Mitady fiara maromaro miloko vert d'eau, na vert anis

1. toky8 ( 27/09/2011 09:43)
Miarahaba o,

Ianareo sao mba mahita fiara kely miloko "Vert d'eau" fa hofainay hanaovaa cortege mariage.
Fiara kely 6 no karohina, ka ny iray dia téte de cortege,
ary fiara lehibe 2 (mini-bus, ...) samy miloko vert d'eau.

Ity ny num : 033 62 532 01

PS : amin'ny janoary io ariazy io ary eto Tanà, fa ilainay fantatra mialoha ny fiara.
Misaotra o

novalian'i hery ny 28/09/2011 10:02
2. hery ( 28/09/2011 10:02)
Izay tsy mahalala loko vert d'eau dia toa tahaka ity :-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0875