Niaiky ny Vatican fa tsy isika irery no eto @ Univers

21. ikaretsaka ( 15/05/2008 14:37)
eo d'efa diso tanteraka.. aiza ao anaty baiboly no misy miteny fa ny Baiboly IRERY IHANY no tokony henoina sy inoana? ts'isy tompoko o

ny teny rehetra nolazain'Atra ve dia ho ary voasoratra aby? tsia tompoko o!

ecritures et traditions no izy tompoko o! fa tsy ecritures fotsiny!
22. lagoon ( 15/05/2008 14:51)
@ zoky,

Azonao ilay resaka trondro,nefa raha tena jerenao tsara dia ny trondro (sary) ihany ohatra ny biby mipetraka @ robe pasorale ireny.Jereo koa ireny fiara maro mitondra auto-collant trondro ato afara.
Zaho akory tsy mi-contre dire ny voalaza ao @ Baiboly na indrindra ny Apokalispy,vao maika ary nohamafisiko fa fanomanana ny prjet "Blue Beam" izao vanin'andro izao sy io resaka univers nolazain'i Vatican io.

http://www.bibleetnombres.online.fr/bluebeam.htm

http://www.dailymotion.com/playlist/xf2il_Modeste22_la-fin-du-monde/video/x43q1p_le-projet-blue-beamreal-horror-fin_tech

@ padresy,
Ka io mihintsy no zavatra noteneniko dieny voalohany hoe fivavahana mpandainga ny fivavahana kristianina,efa ho 2000 taona mahery izany izao.Na tena mahafantatra ny Vatican ary efa manana porofo izy fa tsy isika irery no eto @ Univers,na dia tsy manaiky tsotra izao ny fisian'ny aina hafa akoatra ny eto an-tany.

@ pissoa,

Ilay 25 Decambra ange dia anisan'ireo lainga nafafin'ny fivavahana kristianina e!Samy mahafantatra ny dikan'io daty io isika.
23. piste ( 15/05/2008 15:22)
Azo porofoina tsara ve inona no antony mampadanga an'i Vatican. Rah izay hevitry taingina azo avy secte izao aloha no hanaporofoana azy dia ario any fa tsy ilaina. Ka tsy izay rehetra manao be lazao izao dia hinoako avokoa.
24. xxx ( 15/05/2008 16:02)
: lagoon [ Valio ] 14-05-2008 20:18:01
Lohateny : Re : Niaiky ny Vatican fa tsy isika irery no eto @ Univers
Fanomanana psykologika io ry zalahy a.efa im-piry aho no niteny teto fa ny fivavahana kristianina dia fivavahana nandainga sy nisandoka ny be sy ny maro.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
25. pissoa ( 15/05/2008 17:05)
Kiadi : hi hi hi !

Lagoon:

@ pissoa,

Ilay 25 Decambra ange dia anisan'ireo lainga nafafin'ny fivavahana kristianina e!Samy mahafantatra ny dikan'io daty io isika.

Toa tsy mbola nilaza ny vatican hoe teraka tamin'ny 25 Desambra i Jesoa !
Ary ny fahafantarantsika ny dikan'io daty io dia midika fa tsy nandainga tamintsika ny fivavahana Kristianina. :-D :-D :-D

piste:

Azo porofoina tsara ve inona no antony mampadanga an'i Vatican. Rah izay hevitry taingina azo avy secte izao aloha no hanaporofoana azy dia ario any fa tsy ilaina. Ka tsy izay rehetra manao be lazao izao dia hinoako avokoa.

hi hi hi hi hi.
26. lagoon ( 15/05/2008 19:21)
Pisooa,

Modianao tsy fantatra ve andro fankalazana ny "deu-Soleil" t@ andron'ny romana io 25 Decambra io fa tsy andro nahaterhan'i Jesosy mihintsy.Mahafantatra tsara ny fihavian'io daty io ny Vatican nefa dia nanaiky io andro io.Andro fanompoam-tsampy efa ho 2000 taona lasa izay,ka mbola notazomin'ireo fivavahana kristianina ihany.

http://logon.org/french/s/p235.html
27. pissoa ( 15/05/2008 19:49)
lagoon:

Pisooa,

Modianao tsy fantatra ve andro fankalazana ny "deu-Soleil" t@ andron'ny romana io 25 Decambra io fa tsy andro nahaterhan'i Jesosy mihintsy.Mahafantatra tsara ny fihavian'io daty io ny Vatican nefa dia nanaiky io andro io.Andro fanompoam-tsampy efa ho 2000 taona lasa izay,ka mbola notazomin'ireo fivavahana kristianina ihany.

http://logon.org/french/s/p235.html

Lagoon ! Sao ianao tsy mamaky tsara ?!
Pissoa:
Toa tsy mbola nilaza ny vatican hoe teraka tamin'ny 25 Desambra i Jesoa !
Ary ny fahafantarantsika ny dikan'io daty io dia midika fa tsy nandainga tamintsika ny fivavahana Kristianina.


Nankalazan'ny romana ny dieu soleil io taloha, dia maninona nefa ? Raha nisy Romana taloha nankalaza ny Dieu-Soleil ve dia tsy mahazo mankalaza an'Andriamanitra amin'io andro io intsony lol ? :-D :-D :-D :-D :-D

Dia jereo tsara ary ny kalandrie-nao fa sao mitontona amin'ny andro nanompoan'ny vahoaka sampy tany an'efitra koa ny andro hivavahanao ka ho loza eo ! Na sao mitontona amin'ny andro hanompoan'ireo "mpanompo sampy" ny sampiny ka vao maika loza ! Rehefa faran'ny herinandro toa misy olona mandeha any amin'ny Doany foana ka sao tsy azo atao ny mivavaka amin'Andriamanitra amin'ireo andro ireo raha izany ? :-D :-D :-D
28. zoky ( 16/05/2008 05:10)
manohana ny fanambaran\'i pissoa
amiko noho ny fisian \'io fety io oe dieu soleil io mits no antony nisafidianana ny daty 25 dec ho fankalazana ny nahaterahan\' Kristy mba:
1. handresena reo mpanompo sampy na hanidrina azy ra @ fiteny akehitriny,
2. sy hanamafisana fa oe i Kristy dia fahazavana...
29. lagoon ( 16/05/2008 10:40)
pissoa,

Mampihomehy be ianao.Miaiky ihany ianao fa andro fanompoam-tsampy io andro 25 Desambra io taloa.Mazava izany fa tsy terakka t@ io andro io Jesosy fa dia nisandoka io andro io fontsiny ny kristianina.
Hatramin'izao dia mbola tsy nisy porofo nibaribary fa teraka t@ 25 Desambra i Jesosy.
Raha misy porofo any dia avohay eo hahitako azy.

http://www.thercg.org/fr/questions/p002-fr.html

Izay aloa fa dia bon week-end daholo e! :D
30. zoky ( 16/05/2008 12:47)
lagoon> kefa oe ts io daty 25 dec io tena nahaterahany kristy fa daty nofidina ho fankalazana ny nahaterahany fotsiny io, d mbola zay fona no hitarina leity lava be eo.

sady @ amiko alou ts important amiko ny andro nahaterahany oe ovina marina na oviana marina, ary ts hampiova ny finoko azy zany ra lasa firy io daty io na lasa firy
amiko rehefa oe nisy IZY ary NATERAKA de zay.
31. pissoa ( 16/05/2008 16:57)
lagoon:

pissoa,

Mampihomehy be ianao.Miaiky ihany ianao fa andro fanompoam-tsampy io andro 25 Desambra io taloa.Mazava izany fa tsy terakka t@ io andro io Jesosy fa dia nisandoka io andro io fontsiny ny kristianina.
Hatramin'izao dia mbola tsy nisy porofo nibaribary fa teraka t@ 25 Desambra i Jesosy.
Raha misy porofo any dia avohay eo hahitako azy.

http://www.thercg.org/fr/questions/p002-fr.html

Izay aloa fa dia bon week-end daholo e! :D


=)) =)) =))
Jereo tsara hoe iza isika sy ianao no tena mampihomehy eto !
1 - Toa efa im-betsaka nolazaina ianao fa fantatray anie fa tsy teraka tamin'io izy e. Fa so what?
2 - Ary maninona no tsy nisy novaliana ny fanontaniako fa namerina ny efa nolazaina foana fotsiny.

Jereo anie e, ny zavatra nosoratanao izao no tena mandainga : Mbola tsy nanaiky akory ny Vatican ... raha io lahatsoratra nasehonao io ! Jereo ny temps sy ny forms an'ny verbes ao, ny vocab ampiasainy ... Nefa jereo ny titre ataonao ! :-D :-D :-D
32. fijo ( 16/05/2008 20:59)
elahy wa ra kiadi aza manembatsembana ny fifanarahanay sy pissoa,fa tssssss.


". Mpandefa : padresy [ Valio ] 15-05-2008 16:30:22
Lohateny : Re : Niaiky ny Vatican fa tsy isika irery no eto @ Univers
salama daolo
raha tena vakina ny resakareo dia ita hoe misy tsy mivavaka sy tsy mino
ra ny baiboly no jerena dia tsy misy resaka univers zany fa tety ambony tany iany ; donc ny olona iany te hamorona zany extraterrestre zany (imagination)
sady ra ny vatican no enona d pandaiga miintsy ireo sady mpapioriory olona
ts milaza ny tena marina."
hoadrayyyyyyyyy inona indray ity leeee
fa raha milaza io boky io hoe "izao tontolo izao"inona izay???tsy ilay univers ve?????
33. pissoa ( 16/05/2008 21:14)
:-D :-D :-D :-D :-D
34. fijo ( 16/05/2008 21:15)
kiadi manembatsembana olondroa ko
35. pissoa ( 16/05/2008 21:17)
:-D :-D :-D :-D :-D
36. niryna ( 16/05/2008 22:05)
lagoon:

Efa ho 2000 taona mahery no nandainga ka fanomanana tsikelikely ireo kristianina izao fanambarana izao.

lagoon a ,tsara kokoa no tsy manendrikendrika olona raha tsy ny masonao no mahita,ilay lohateny dia miaky ny vatican hi,hi,
Ho an' izay mahalala dia hihiditra @ ère du Verseau isika atsy ho atsy,ary hifarana kosa ny ère du Poisson izay ère nanjakan'ny fivavahana kristianina.Tadidio koa fa ny trondro dia symbolen'ny kristianisma.
mamonjy anay ve aloha ny fidirana amin'io ere noresahinao io,ary raha tsy mino an'i kristy hianao mba afaka manamporofo ve hianao fa efa nisy nitsanga tamin'ny maty toa an'i kristy ireo olona na zavatra arahin'ireo olona tsy mino azy ireo ? kely ny finoako

eo ihany koa ny hoe mandainga,mandainga amin'inona ilay olona, ka raha hiditra amin'ny ere du verseau dia maninona ? rehefa tsy mahita zavatra tsara ho tenenina sy mizara zavatra tsara dia aleo aloha angamba tsy miteniteny indrindra ny tsy manana porofo sy manasoketa olona lava.
Izany ve no hanaka anay tsy hino ny teny nomen'ilay Tomponay hoe ho avy Izy .tena tsy any mihitsy k'le ....
hianareo sy ny fanenjehina fivavahana io hoy aho mba antsaharo fa sao manenina tongotra aman-tanana,aleo tsy miteny fa tazomina any am-po any ,inona koa no hidiran'i vatican amin'izany ?
sorry fa ny marina manindrona kanefa hianao ihany no mahazo benefit avy eo
:D
37. lagoon ( 18/05/2008 06:33)
niryna,

Na tianao na tsy tianao dia tsy maintsy miditra @ ère du verseau isika(malalaka ny internet afaka hanaovanao fikarohana).Ary dia inona loatra ity fahotana nataontsika malagasy no hovojena isika e?
Momba ny fitsanganan'ny tena t@ maty indray dia tsy irery akory i Jesosy fa efa nisy hafa teo aloany.Bouddah, Dionysos / Bacchus ,Horus / Osiris, Krishna ,Mithra ..nitsangana t@ maty avokoa ireo.Nangalata-tahaka ny tantara avy @ ireo finoana hafa taloa ireo fontsiny ny fivavahana kristianina.
http://www.bible.chez-alice.fr/prophete.htm

Ady hevitra koa ange no atao eto fa tsy inona akory e!Ary tsy voatery ho pensée unique mihintsy.

Momba ny Vatican dia omkeo links kely ianao dia diniho tsara.Omeoohatra iray koa ianao,maninona ny fivavahan kristianina dia tsy miresaka mihintsy ny dia sy fianarana hindouisme natao i Jesosy tany Inde sy Tibet??
http://www.bibleetnombres.online.fr/falsifca.htm

http://www.bibleetnombres.online.fr/dc2jp2b.htm
38. niryna ( 18/05/2008 21:51)
pissoa:
1 - Toa efa im-betsaka nolazaina ianao fa fantatray anie fa tsy teraka tamin'io izy e. Fa so what?
2 - Ary maninona no tsy nisy novaliana ny fanontaniako fa namerina ny efa nolazaina foana fotsiny.
pissoa a,
angaha izy hiraharaha an'izany ,izay no nampianarina azy dia izay ihany no asesiny hi,hi, tsy misy porofo azo hiadivana ka inona no ho teneniny eo,io ilay "spirtual blind "na "fanahy jamba":misy maso fa tsy mahita,misy sofina fa tsy mandre. oops
lagoon:

niryna,
Na tianao na tsy tianao dia tsy maintsy miditra @ ère du verseau isika(malalaka ny internet afaka hanaovanao fikarohana).

hianao no nampiditra io resaka io dia hianao no mba tiako mamaly sy manazava
Ary dia inona loatra ity fahotana nataontsika malagasy no hovojena isika e?
koa izao tsy finoana an'Atra izao ka inona indray,miantso ny dada rabe ,dia manompo sampy kely ery ,dia misikidy kely ,dia mametraka tapakazo ampandeha ny varotra ,dia mijery tanana fa ahoana ny avenir dia mandeha maka fanafody fa tsy misy mpitia,dia inona koa re e,akambana ny finoana an'Atra sy ny finoana ny razana,aza mody hodiana tsy hita ry lagoon a .MIsy ny herin'ny maizina ka tsy mahazaka ny tapakazo ny vhvvy dia mivoaka alina,herin'Atra ireny sa herin'ny inona? santionany henoko ireo
Tezitra Atra fa mbola taritin'i lagoon amin'ny hafa ihany koa ny olona oops

Momba ny fitsanganan'ny tena t@ maty indray dia tsy irery akory i Jesosy fa efa nisy hafa teo aloany.Bouddah, Dionysos / Bacchus ,Horus / Osiris, Krishna ,Mithra ..nitsangana t@ maty avokoa ireo.Nangalata-tahaka ny tantara avy @ ireo finoana hafa taloa ireo fontsiny ny fivavahana kristianina.
hay va re e,dia afaka mamonjy ve hono izy ireo? maninona no tsy manasitrana,oops, hay moa ny asan'ny devoly koa mahay manasitrana fa tsy sitrana hatramin'ny farany fa miverimberina ny aretina dia farany tafiditra amin'izay ny baolina dia manitsaka baiboly amin'ny farany ,manao fati-dra amin'ny satana oops ,sorry ,sady maty tapany avy eo sy voahay ny varavarana fa mafana be aho izany hoy ireo miala aina,mandindina ny afo ...oops

Ady hevitra koa ange no atao eto fa tsy inona akory e!Ary tsy voatery ho pensée unique mihintsy.
izay indrindra ka izay no hizarana ny marina ,mandratra fa hianao ihany no mahazo tombotsoa amin'ny farany,io koa ilay hoe

1 Ry rahalahy, ny irin'ny foko sy ny angatahiko amin'Andriamanitra ho an'ireny dia famonjena.

2 Fa vavolombelon'ireny aho fa mazoto ho an'Andriamanitra izy, saingy tsy araka ny fahalalana.

3 Fa satria tsy Andriamanitra izy ka nitady hanamarina ny tenany, dia tsy nanaiky ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra.

4 Fa Kristy no faran'ny lalàna ho fahamarinana ho an'izay rehetra mino.

Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory? Romana 10

Momba ny Vatican dia omkeo links kely ianao dia diniho tsara.

averiko indray fa na vatican na Pope,na monpera na ma soeur na pasitera na diakona na mpiandry na inona toerana nametrahan'Atra azy ireo sy nirian'ny fony dia olombelona toa ahy sy hianao ireo ka aza dia fatra mpitsikera azy ireo fa samy mbola ho tsaraina avy isika rehetra
Omeo ohatra iray koa ianao,maninona ny fivavahan kristianina dia tsy miresaka mihintsy ny dia sy fianarana hindouisme natao i Jesosy tany Inde sy Tibet??
ataonay ahoana no hino ny creatures raha ny Creator izay nanao azy aza tsy hinoany fa ny creatures nataon'Atra indray no hinoany?
Omby nataon'Atra ,inona no hivavahan'ny olona amin'izany?
tsy mamingavinga ny finoan'ny olona aho sanatria fa izy ireo aza mbola ao anatin'ny maizina saingy manontany hianao dia valiako arak'izay.

Fa angaha tsy fantatrao fa efa olona amina millions maromaro no mino ny indiana na ny karana? ato amin'ny fiangonanay izao dia efa feno,iray dia mitarika ny fianakaviany maromaro dia lasa saika nangetaheta ny tenin'Atra avy ireo fianakaviana,fahasoava anie tsy misy lehibe noho izany e,maninona no mivadika ny olona fa tsy te hinohino intsony no vonoina?

Afaka manaraka sy mianaratra ny finoany ny tena ,ny boudhiste ohatra,misy fanahy maloto roahina ,dia minoino koa fa tsy maitsy asiana voasary sy izao sy izao ,raha ny finoana no asiana tsy maintsy manao izao sy izao na asio an'ity dia mandositra ny fanahy ratsy ,hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha,mandeha any amin'ny temple indray mandeha ao anatin'ny herintaona ,ggggy
Tsy manambany ny an'ny olona aho fa mizara fotsiny rehefa tezitra ilay sinoa dia mba nanontaniako hoe inona no ataonao amin'izany ? manozona ny olona miady aminy ary mamalifaty ilay olona .Ny anay kristiana mivavaha amin 'izay manao ratsy aminao ary aza mamaly ratsy ny ratsy ,ie,ie dia tsy hitovy izany.
Tadidio fa na tsy nianatra didy folo aza ny olona dia efa nosoratanan'Atra tao am-pon'ny tsirairay io
mahereza lagoon fa mbola lavitry ny afo ny kitay,kanefa mora ny mino sy mametraka ny fiainana amin'Atra raha tena mino hianao fa tsy toa izao hianao raha tsy nisy Azy(diniho ny fiainana nandalovanao ary diniho ny ankehitriny dia ho fantatrao izany fitiavaNy anao izany)
love ,
niryna
39. lagoon ( 18/05/2008 22:58)
niryna,
tsy niteny mihintsy aho hoe,tsy mino an'Atra.Ny maha-samihafa antsika dia ianao kristianina fa izaho kosa déiste.
Tsy mitovy ny fijerintsika ry niryna.
Ny fomban-drazana @ko ny lova navelan'Atra ho an'ny mponina tsirairay eto ambon'ny tany.Anjaran'ny tsirairay ny mitazona ny azy satria ho avy izy @ farany hijery sy hitsara izay nahay nitazona io lova sy nikajy ny azy fa tsy naka-tahaka ny an'ny sasany na nanary ny an'ny tenany.
Ny fivavahana dia fomba nibaboina ny tsy fotsy hoditra,jereo lasa dociles.
Ary raha resaka sikidy sy mpanadro ny tianao resahina,dia ny masoko izao no nahita fa na ny fiangonana katolika,protestanta eto Gasikara dia tsy miorina raha tsy miantso mpanandro.

Miteny ianao fa olombelona toy ny rehetra ny Pope na Vatican na diakona na pasitera,ka tokony tsy hitsara azy.Ekeko izany,fa raha hita fa manao zavatra tsy mety ve izy dia hakipy an'ny maso dia avela izy hanay ny zavatra tsy mety?
Io ange ilay fampianarana kristianina e,ny mahantra sy ny kamboty moa izy teo no hiditra any @ fanjakan'ny lanitra. :-D :-D :-D
Nefa ry zalahy ao Vatican sy ny firenena nanjanaka no naka ny harena rehatra sy nandromba ny tanindrazana.Ny gasy kely variana t@ baiboly ka lasan-dry leirony ny harenan'ny tanindrazana.

Ianao koa milaza fa ianareo kristianina dia milaza fa tsy mamaly faty,tsy mitsara ny hafa nefa jereo ny fomba firesaka ireto Hindous (inona no hivavahany @ omby?).Io no fombany ka hajao,ny katolika aza mivavaka @ sary masina,na mametraka labozia eo amban'ny saryvato any am-piangonana.
Mbà manàna tolérance e,raha tsy manaiky ho tsikeraina.
40. ikaretsaka ( 19/05/2008 22:43)
raha tsy mahadiso:
1-inona kay no tena foto-pinoan'i Lagoon ity? mba hodinihina sy hofakafakaina ary raha mety dia mba hotsikeraina koa :wink:
2- inona kay no tian'i lagoon lazaina @ ilay hoe deiste?
ianao milaza tena heo deist manko dia mba tiako mba ny vue anao no hamaritana azy

3-Inona no tena tsy aritrao sy tianao hahatongavana @ fanenjehanao an'i Vatican? mampitombo ny kil any @ finoanao sa manafoana ny tazo sy ny sida sa...?

amiko manko dia
Deists typically reject supernatural events (prophecy, miracles) and tend to assert that God does not intervene with the affairs of human life and the natural laws of the universe

nefa ianao nilaza apokalipsa sns... teo da mahasadaikatra ihany ka mba hazavao aho raha tsy mahadiso!

misaotra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1082