zazavavy nilatsahan'ny fanahy masina hono
21. rakapy
(
25/05/2008 01:27)
De ahona no anaporofona fa FM no niditra tao aminy fa tsy hoe nidiran'i Satana?
Ny devoly koa anie ka mampahay teny Anglisy sns e! ^^
Ny devoly koa anie ka mampahay teny Anglisy sns e! ^^
22. niryna
(
25/05/2008 20:09)
rakapy:
De ahona no anaporofona fa FM no niditra tao aminy fa tsy hoe nidiran'i Satana?
Ny devoly koa anie ka mampahay teny Anglisy sns e! ^^
raha maheno olona isika ka mitory teny dia anjarantsika no mangataka amin'Atra mba hanome antsika ny FM hanaza izany.Ny olon'ATra dia mampianatra ny famonjena avy @ alalan'i kristy irery,ny olon'Atra dia mampianatra antsika hibebaka sy hifona amin'Atra,ny olon'Atra dia miteny izay voalaza ao anaty baiboly ka tsy hoe izay tiany ihany,izay voalaza ao anaty baiboly no resahiny,ary manitsy ny namana izy ,izay araka ny soratra masina fa tsy ny fihetsempony akory,indraindray dia mandratra ilay izy fa raha hendry isika dia manaraka izay lazainy fa tsy ho tezitra azy.
Ahoana ihany koa no ahalalana fa misy FM ao am-piangonana?
Nahazo hery isika rehefa tonga tao am-piangonana,mety mitomany,mety nahatsiaro ho meloka,mety mifona,mety mivavaka ny hafa izay mila vonjy ary toy pile izay lany ny heriny dia charge-na indray ,toy izany koa isika miangona mba haka vatsim-panahy indray .
Afaka manasitra satana fa misy tambiny ny azy.
Ohatra hoe ireny olona mamaky tanana ireny araka ny fitantaran'ity olona iray hoe " misy curse hianao hoy izy hono ka amboarina izany vitana ratsy izany" ary dia asiany mandoa vola ilay olona" Atra tsy mangataka na mila tambiny,misaotra azy fotsiny isika, ary dia mizara izany fahasoavana ho an'ny olona izany
23. rakapy
(
25/05/2008 23:48)
ka ilay pasitera sy ny fiangonana mihintsy no mangataka 10% ny fananako ka aiza indray re izany hoe tsy misy tambiny izany e! :-D :-D :-D
24. manidina
(
26/05/2008 16:29)
o ry badboy: nilatsahan'ny lelafo koa ve i prisca?
teo anao milaza fa niteny @ teny tsy fantatra ,de eo lasa teny anglisy indray?fa angah teny tsy fantatra ny teny anglisy? sa teny anglisy no tenin'ny fanahy masina?
teo anao milaza fa niteny @ teny tsy fantatra ,de eo lasa teny anglisy indray?fa angah teny tsy fantatra ny teny anglisy? sa teny anglisy no tenin'ny fanahy masina?
25. pissoa
(
28/05/2008 18:16)
Aino:
nareo mahay be teny anglisy izany efa nolatrahiny fanahy masina dol ko!!
de ho anay tsy tena mbola mahay tsara mba ahoana!!! demi fotsiny ve no nilatraka taty sa izay le so tapany :roll: :roll: :oops:
Milay :-D :-D :-D :-D :-D
