ankamantatra
21. tslem
(
27/05/2008 07:51)
Fita fa tsy mahafantatra zah koh,nisy nametraka fanontaniana anah d mampilfila be koa izy fa tsy mety mamaly fa am talata fôna hono :(
mba mitadiava moa e ! :-D
endrika:
za tsy mbola mahita avaly faona kle,hi hi hi
mba mitadiava moa e ! :-D
22. kiadi
(
27/05/2008 09:54)
de zay ko zany no ampifilaina eto? de rha tsy omeny zany le iz @ talata de mihesona eto ko zay?
26. kiadi
(
27/05/2008 15:33)
tsy rariny ehhhhhh!!
andao higrevy fa nampiesonin'i tslem ny vahoaka ehhhh!!
avohay monja jaona ehhhh!!!!!
vahôka tsy mandohalika ehhhhh!!
minoa fotsiny any ehhhh
asa be kabary ehhh
ohé ohé!!
ohééééééééééééé!!!
=)) =)) =)) =)) =))
andao higrevy fa nampiesonin'i tslem ny vahoaka ehhhh!!
avohay monja jaona ehhhh!!!!!
vahôka tsy mandohalika ehhhhh!!
minoa fotsiny any ehhhh
asa be kabary ehhh
ohé ohé!!
ohééééééééééééé!!!
=)) =)) =)) =)) =))
29. kiadi
(
28/05/2008 11:25)
ahongano tslem ry zareo annnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnn!
ahongano ny mandan'i jericô! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ahongano ny mandan'i jericô! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
31. kiadi
(
28/05/2008 12:55)
andao hilahatra 13mai fa fandrebidrebembahôka ny an(i tlsem!bola tsy omeny fona hono ny valiny nefa zay ba mangitagintaka be!
32. enteme
(
11/06/2008 05:42)
sô mba nisy nahita le gidro nahay ny valin'ny 3 reto nareo a !
de niandry ka niandry ary niandry fa le gidro hatramin'izao tsy mety hita fônafôna
de niandry ka niandry ary niandry fa le gidro hatramin'izao tsy mety hita fônafôna