Niaiky ny Vatican fa tsy isika irery no eto @ Univers
41. niryna (
20/05/2008 15:43)
lsgoon,ny adala hono rehefa tsy miteny dia azo lazaina fa hendry ihany koa.
Ny tiako teneniny ,tsara ny mifanankaly hevitra,ny mizara ny tenin'Atra ,ny milaza ny marina izay voalaza ao amin'ny soratra masina,maro ny tsy mino ary maro ihany koa ny manohitra.Raha zavatra natao hanenjehina ny hafa lafa izao tonga dia fantatra fa tsy ao mihitsy ilay olona,raha ny kristiana foana no tsikerana moa kristiana ilay olona?
Ny finoana hafa tsara ny mahalala aza ka torina ihany koa ny tenin'Atra,mino izy tsara tsy mino izy tsy azo forcena ka.
Tsy mora ny mitarika olona ka izay tenenina dia ampiharina izay fa tsy manao vavan'ny mpitaribato vilambava.
misaotra anao
Inona no tena tanjonao amin'ity sujet ity azafady ?