ankamantatra

1. tslem ( 21/05/2008 11:50)
1-inona no mifanohitra @ oe david?

2-inona ny mifanohitra @ oe manifinify?

3-inona ary izany: zavatra lavalava izy an, fotsifotsy ny ao anatiny, ragidro ihany no mahita azy. :)
novalian'i enteme ny 11/06/2008 05:42
2. endrika01 ( 21/05/2008 15:15)
Tsy mahay mintsy zah:-P
3. ktsif ( 21/05/2008 15:35)
dagôliata!!hi hi hi
4. Koditra ( 21/05/2008 15:45)
1- mifanohitra @ david = divad
2- mifanohitra @ manifinify = matevitevina
3- Io ndray kosa alo d aleo mitsy ny gidro no hilaza azy eh!
=)) =)) =)) =)) =))
5. tslem ( 21/05/2008 17:32)
ktsif >>> diso be

Koditra:
1- mifanohitra @ david = divad
2- mifanohitra @ manifinify = matevitevina
3- Io ndray kosa alo d aleo mitsy ny gidro no hilaza azy eh!


1-diso
2-mbola diso koa
3- aleo mihitsy marina klou hiandry kely oe sao mba misy mahay :-D :-D :-D
6. kelly13 ( 21/05/2008 18:11)
za kou miandry :-D
7. rova30 ( 21/05/2008 20:23)
:-w dia samy hiandry eto izany koa!!! :-w
8. rova30 ( 21/05/2008 20:42)
:idea: HS:
2-le hoe mifanohitra @ manifinify? Tonga de chips no tonga tato an-tsaiko, de hoy aho hoe: mety ho puree angamba ???
Sain-kanina ô!????!
9. tslem ( 22/05/2008 02:21)
kellyteloambefolo:
za kou miandry


rovatelopolo:
dia samy hiandry eto izany koa!!!


dia eto dôôly zany koh :-D:-D:-D


rova:
Sain-kanina ô!????!


:-D
10. ainaheri ( 22/05/2008 03:53)
Misy ifandraisany sa samy hafa ny valin'izy 3?
11. tslem ( 22/05/2008 05:11)
Tsy misy fifandraisany fa samy hafa kah.
12. kalovao ( 22/05/2008 07:26)
afa-po ô!
13. tslem ( 22/05/2008 18:22)
sahady ve?

am talata omeko aza ny valiny e :)
14. Koditra ( 22/05/2008 18:34)
tslem : Omeo rapitso ny valin'lé n°1 d ampanaovy week-end kely alo le valin'ny 2 sy 3 d omena alatsinainy sy talata. Mandrapahatongan talata mety efa miseho eo le mahafantatra ilay valinny faha 3. :lol:
15. tslem ( 22/05/2008 19:02)
zah nefa efa koditra sahady fa mitady ho hitan'ny Koditra ny valin'ilay fahatelo :-D
16. milaibe ( 24/05/2008 04:19)
1>mifanohitra @ davida zany tsy goliata ;2>ny mifanohitra @ manifinify zany ve tsy matevina ;3>tsy akondro ve le hitandran-gidro .aleo andrana @ talata tslem le aza a
17. endrika01 ( 25/05/2008 14:20)
za tsy mbola mahita avaly faona kle,hi hi hi :-D :-P
18. enteme ( 27/05/2008 05:33)
1- ny mifanohitra @ david de daplein (satria vide koa)
2- ny mifanohitra @ manifinify kosa ndray tonga de tompon-daka avy hatrany (hita fa efa manifinify mbola be zezta hifanohitohitra eo ihany = resy avy hatrany )
3- rehefa tsy misy mahita ve tsy hovalian'ny gidro eo ihany ! :�)
19. tslem ( 27/05/2008 06:09)
milaibe:
1>mifanohitra @ davida zany tsy goliata ;2>ny mifanohitra @ manifinify zany ve tsy matevina


diso be ô!

enteme:
1- ny mifanohitra @ david de daplein (satria vide koa)
2- ny mifanohitra @ manifinify kosa ndray tonga de tompon-daka avy hatrany (hita fa efa manifinify mbola be zezta hifanohitohitra eo ihany = resy avy hatrany )


marina ny 1 fa ny 2 mbola diso, matevinify nefa :?)

milaibe:
3>tsy akondro ve le hitandran-gidro .aleo andrana @ talata tslem le aza a

enteme:
3- rehefa tsy misy mahita ve tsy hovalian'ny gidro eo ihany !


fetsy an!Aleo aloha hiandry @ herin'ny talata ndray oe :-D:-D:-D
20. kiadi ( 27/05/2008 06:26)
nen'i tselm kosa ampifilainy ny valiny eh!sa tsy fantatra ? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4047