fanaovana CONFITURE
1. mimi
(
21/05/2008 06:54)
Ahoana no fomba fanaovana CONFITURE tsara fa tsy mety foana ny ahy . Misaotra mialoha
novalian'i mimi ny 02/08/2008 06:24
2. fahamarinana
(
21/05/2008 07:04)
:arrow: ity misy iray aloha fa tsy voa-precisé-nao hoe confiture inona no tena tadiavinao.Mbola tsy nandramako an fa mampilendalenda fontsiny. :)
CONFITURE D'ANANAS
Préparation : 15 mn
Cuisson : 30 mn
Ingrédients (l) :
- 3 grosses pommes
- 1 kg de chair d'ananas
- 1 kg de sucre
- 1 verre d'eau
- 1 citron
Préparation :
Eplucher l'ananas, le couper en morceaux en supprimant le coeur ligneux. Peler les pommes, leur enlever le coeur et les pépins, les couper en petits morceaux.
Verser les fruits dans la bassine à confiture avec le sucre et l'eau. Faire cuire doucement pendant 30 mn en remuant de temps en temps.
Mettre en pots.
Dia mba andefaso poste za an,

3. fasaly
(
21/05/2008 10:26)
mimi:
Ahoana no fomba fanaovana CONFITURE tsara fa tsy mety foana ny ahy . Misaotra mialoha
sao de sucre tsotra kosa no ampesaindry hanaovana confiture.....??????
4. fahamarinana
(
21/05/2008 15:39)
:arrow: fa tsy maintsy sucre hafa tokoa ? za efa nanao confiture am sucre tsotra fa mety kouh,zany hoe mety amiko mety tsy mety am besinimaro koa angambany :wink: (l)
5. tess
(
21/05/2008 16:03)
tsy haiko alou fa misy sucre natokana ho an'ny fanaovana confiture mitsy e!
tsy mitsiranoka be lay izy refa vita izany avy teo fa somary madidy otran'ny gelatine ireny, hita am magazay ireny.....
tsy mitsiranoka be lay izy refa vita izany avy teo fa somary madidy otran'ny gelatine ireny, hita am magazay ireny.....
6. melody
(
21/05/2008 16:27)
ity koa akia misy site jereo fa tena tsara daholo ny r7 n'io a
http://recettes.doctissimo.fr/php/recettes/visu_recette.php?oid_recette=1762
dia mazotoa e :D
http://recettes.doctissimo.fr/php/recettes/visu_recette.php?oid_recette=1762
dia mazotoa e :D
7. mimi
(
24/05/2008 06:50)
Misaotra betsaka ry zareo fa dia voaraiko daholo ny torohevitra fa dia lazaiko aminareo eto ihany rehefa mba mahavita aho e!
9. Ratoa
(
14/06/2008 12:58)
rehefa sucre dia mety. Ny sucre spécial misy pectine manafohy temps de cuisson.
Ny clé dia izao iahany: mila msahana ny sucre.
Alona une nuit ny sucre sy fruit.
Raha be rano ny ampitso, dia saraho ny fruit sy ny sucre.
Ahandrahoy aloha ny jus hatevina (environ 20mn à feu fort). Arotsahy @ izay ny fruit.? Andrahoy 2mn a feu fort (mangotraka) et à feu moyen à doux 20mn.
Ny ananas sy orange na citro na pamplemousse ilaina asiana rano mitovy aminy, ahandrahoina ho masaka sy ho very sasaka ny ranony. Asio siramamy mitovy lanja na mitovy fatra aminy (litre). Ahandrahoy 20mn feu moyen @ izay.
Bon appétit

10. mimi
(
02/08/2008 06:24)
Misaotra anareo rehetra nanor hevitra teto fa izao aho izany vao tena nahavita azy tsara fa saingy tsy hitako izay fomba hanomezako azy hanandramanareo fa nety e! misaotra.