Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 20/05/2008 16:38)
Ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika.
[b]Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra. Salamo 73:25[/b] Ny zavatra tsampako indray andro izay dia toa tsy nandeha tamin'iny la... tohiny
novalian'i niryna ny 29/05/2008 05:12
nenipita ( 20/05/2008 14:08)
fanaovana mayonnaise
iza no manana ilay fitaovana fanaovana mayonnaise ilay notenenin'i chef Marius t@ MBS na koa natoron'i francis turbo t@ kidona maraina t@ RTA. Toa hoe tena vetivety kely de mitombo ilay izy. Mba lazal... tohiny
novalian'i mimi ny 27/10/2008 05:59
ktsif ( 20/05/2008 13:36)
INONA ARY ITY O?
rehefa eo i TSIMBA dia ny mpianakavy no mihinana azy raha tsy eo i Tsimba dia i dada irery no mihinana azy... tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/06/2008 08:32
toky8 ( 20/05/2008 13:13)
Cognac, Burie, Archiac, Jarnac: misy gasy ve ô ?
Manaona daholo ô! Hanao stage maharitraritra ( amam-bolana) any amin'ireo toerana ireo aho ka mba te hihaona amin'ny gasy mipetraka any ? [b]Te hihaona amin'izay mba te hihaona amiko e[/b] :) :... tohiny
novalian'i lembelo ny 03/06/2008 14:02
ikalamako ( 20/05/2008 12:55)
Antso avo ho fanampiana an'i Kamba.
Efa nisy tamintsika angamba no nahita sy namaky teto amin’ny tontolon’ny blaogy ny tantaran’i Kamba, zaza herintaona mipetraka any Majunga izay manana takaitra hatrany an-kibon-dreniny. I Dia... tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/06/2008 14:44
kiadi ( 20/05/2008 11:38)
ankafizo miadana eo!
http://www.dailymotion.com/playlist/xg9q3_kouemon_baston/video/x2c5yx_best-of-ko-2007_extreme... tohiny
novalian'i kiadi ny 26/05/2008 09:40
xxx ( 20/05/2008 08:57)
Ambassade na consulatn'ny EGYPTE
Aiza ho aiza eto mada ny misy ny egypte na consule zay mahalala ? fa misy ilaina maika . Misaotra ... tohiny
novalian'i tsidina ny 11/08/2008 19:13
ari.malala ( 20/05/2008 08:50)
fa manin aza no ovaovaina fona ny fampianarana!
Société [quote]Primaire à 7 ans. La réforme de l’enseignement est en cours. Et l’anglais n’est pas en reste. 20 CISCO pilotes cette année Le prolongement du primaire à 7 ans... tohiny
novalian'i kally ny 27/06/2008 12:46
ramistiana ( 20/05/2008 08:26)
Manambady hafa firenena
Tsara ho fantatra(information) Izy ity izany dia hafatra hoan’ireo malagasy manampaniriana hanambady hafa firenena e !. Tsara ihany ny mahalala ny fomban’ilay tany vao mana-pakevitra f... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/06/2008 09:59
mabloo ( 20/05/2008 07:24)
saosy voanjo
sao de misy mahalala ry zareo ny fanaovana saosy voanjo ah! mba atoroy raha azo atao e! misaotra mialoha e!... tohiny
ari.malala ( 20/05/2008 06:52)
malahelo...:snif:
manina ny ambiansy taloha teto am forum serasera mintsy hoa za zany e! taloha tsy mba nisy izany mifampialonalona sy miadiady izany fa tena hoe niray fo sy niray saina ny mpiforum:-(:cry: izao izay di... tohiny
novalian'i ainaheri ny 22/05/2008 19:04
mirana5 ( 19/05/2008 20:00)
Inona kay ny atao hoé raisina dekona?
Zà katolika fa misy havako hono noraisina dekone, ka mba tiako ho fantatra marina inona ny dikan'io ary inona ny asa atao @ zany eo @ lafin'ny finoana? Misaotra @ fanazavana mety ataonareo !... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2008 10:23
rakotomananajocelyne ( 19/05/2008 17:52)
SAKAFO @ FOLAKANDRO
Raha mahatsiaro noana kely ianao anefa ny sakafo ariva mbola ho ela , ankohatran\'izay anefa ianao tsy manana fotoana firy , ohatra : ZAVATRA ILAINA : _ vomanga [ tsomanga , patata ... tohiny
novalian'i kiadi ny 20/05/2008 12:29
xxx ( 19/05/2008 16:58)
Tsy virtual hoa
http://www.pcinpact.com/actu/news/43659-intimidation-cyber-violence-internet-suicide.htm inona no anatra azo sintomina amin'ny trangan-javatra ohatra an'izao ? ... tohiny
novalian'i zoky ny 28/05/2008 11:47
xxx ( 19/05/2008 14:35)
amour virtuel eto @ serasera
tena mba mandaitra ve izy io sa taitaitra @ ps fotsiny sa fomba firesaka sa inona? ahona no ahafantarana fa tena milaza ny marina ny oul ao ambadikin'ny ecran?... tohiny
rajoelina ( 19/05/2008 13:57)
euh!!!
Zah aza handefasana hafatra misy baraingo... fa sakanako eo enao ah!! :) Misokatra ny adihevitra! ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/05/2008 19:16
xxx ( 19/05/2008 13:55)
Indiana Jones et le royaume du crâne de cristal...
toa ohatran'milay zany le izy....mbola vao pub kalou no hitako fa tsara kah :) [img]http://img294.imageshack.us/img294/156/h3ill1046642indianajonelq4.jpg[/img] http://cinema.fluctuat.net/blog/... tohiny
novalian'i melody ny 30/05/2008 11:53
dadane ( 19/05/2008 13:12)
ianareo mianatra ao universite ireo
Misy zavatra mba azoko anampiana anareo ireo izay mianatra ao akatso ao ireo manao ny maths sy physique francais ary ny anglais ary ny HG Malagasysns ka mieritseritra ny hampianatra any amin'ny colleg... tohiny
novalian'i joace91 ny 05/06/2008 07:01
dadane ( 19/05/2008 13:11)
ianareo mianatra ao universite ireo
Misy zavatra mba azoko anampiana anareo ireo izay mianatra ao akatso ao ireo manao ny maths sy physique francais ary ny anglais ary ny HG Malagasysns ka mieritseritra ny hampianatra any amin'ny colleg... tohiny
rrgmt ( 19/05/2008 13:11)
Critique constructive sur RVG off-line
Saika tsy hanoratra aho saingy betsaka loatra ireo tsipelina diso amin'ny teny frantsay ao amin'ny RVG off-line ka dia manoratra mba hahitsy. Raha tsy voafehy ilay teny, tsy aleo ve amin'ny teny malag... tohiny
novalian'i Samoana ny 20/05/2008 14:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.6913