Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ANARIM
(
16/05/2008 14:06)
bonne occasion
sao dia misy radiateur sy silencieux bonôkaz miady am 205 motera kely le talou b reny fa tena ilaina!!!...
tohiny
novalian'i azamanadino1 ny 22/05/2008 22:55
Fiononana
(
16/05/2008 13:56)
AZA ATAO TRAFIC (NY AINGA)
Mba mangataka hiran'ny ny ainga "Aza atao trafic" zé manana...
tohiny
novalian'i Belami ny 16/05/2008 21:54
ktsif
(
16/05/2008 13:18)
telefaonina mora e
Le telefonina amin'ny vidiny mora ireny ho aho asian'ny ankizy anarana daholo amin'izao e. Mahatsikaiky mihitsy.
Ny motorola c113 zao dia ô ry vahoaka no anarany
le alcatel @ le roa alina ireny hon...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 18/05/2008 07:54
sakaizakely
(
16/05/2008 12:23)
fofona faha-kely
souvenir olfactif no tiako lazaina
inona ry zareo no fofona mampatsiaro anareo taloha na mamohafoha fahatsiarovana taloha tam fahazazana ?
ny ahy tsaroako ilay fofona kitapo sandrify tsy mety ha...
tohiny
novalian'i Nickovy ny 24/05/2008 17:32
ari.malala
(
16/05/2008 12:16)
ahoana izany hoe menatra an'i Jesoa izany?
Miarahaba ny mpisera rehetra :-)
Rehefa mahazo ireny chaines de prières ireny d misy foana ary am farany ary hoe raha menatra ahy sy ny teniko d ho menatra anareo koa aho eo anatrehan'ny Raiko sns...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/05/2008 03:33
ktsif
(
16/05/2008 09:40)
atao inona?
Atao inona kay ny uranium fa nisy nitondra tato amiko hoe amidy hono...
tohiny
novalian'i ktsif ny 16/05/2008 13:21
nikopol
(
16/05/2008 08:53)
mafinaritra be le isan'izy roa androany
Top bizoroka lehilahy
Nahazo biz'oroka be indrindra
Vaika
Biz'oroka : 69
Top bizoroka vehivavy
Nahazo biz'oroka be indrindra
ftma
Biz'oroka : 69
:-* ...
tohiny
novalian'i karinah ny 16/05/2008 22:00
kelly13
(
16/05/2008 04:52)
pudding
slt dôl,
mba misy mahay recette pudding nature v? pudding le vita @ mofo maina no mba tadiaviko fa tsy le vita @ croissants ohatra!
misaotra ô...
tohiny
novalian'i haritianah ny 21/07/2008 16:45
niryna
(
16/05/2008 03:27)
Be dia be ny porofo ka aza mangataka andro intsony ....
[b] Ary hitady Ahy hianareo, dia ho hitanareo Aho, raha katsahinareo amin'ny fonareo rehetra. Jeremia 29:13[/b]
Indraindray dia toa sarotra ny mino fa misy Atra.Kanefa na izany aza dia maro ny porofo...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/06/2008 15:00
niryna
(
16/05/2008 00:37)
Mizara telo hono ny toetran'ny olona:kamo ,mazoto ,ary ny...
Misy karazany telo hono ny toetran'ny olona dia ireo olona kamo izany,ny mazoto ary ny eo anelanelany ...
Ny kamo na ny haninny hohaniny aza dia miandry olona ampiditra azy any ambavany izy;tsy mamo...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 20:01
lazounet
(
15/05/2008 21:01)
Sao mba misy mahatadidy ny tohin'ity tononkalo ity?
Ny Maraina,
Raha mbola resin-tory ny zava-manan'aina,
tery ambodilanitra antsinanana any,
no nifanenan'ny alina tamin'ny maraina,
kanjo re dia ady no niafaran'izany,
Somambisamby izao, somamb...
tohiny
novalian'i lembelo ny 04/06/2008 08:53
kriok
(
15/05/2008 20:16)
matokia
salut!
mba mitady ny tononkiran'ny tana in love: "matokia"
misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/05/2008 05:32
rajoelina
(
15/05/2008 19:38)
hery!!!
Ahoana hono elah @ [b]ann[/b]??? fa tena tara train izy ^:^
...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 17/05/2008 14:13
Aino
(
15/05/2008 19:18)
malaelo.
:cry: :cry: :cry: :cry:
fa tsy hitako ilay bibilava mirefy 150 metatrako teo fa lasa hono izy.
...
tohiny
novalian'i Aino ny 17/05/2008 16:00
vaninna
(
15/05/2008 18:34)
FITNESS-AEROBIC-STRECHING
Mba ovaina tsy ho boribory baolina foot ndray ny resaka; fa boribory tavy tokony hàlana é
inona ry reto ny mahasamiafa ireo 3 reo? samy mampahia ve, toa etape 3 samiafa aminà discipline iray iany ...
tohiny
novalian'i tess ny 17/05/2008 11:16
ramistiana
(
15/05/2008 15:54)
Mitady namana
Alefa amin'ny zatovovavy matotra sy efa vonona tsara ity hafatra ity an!,
mitady namana aho hifanoratana hifampizarana indrindra @lafiny fitiavana;raha mety tsara moa ilay fifandraisana tsy maninon...
tohiny
novalian'i bibidia007 ny 28/11/2008 10:29
sytl
(
15/05/2008 15:13)
mi-sao
slt dôly!tsy hay tsony zay tena fanoratra azy fa tô sam manana ny fanoratany azy,mba omeo re7 mi-sao hafa kely any zay mahita é!!misaotra !...
tohiny
novalian'i pseudo38 ny 14/06/2008 16:46
razanakoto
(
15/05/2008 15:08)
Sherritt International Ambatovy
Zaho manokana de miombo-kevitra tanteraka @ le namana Malagasy omaly momba an'io. Aiza ve de eo anatrehan'ireo gasy be de be tsy an'asa ireo de na ouvriers aza hafarana any Phillipines! Avy eo 5 000 b...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 03/12/2008 03:27
badboy
(
15/05/2008 14:59)
fanafotsiana vola "blanchiment d'argent/money laundering"
Misy "administration" vaovao hatsangana iadivana @ io fanafotsiana vola maloto io. Voasoritr'ireo mpanadihady fa ny vola voahodikodina ao mada no avoaka any ivelany dia averina ampidirina avy eo ka la...
tohiny
novalian'i badboy ny 18/05/2008 07:51
xxx
(
15/05/2008 14:55)
fa de nahona lotra!!
natao ny antso avo tsisy namaly!!
natao ty resaka fileladelaka fa bola ehhhhh!
nasina tonokalo fa ehhhh!
nasina hiran'i i princio fa ehhhhh!!
nila vonjy fa ehhhh!!
majaly aho ry reto an!!
ba mij...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/06/2008 20:16
