Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bernard ( 24/05/2008 03:18)
new
misy tononkira ny tsy digniko le hiran' i north and center... tohiny
novalian'i ainaheri ny 24/05/2008 06:57
Belami ( 22/05/2008 18:52)
Fanamboarana ny serasera
Nandritra ny fanamboarana ny serasera t@ atoandro izao marobe mihitsy ny teto :-w :-w :-w fotsiny... tohiny
novalian'i cutie ny 25/05/2008 14:58
Aino ( 22/05/2008 18:42)
inn ary izany???
inn ary izany: tanora aho poakaty, antitra aho matanjaka ny zanako azo hoanina!!! ... tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/06/2008 08:46
hery ( 22/05/2008 15:33)
Fahatapahana elaela
Ok misy erreur hatraty @ forum :-) Vao nafindra tamin'ilay serveur anankiray hafa dia nivika koa ilay serveur hafa. Angamba tsy maintsy hosarahina mihitsy. Ok refaveo indray fa wain :-p [i]Nahi... tohiny
novalian'i milaibe ny 25/05/2008 07:57
badboy ( 21/05/2008 21:31)
zazavavy nilatsahan'ny fanahy masina hono
Raharinaivo Laingo Prisca no anaran’ity zazavavy kely 11 taona azo ambara ho nilatsahan’ny Fanahy Masina ny alahadin’ny Pantekosta lasa teo tao Faratsiho. Tamin’ny andron’ny Jesoa dia voalaz... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2008 20:13
fijo ( 21/05/2008 21:04)
tandremo ihany sao tratrany
http://www.dailymotion.com/related/x5had8_un-journaliste-a-cannes_news/video/xi1uv_islam-question-a-la-une-22_news?from=rss... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2008 20:08
morafenobe ( 21/05/2008 16:13)
tsaratsodrano
ny Mpihira dia i Dadah sy Nanah... tohiny
novalian'i cutie ny 21/05/2008 18:17
mistro ( 21/05/2008 14:12)
fanajana v!
Harakara ny hanajanao ny olon`tianao,no ts hamenatr`azy ny tsy hanaja anao,mahaiza mandanjalanja ny fietseham-po !!!!!!!... tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2008 09:10
tolfino ( 21/05/2008 12:42)
nisy fotoana
Saika mba mangataka ny hiran'i tif à tif mitondra ny lohateny hoe "nisy fotoana" Misaotra a-mialoha... tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2008 16:16
tslem ( 21/05/2008 11:50)
ankamantatra
1-inona no mifanohitra @ oe david? 2-inona ny mifanohitra @ oe manifinify? 3-inona ary izany: zavatra lavalava izy an, fotsifotsy ny ao anatiny, ragidro ihany no mahita azy. :) ... tohiny
novalian'i enteme ny 11/06/2008 05:42
kiadi ( 21/05/2008 11:14)
karakarao ry ratonga an!
ba karakao ty akamantsika ty ratonga fa tady hatavy an!teneno iz oe artista manja kely zany tokony tsara bika hotran'elah :-D :-D :-D http://www.madanight.com/madagascar-photo-50075.htm... tohiny
novalian'i kiadi ny 24/05/2008 09:09
ravaomariakely ( 21/05/2008 10:52)
Sarotra ny mahita olontiana aty antany lavitra
Tsy haiko na za irery ve no tojo ty olana ty fa sarotra vao mahita olontiana aty ivelany aty. Ny tena olako moa zany d zao : za tsy tia afatsy gasy satria efa fantatro ny fa tsy mety amiko ny étran... tohiny
novalian'i ainaheri ny 06/06/2008 19:03
ronaldo09 ( 21/05/2008 10:34)
zesijesta fahatany!!!
Dia tsy haiko hoe inona no mbola izesitiavana amina teny vazaha nefa ity serasera.org ity dia natao amin'ny teny gasy iray manotolo ary isaorana manokana ny webmaster amin'ny ezaka nataony satria man... tohiny
ronaldo09 ( 21/05/2008 09:40)
Chealsea-Manchester United !!!!
Anio no andro nandrasan\'ny mpitia baolina kitra eran-tany satria rahariva no hiaka-tsehatra ny ngeza roa tonta dia i Chealsean\'i Didier Drogba sy Mnchestern\'i C.Ronaldo !!!Anio zany no mety ho ta... tohiny
novalian'i simplex ny 24/05/2008 22:11
Aino ( 21/05/2008 07:02)
mijoro ho vavolombelona eto!!
Bon, dia miarahaba anreo namana indray aloha ny tenako!! efa ela tokoa no nafatarako an'ny namana serasera 2003 aho de efa nafatatra azy, ary tsy mbola niditra namana izany, fa dia niditra karajia ... tohiny
novalian'i methode ny 02/06/2008 08:56
mimi ( 21/05/2008 06:54)
fanaovana CONFITURE
Ahoana no fomba fanaovana CONFITURE tsara fa tsy mety foana ny ahy . Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i mimi ny 02/08/2008 06:24
Mimhie ( 21/05/2008 05:24)
bonne Annif tsiafoi1
de ho tratry ny ela indrindra akia a !aza hadino ny gateau a! :-* :-* :-* ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 13/06/2008 11:56
boutinou ( 20/05/2008 23:55)
vavaka ho an'i neny
miangavy an'izay mahay ny tonony sy ny tsindrim-peo an'ilay hira hoe ; ho tahiana anie ineny izay nitrotro folo volana nahitako ny masoandro sy ny kintana amam-bolana ..... dia tsy aoko intsony ... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/05/2008 19:20
nathcam ( 20/05/2008 17:11)
Izaho mbola tsy niova (DIDY ALFA)
:) Mba omeo ny tonin'io hira io ange aho zay mba manan'e! Alefaso malaky rah misy e !... tohiny
novalian'i hery ny 20/05/2008 18:36
xxx ( 20/05/2008 16:46)
Sipa manararaotra!
Betsaka ny kofiboay voadona rehefa tia. Nisy sipa izay niaraka tamin'ny bandy iray mba hankanisana any France. Rehefa lasa any izy dia nodiany fanina le bandy niaraka taminy niantoka ny frais-ny sy ny... tohiny
novalian'i Belami ny 10/06/2008 19:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.5198