Niaiky ny Vatican fa tsy isika irery no eto @ Univers
1. lagoon
(
14/05/2008 16:47)
http://tempsreel.nouvelobs.com/depeches/culture/20080513.FAP3554/croire_aux_extraterrestres_et_en_dieu_en_meme_temps_ces.html
Efa ho 2000 taona mahery no nandainga ka fanomanana tsikelikely ireo kristianina izao fanambarana izao.
Ho an' izay mahalala dia hihiditra @ ère du Verseau isika atsy ho atsy,ary hifarana kosa ny ère du Poisson izay ère nanjakan'ny fivavahana kristianina.Tadidio koa fa ny trondro dia symbolen'ny kristianisma.

novalian'i niryna ny 20/05/2008 15:43
2. xxx
(
14/05/2008 16:52)
Aza afangaro fotsiny aloha ny "kristiana" sy ny "Vatican" :wink:
Fa tsy azoko ny ifandraisan'ny resaka zodiaque sy ny Vatican mino fa mety misy extraterrestre

3. padresy
(
14/05/2008 17:06)
tena marina inona moa no ts eken vatican am zao andro zao na ny ratsy ary na misy koa ary zany l Atra iany no inoana tsy misy antony ny afatarana izany ra pino ianao
4. pissoa
(
14/05/2008 17:12)
padresy, be dia be ny tsy eken'ny vatican ka !
Ilay "croire" koa sao tokony avahana ny dikany ?
:-D :-D :-D :-D :-D

5. pissoa
(
14/05/2008 17:19)
Ary toa mbola tsy "niaiky" akory dia efa "niaiky" no nataon'i Lagoon titre ? :-w :-D :-D :-D
6. hery
(
14/05/2008 18:05)
Tsy azoko ilay hoe nandainga 2000 taona mahery :-)
Raha "mba" maharaka kely ihany aho dia izao no voalaza: "Tsy misakana mihitsy ny finoana an'Andriamanitra ny METY ho fisian'ny extra-terrestre".
Inona moa no olana amin'izany?
Tahaka ny hoe tsy misakana ny finoana an'Andriamanitra mihitsy ny fisian'ny devoly :-)

7. lagoon
(
14/05/2008 18:18)
Fanomanana psykologika io ry zalahy a.efa im-piry aho no niteny teto fa ny fivavahana kristianina dia fivavahana nandainga sy nisandoka ny be sy ny maro.
Sady fanomanana ilay projet "Blue Beam" koa io e!
http://www.bibleetnombres.online.fr/bluebeam.htm
http://www.dailymotion.com/playlist/xf2il_Modeste22_la-fin-du-monde/video/x43q1p_le-projet-blue-beamreal-horror-fin_tech

9. kiadi
(
14/05/2008 19:16)
ny tokony nataonao ry lagoon de mamoka eto lahatsoratra navôkan'i vatican oe tsy mio extraterrestre iz an!! raha misy an'izany moa ao @ baiboly de tonony eto ny andininy sy andalana!!
zay aloha atao!! avohay zay niteny zany!
enao ty aza sô de secte?

10. pissoa
(
14/05/2008 19:29)
:-D :-D :-D :-D :-D
De refa vita izay dia mamoaka lahatsoratra hoe "Nanaiky ny vatican" :-D :-D :-D

11. badboy
(
14/05/2008 19:40)
Ra ireo zvtr kely bdb no horaisina asan'ny devoly na fomba fisehoany, na koa ny hoe fisian'ny extraterrestre de na ny saka fito fiainana aza tsy hahavita ny hitsonga izany.
Ary ilay hoe bleu io no loko tsara indrindra sady mandina satria lokon'ny lanitra. Rediredy ny ambiny. Sa ilay croix gamé mena sy mainty ary zara ra misy fotsy no mba tena ankafizin'i lagoon?????:^) :^) :^)

12. lagoon
(
14/05/2008 20:00)
Io ange ilay "pensée unique"nareo e!Voarainareo tsara ny lesona t@ katesizy sy sekoly alahady,any ka voadiho ny fisainanareo.
Tsy misy resaka sekta na croix gamé io "badboy".
Asa mba fantatrao moa fa i Prescott Bush izay dadaben'ilay Bush miseho azy ho mpivavaka be sy prezidan'ny bekintana ankehitriny dia nanampy ara-bola an'i Hitler t@ fanamboarana camps de concentration?
Tsy any aloa ny resaka fa nivily kely t@ iny sady tantara tena nisy tokoa io.
Asa na rediredy io resaka "Blue beam" io,fa io ilay mpanao gazety namoaka voalohany io resaka io dia maty t@ fomba hafahafa.
Ianareo ireo ange tsy nisy nahafantatra ilay fanambarana nataon'i Vatican omaly iny raha tsy izaho e!
Rien n'est fait au hasard dans ce monde,tout est calculé.
Tsy mpaminany aho akory,na sekta,na Témoin fa mandinika ny zavatra mitranga ankehitriny fontsiny.
Ho an'i Kiadi,
Avoahay eto koa ary ny toko sy andininy fa teraka t@ 25 Desambra i Jesosy!
:-D :-D
http://www.lexpress.fr/info/infojour/reuters.asp?id=70890

13. pissoa
(
14/05/2008 20:03)
Lagoon : Ny vatican toa tsy mbola niteny mihitsy hoe teraka tamin'ny 25 Desambra i Jesoa ka :-D :-D :-D
14. fijo
(
14/05/2008 21:18)
marina fa tsy mpino aho,fa raha hoan'ny mpino kosa aloha,tsy itako izay hifanipahan'ny hoe mino fa misy andriamanitra sy ny finoana ny fisian'ny zavamananaina hafa,ivelan'ny tany.satria ilay lazainy fa andriamanitra hinoany anie ,hinoany fa nahary izao tontolo izao e.izany hoe na ilay fisian aivelan'ny tany aza .
za moa tsy mino an'io,fa tsy olana koa izay mino ka

15. kiadi
(
14/05/2008 22:12)
( ) eo pissoa de io ko fijo! :-D :-D :-D :-D
lagoon>in moa no hidirako ange ny resaka extraterrestre sy ny baiboly eh!fa enao tonga de mi-affirme be oe tratra nandainga ny vatican!! omeo prorofo zany fa tratra nadainga iz!
zah sady tsy nanao sekoly alahady no tsy nanao katezizy!!ary zah mino ny fisian'ny extraterrestre

16. ikaretsaka
(
15/05/2008 01:55)
1) tsy hitako ny hifandraisan'ilay extra terrestre sy ny zodiac aloha
2) ity no position an'i Vatican fa za koa mba naharaka kely an'io ny nolazaina dia heo "Tsy misakana mihitsy ny finoana an'Andriamanitra ny METY ho fisian'ny extra-terrestre".

17. zoky
(
15/05/2008 05:17)
Za alou mino an'Andriamanitra e ary ts mampihova ny finoako AZY zany fisian'ny extra-terrestre na zavatra hafa az, sy zay mbola zavtra hitan 'olombelona zao na any aoriana any sy zay voka-mpikarohana ataony.
ts hitako zay olona za manokana ts nahatsapa oe lainga no nampianarina ahy h@ zay k@ zao raha resaka Finoana.

19. zoky
(
15/05/2008 11:18)
...Tadidio koa fa ny trondro dia symbolen'ny kristianisma.
Azo lazaina ho zay satria ny asan 'reo apostoly dia saika mpanarato avokoa, ka matetika dia natao ohatra ny foana ny fanaratoana trondro, fanoharana @ fomba fitorina io
Marka 1: 17 Ary hoy Jesoa taminy: Andeha hanaraka ahy, fa hataoko mpanarato olona hianareo.
ary tadidio fa ts ny trondro ian ny symbolen'ny kristianina na , fa ao koa ny ondry , zanak'ondry, ka io azo ampifandraisana daholo ny zavatra rehetra rehefa ts ny mpino no manoratra article iray
ka raha hivadika ere inn io na ere inn, famaritana apetraky ny olombelona iany zany fa ts mi contre dire ny ao @ baiboly akory zany, fa mety vao maika ary manamafy ny voalazany (ao @ apokalypsy ohatra...)
20. padresy
(
15/05/2008 14:30)
salama daolo
raha tena vakina ny resakareo dia ita hoe misy tsy mivavaka sy tsy mino
ra ny baiboly no jerena dia tsy misy resaka univers zany fa tety ambony tany iany ; donc ny olona iany te hamorona zany extraterrestre zany (imagination)
sady ra ny vatican no enona d pandaiga miintsy ireo sady mpapioriory olona
ts milaza ny tena marina.