zazavavy nilatsahan'ny fanahy masina hono
1. badboy
(
21/05/2008 21:31)
Raharinaivo Laingo Prisca no anaran’ity zazavavy kely 11 taona azo ambara ho nilatsahan’ny Fanahy Masina ny alahadin’ny Pantekosta lasa teo tao Faratsiho. Tamin’ny andron’ny Jesoa dia voalaza fa niteny tamin’ny teny tsy fantatra ireo mpianany vantany vao naharay ny Fanahy masina. Torak’izany koa ny an’i Prisca satria hatramin’io alahady io dia lasa niteny amin’ny fiteny anglisy razazavavy, ka na miresaka aminy amin’ny ny teny gasy aza dia valiany amin’ny anglisy ihany. Ao amin’ny CEG Faratsiho no mianatra ity zaza ity ary ao amin’ny kilasy faha-6 izany hoe vao eo ampanombohana ny fianarana teny anglisy indrindra. Kamboty ray ity zaza ity ary taizana pasitera iray amin’ny Fiangonana « Jesosy Mamonjy ». Mianadahy izy ireo no taizan’i Pasitera. Nialohan’ny fetin’ny Pantekosta dia nanao vavaka fifadian-kanina ity zaza ity, faniriany moa tamin’izany ny ho raisina batisa tamin’io alahady io saingy noho izy mbola kely dia tsy mbola mety. Kanjo ny alahady dia tsikaritra ho faly sy nihinjakinjaka razazavavy ka nanomboka teo dia nanjary niteny anglisy. Gaga avokoa ny manodidina rehetra indrindra fa ny mpampianatra teny anglisy azy satria mbola vao abidy no atao any am-pianarana. Hatramin’io alahady io dia niova ny fomba fiainan’i Prisca manjary falifaly lalandava, sy tia vavaka ka isaky ny mahavita zavatra iray dia manatona ny « Hazofijaliana » ka mivavaka.
répondu par fijo le 28/05/2008 20:13
3. mirana5
(
21/05/2008 22:20)
Angano angano arira arira Badboy mpitantara isika mpihaino! hô !hô ! hô ! :? :? :?
4. ainaheri
(
22/05/2008 05:00)
Ny teny anglisy angah teny tsy fantatra raha ao Dago,mitazona ny laharana faharoa ra tsy diso aho manaraka ny les enfants d la patrie? Mba teny hafa² ahay we!!
Sao d mba te hanao pub ny fiangonany dapasy?
Sao d mba te hanao pub ny fiangonany dapasy?
5. Jeankely
(
22/05/2008 05:14)
Etsy ambany bdaboy nanoratra fa "olona tsy mahatoky tena no mila fivavahana". Koa inona no hitaterana io vaovao. Tia handrabiraby sa efa tafiditra anatin'ny voalazanao ho tsy mahatoky tena ianao. Rakoto-gazety mba ampifanaraho ihany ny resaka arahina fa tsy fantatra izay hijoroanao. Hita fa ianao no tena tsy mahatoky tena ary tsisy fototra.
6. badboy
(
22/05/2008 06:10)
Mampime be le izy. Sady lasa resaka be any @ tanàna. Tena mipetaka indray ilay fanotaniana hoe "tena fantatrireo mireska ireo ve hoe iza ilay FANAHY MASINA resahany" :^) :^) :^) :^)
http://www.madagascar-tribune.com/Manazava-ny-Pasitera-Jesosy,6694.html
http://www.madagascar-tribune.com/Manazava-ny-Pasitera-Jesosy,6694.html
7. kiadi
(
22/05/2008 16:37)
io indray i jaenkely sy ny fitapitapiny!! manina tsy ny dinika no resahiona fa nenao de ny hikritika vendrana eny fona! :-D :-D :-D :-D
8. Koditra
(
22/05/2008 17:09)
Za ko mahay teny tsy fantatra fa tsy nidiran'ny fanahy masina : yhjhf xdsgr pkilkjt plkjtr, frdtqbf. Zé mahay an'io ? =)) =)) =)) =))
9. cutie
(
22/05/2008 17:51)
Mpandefa : badboy [ Valio ] 21-05-2008 23:31:55
Lohateny : zazavavy nilatsahan'ny fanahy masina hono
Raharinaivo Laingo Prisca no anaran’ity zazavavy kely 11 taona azo ambara ho nilatsahan’ny Fanahy Masina ny alahadin’ny Pantekosta lasa teo tao Faratsiho. Tamin’ny andron’ny Jesoa dia voalaza fa niteny tamin’ny teny tsy fantatra ireo mpianany vantany vao naharay ny Fanahy masina. Torak’izany koa ny an’i Prisca satria hatramin’io alahady io dia lasa niteny amin’ny fiteny anglisy razazavavy, ka na miresaka aminy amin’ny ny teny gasy aza dia valiany amin’ny anglisy ihany. Ao amin’ny CEG Faratsiho no mianatra ity zaza ity ary ao amin’ny kilasy faha-6 izany hoe vao eo ampanombohana ny fianarana teny anglisy indrindra. Kamboty ray ity zaza ity ary taizana pasitera iray amin’ny Fiangonana « Jesosy Mamonjy ». Mianadahy izy ireo no taizan’i Pasitera. Nialohan’ny fetin’ny Pantekosta dia nanao vavaka fifadian-kanina ity zaza ity, faniriany moa tamin’izany ny ho raisina batisa tamin’io alahady io saingy noho izy mbola kely dia tsy mbola mety. Kanjo ny alahady dia tsikaritra ho faly sy nihinjakinjaka razazavavy ka nanomboka teo dia nanjary niteny anglisy. Gaga avokoa ny manodidina rehetra indrindra fa ny mpampianatra teny anglisy azy satria mbola vao abidy no atao any am-pianarana. Hatramin’io alahady io dia niova ny fomba fiainan’i Prisca manjary falifaly lalandava, sy tia vavaka ka isaky ny mahavita zavatra iray dia manatona ny « Hazofijaliana » ka mivavaka
nataoko ihany ny tsy hime :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. Aino
(
22/05/2008 17:57)
nareo mahay be teny anlgisy izany efa nolatrahiny fanahy masina dol ko!!
de ho anay tsy tena mbola mahay tsara mba ahoana!!! demi fotsiny ve no nilatraka taty sa izay le so tapany :roll: :roll: :oops:
de ho anay tsy tena mbola mahay tsara mba ahoana!!! demi fotsiny ve no nilatraka taty sa izay le so tapany :roll: :roll: :oops:
11. cutie
(
22/05/2008 18:19)
de ho anay tsy tena mbola mahay tsara mba ahoana!!! demi fotsiny ve no nilatraka taty sa izay le so tapany
miandrasa @ pentekoty fa mety hilatsahany koa njy :-D
12. fijo
(
22/05/2008 21:01)
mampalahelo mihintsy ao mada ao.tena efa mamon'ny finoan aka manjary handrenesana izao resaka revirevy rehetra izao.
13. ikaretsaka
(
22/05/2008 21:06)
t@ apostoly teny "tsy fantatra" ity izany efa fantatra fa "angalisy"
raha mahavita manao fahagagana koa ny aloka sy ny mosoarany dia gravy izy!
raha mahavita manao fahagagana koa ny aloka sy ny mosoarany dia gravy izy!
14. fijo
(
22/05/2008 21:22)
de asa moa ry zareo fa efa tena latsaka lalina loatra le vahoaka ,ka tsy hita intsony e
15. Sohitika
(
22/05/2008 22:08)
Nareo kosa masiaka, mbo avelao izy hilaza ny zavatra mba fantany, ny finoany, mba hajao zay mba eritreriny, tsy maninona ange zany e, azo hazavaina ara tsiantifika ihany io miteny amin'ny teny tsy fantatra io fa ity lazaiko anareo ty tantara tsy misangy, fitampoha Belo tsiribihina tamin'ny taona 87, hoe mandritra ny rituel dia misy vehivavy foana hidirana tromba, vehivavy matetika no tena voa, vetivety teo ity vehivavy vadina zandary, a peine mahay mamaky teny sy manoratra, miteny frantsay tsy misy tahaka izany, dia nilaza fa izy fa mapanjaka tamin'ny fotoana androny,mpanjaka vavy, tsy tadidiko ny anarany, nony tapitra ny rituel, notadiavina tany an-tanana ty zazavavy, miaraka amin'ny harona avy niantsena, tsy mahatadidy izay nitranga ny omaly, tsy mahay miteny farantsay na kely aza....tantara tena nisy io, anareo ny mieritreritra hoe inona ary no mety hanazavana izany?possedee marina ve ra vehivavy, sa nanao comedie?ny teny frantsainy marihina fa tena malama toy ny fitenin'olona zatra miteny farantsay an, nefa izy tambanivohitra tsy dia nianatra, menamenatra, tsy dia "sociable" akory.
Zaho tsy milaza hoe inona fa kosa misy ny zavatra toy izao any amintsika mahavariana, mahaliana, ary tsy voatery ho rediredy!
Misaotra namaky.
Zaho tsy milaza hoe inona fa kosa misy ny zavatra toy izao any amintsika mahavariana, mahaliana, ary tsy voatery ho rediredy!
Misaotra namaky.
16. kiadi
(
23/05/2008 22:56)
ka zavatra hotrizany kosa mapimé eh!! fampihesoinambahoka be le iz!! mahagaga mintsy ny gazety any amintsika fa de mamôka zao zavatra heno retra zao
17. Jeankely
(
24/05/2008 02:13)
Ny ho an'i kiady ilay 100, 200,...1000, 100, 100n'i Francis Turbo no tokony atao betsaka fa ireny no angadiny. Samy demony
18. niryna
(
24/05/2008 03:59)
badboy:
Raharinaivo Laingo Prisca no anaran?ity zazavavy kely 11 taona azo ambara ho nilatsahan?ny Fanahy Masina ny alahadin?ny Pantekosta lasa teo tao Faratsiho. Tamin?ny andron?ny Jesoa dia voalaza fa niteny tamin?ny teny tsy fantatra ireo mpianany vantany vao naharay ny Fanahy masina. Torak?izany koa ny an?i Prisca satria hatramin?io alahady io dia lasa niteny amin?ny fiteny anglisy razazavavy, ka na miresaka aminy amin?ny ny teny gasy aza dia valiany amin?ny anglisy ihany. Ao amin?ny CEG Faratsiho no mianatra ity zaza ity ary ao amin?ny kilasy faha-6 izany hoe vao eo ampanombohana ny fianarana teny anglisy indrindra. Kamboty ray ity zaza ity ary taizana pasitera iray amin?ny Fiangonana ? Jesosy Mamonjy ?. Mianadahy izy ireo no taizan?i Pasitera. Nialohan?ny fetin?ny Pantekosta dia nanao vavaka fifadian-kanina ity zaza ity, faniriany moa tamin?izany ny ho raisina batisa tamin?io alahady io saingy noho izy mbola kely dia tsy mbola mety. Kanjo ny alahady dia tsikaritra ho faly sy nihinjakinjaka razazavavy ka nanomboka teo dia nanjary niteny anglisy. Gaga avokoa ny manodidina rehetra indrindra fa ny mpampianatra teny anglisy azy satria mbola vao abidy no atao any am-pianarana. Hatramin?io alahady io dia niova ny fomba fiainan?i Prisca manjary falifaly lalandava, sy tia vavaka ka isaky ny mahavita zavatra iray dia manatona ny ? Hazofijaliana ? ka mivavaka.
misaotra badboy nizara ,
http://www.madagascar-tribune.com/Manazava-ny-Pasitera-Jesosy,6694.html
ireo voalaza ireo no fanazavana mahasahina ny hoe ny fisehoany sy ny hafiriana dia manazava tokoa.Ny hoe avy amin'ny avy aiza dia sarotra tokoa satria mbola maro ny olona no tsy mino ireo na lesona lavabe io ka raha tsy mamaky ny tenin'Atra tokoa ny olona iray ka miaina ao anatiny dia tsy hino sy tsy manaiky.
Samy manao fahagagana avokoa na ny herin'ny maizina ny hery avy any amin'Atra.
ny fanontaniana dia hoe niseho tamin'ny mpianany ny fanahy masina ka nanome azy ireo faha
19. niryna
(
24/05/2008 04:11)
tohiny ,azafady fa tapaka,...
samy nomen'Atra fahasoavana avokoa ny kristiana tsirairay ary misy olona izay nomeny fahasoavana manokana amin'ny fotoana sy andro izay ilainy azy ,ny antony dia maro,mety misy tsy mpino eo ka ny andresy lahatra azy no mety mahatonga ny FM eo ,na mandresy lahatra ny fiangonana iray manontolo mihitsy mba hibebaka ,na misy teny nomen'ny tompo ka tiany ho tanterahana..matetika dia miteny ilay olona hoe hoy ny .tompo ..the lord says..misy antony hafa ihany koa tiany ho voavonjy ny fanahinao dia toa natokana ho anao irery ilay toriteny,maro..
Sarotra hoy aho no hino raha tsy omeny hery sy mangetaheta izay fampianarana izany isika,tsy ny rehetra hoy aho no omeny an'io fahasoavana io ary mety na tsy ho voatery hipetraka ao amin'ilay olona foana ny fanahy masina fa amin'iny fotoana iny ihany ..
samy nomen'Atra fahasoavana avokoa ny kristiana tsirairay ary misy olona izay nomeny fahasoavana manokana amin'ny fotoana sy andro izay ilainy azy ,ny antony dia maro,mety misy tsy mpino eo ka ny andresy lahatra azy no mety mahatonga ny FM eo ,na mandresy lahatra ny fiangonana iray manontolo mihitsy mba hibebaka ,na misy teny nomen'ny tompo ka tiany ho tanterahana..matetika dia miteny ilay olona hoe hoy ny .tompo ..the lord says..misy antony hafa ihany koa tiany ho voavonjy ny fanahinao dia toa natokana ho anao irery ilay toriteny,maro..
Sarotra hoy aho no hino raha tsy omeny hery sy mangetaheta izay fampianarana izany isika,tsy ny rehetra hoy aho no omeny an'io fahasoavana io ary mety na tsy ho voatery hipetraka ao amin'ilay olona foana ny fanahy masina fa amin'iny fotoana iny ihany ..
20. razaordira
(
24/05/2008 13:10)
Ny "fitenin-dry Zorro" :lol: koa anie ka "teny tsy-fantatra" raha eto Mada no jerena e.
Donc nareo koa efa tena nilatsahany tsara ry Aino.
Donc nareo koa efa tena nilatsahany tsara ry Aino.
Aino:
nareo mahay be teny anglisy izany efa nolatrahiny fanahy masina dol ko!!
de ho anay tsy tena mbola mahay tsara mba ahoana!!! demi fotsiny ve no nilatraka taty sa izay le so tapany :roll: :roll: :oops:
