Liste des messages
Liste des messages, inserés par mimi, par ordre de date
mimi
(
19/07/2014 08:29)
mitady toerana fianarana manotra eto tana
Izaho izany ry zareo mba te hianatra manotra somary be tanana aho dia tiako koa raha mahay manotra dia misaotra aminy valiteny e!...
suite
répondu par mimi le 24/07/2014 06:33
mimi
(
30/06/2014 08:40)
hena baolina sinoa
sao dia mba misy afaka hanome ahy ny fomba fanamboarana henabaolina sinoa ireny ilay ohatrany hataony amin'ny rano fa tsy ilay endasina, eny e fa tsy maninona koa raha somary endasina kely dia misaotr...
suite
répondu par bichette le 10/06/2015 15:26
mimi
(
09/01/2010 08:16)
Resaka VOTSY
Resaka VOTSY no mba hametrahako fanontaniana eto hoe : Inona no mahatonga ireny votsy ireny dia inona no hitsaboana azy ? Fa efa tany amin'ny dokotera aho dia nodorany nefa hoatran'ny tsy hitako ny fi...
suite
répondu par sten-ryan le 30/12/2013 09:50
mimi
(
21/05/2008 06:54)
fanaovana CONFITURE
Ahoana no fomba fanaovana CONFITURE tsara fa tsy mety foana ny ahy . Misaotra mialoha...
suite
répondu par mimi le 02/08/2008 06:24
