Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i toky8, milahatra araka ny daty
toky8 ( 27/09/2011 09:43)
Mitady fiara maromaro miloko vert d'eau, na vert anis
Miarahaba o, Ianareo sao mba mahita fiara kely miloko [b]"Vert d'eau"[/b] fa hofainay hanaovaa cortege mariage. Fiara kely 6 no karohina, ka ny iray dia téte de cortege, ary fiara lehibe 2 (mini-bus... tohiny
novalian'i hery ny 28/09/2011 10:02
toky8 ( 07/09/2011 16:28)
Mangataka mafy sy te hifanakalo Document na Logiciel Droit Malagasy
Salama daholo tompoko ô, Izaho dia miasa amin'ny lafiny "droit" (toy ny conseiller juridique), no sady mbola mandalina ihany koa (izany hoe sady mianatra). Koa mba mangataka aminareo izay manana [b... tohiny
novalian'i jejema ny 19/03/2016 05:43
toky8 ( 10/05/2011 00:23)
Fampodiana entana any dago : Mitady fifanampiana ô.
Salama daholo ô! Mba hitantara anareo ny olako sao misy afaka mifanampy amiko azafady : Nianatra aty Marseille aho ary mikasa hody any dago aho amin'ny juillet 2011 izao satria vita ny fianarako. K... tohiny
novalian'i Ratoa ny 29/05/2011 02:37
toky8 ( 04/02/2011 20:28)
Marina ve ange ity mails "Green card lottery" azoko ity azafady ?
Manaona daholo ô! Mba te hanontany hevitra mafy aminareo ange aho azafady indrindra. Nahazo mail 2 aho nilaza fa voaray tamin'ny "[b]green card lotery[/b]" izay ahafahana mipetraka any USA. Toy izao... tohiny
novalian'i rurik ny 04/05/2011 20:48
toky8 ( 22/12/2009 23:40)
Mitady formation na ecole manomboka @ janvier/fevrier
Manaona o! Mila fanampiana aminareo ange azafady : nifarana tamin`ny novembre teo ny formation-ko eto france. Te hiasa eto france aho, ary efa mitady. Mandrapahitako asa anefa dia te hanao formation... tohiny
novalian'i xxx ny 01/01/2010 11:44
toky8 ( 27/07/2008 12:44)
Hanao vacs any France, nefa tsy mahita ttas trano hivantanan
manaona daholo ô! Izaho dia [b]ankizivavy mbola tsy manambady[/b]. Mikasa ny hanao vakansa 1 na 2 volana any Frantsa aho. Ny olana anefa dia toa hoe "mila taratasy avy any amin'izay hampiantrano ... tohiny
toky8 ( 20/05/2008 13:13)
Cognac, Burie, Archiac, Jarnac: misy gasy ve ô ?
Manaona daholo ô! Hanao stage maharitraritra ( amam-bolana) any amin'ireo toerana ireo aho ka mba te hihaona amin'ny gasy mipetraka any ? [b]Te hihaona amin'izay mba te hihaona amiko e[/b] :) :... tohiny
novalian'i lembelo ny 03/06/2008 14:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079