mpitondra nefa ny sasany variana manao resaka nofa dia mbola miletika ihany koa ny firenena.
3. kalovao ( 15/05/2008 12:15)
nareo reto re de mahita ho tenenina, Ra-8 kosa angamba tsy tafiditra @ilay fahatelo io sur @zany za
4. patrick2002 ( 15/05/2008 13:55)


Ra-8 kosa angamba tsy tafiditra @ilay fahatelo io sur @zany za

Kalovao: inona tsara hoe ty anontanianao :?: :?: :{ :{
5. Jeankely ( 15/05/2008 13:56)
Mety efa nahatratra izy angamba na ny havany no efa notsehany teo ambany masony dia tsarony tsara. Ilay izy anie eto fanala azy no betsaka fa tsy tena mifantoka ao izany ny mpisera2. Virtoaly hoy ry zalahy dia mazava fa samy manao izay danin'ny kibony ka izay voadona dia voadona.
6. patrick2002 ( 15/05/2008 15:23)
io koa fa sodokan'i fahamasinana lejeankely dia tadiavana hasaina miara-matory @ ra-8 madama , ndao ary kou :roll: :roll:
7. rijaj9 ( 15/05/2008 16:41)
ka tsy hainareo ve oe tinondia anie ka baba any ra8 eh
8. Jeankely ( 15/05/2008 17:11)
Tsy manana atolotra azy aho ra-patrick2002 xxxx1 a. Tsy mitovy ny filalao ary tsy afaka hifampindramana. Ny an'ny bavinao voan'ny kanota ihany anaro tsara :-D :-D :-D
9. patrick2002 ( 16/05/2008 13:44)
zao vao fantatro kay vavy ilay jeankely kou :roll: :roll: mandehana ary mandefa CV any @ ra-8 eh!
10. Jeankely ( 16/05/2008 13:58)
Aza mano resaka tsisy saina sy mifamadika ry donto pour rien a. Atsy ianareo manisa hoe firy vao ampy ny vehivavy notengenanareo. Avy eo indray nitondra ny fanalavana fiilahiana. koa inona no olana raha mitifitra ny havanareo ny mpanao politika. F'angaha nareo ihany no mananan'entana :-D :-D :-D
11. patrick2002 ( 16/05/2008 14:09)
matahotra ny ho lany zara ve lekely ah! dia mi-deprime oh :P :P
12. Jeankely ( 16/05/2008 14:57)
Zara ahoana fa zanaka aza efa hananako. :-D :-D :-P :-P
13. patrick2002 ( 17/05/2008 21:23)
mba renim-pianakaviana ihany koa manana toe-tsaina ohatry ny izao , :cry: :cry: , mba iza loatra ny rainy zanakao ,sa zaza sary , :-D :-D
endrin'i cocktail. =)) =))
14. Jeankely ( 18/05/2008 00:04)
Ny copie no ahitana azy hoe sary na tsia. Raha ny any amin'ny faritany dia betsaka no tsy misoratra anaty "copie" nohon'ny zavtra maro koa asa na hanenjika ny any @'ny faritany koa ianao hoe makorel daholo ny any? Avadikao moa ilay resaka fa ny 3 V raha mijery ny filazanareo ny amin'ny filana mitetitety vehivavy dia tsy ny mpanao politika ihany fa ianareo rehetra.
15. patrick2002 ( 18/05/2008 01:34)
mba iza loatra hoa ny iaban'i zanakao sa endrin'i coctail ,tsy fantatra intsony ny iabany . =)) =)) =))
16. Jeankely ( 18/05/2008 05:18)
Sahalanao zanaka makourel ihany izany ra-patrick2002. Efa mitovy izany isiaka satria samy mifanenjika manimba loha-hevitr'olona. Veloma i patrick2002 vongatay :-D :-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1124