Chealsea-Manchester United !!!!
1. ronaldo09
(
21/05/2008 09:40)
Anio no andro nandrasan\'ny mpitia baolina kitra eran-tany satria rahariva no hiaka-tsehatra ny ngeza roa tonta dia i Chealsean\'i Didier Drogba sy Mnchestern\'i C.Ronaldo !!!Anio zany no mety ho tanteraka ny nofinofin\'ingahy Abramovich hatramizay dia ny handrombaka ny ligue des champions ary fanamby efa napetraky i Avram Grant taorian\'ny fialan\'ilay portugais Jose Morinho !!!I Alex Ferguson koa etsy akilany dia nanamafy fa vonona tanteraka ry zareo handrombaka ity amboara andrandraina sy nofinofisin\'ireo club matanjaka aty Eoropa ,rahatsahivina dia sambany i Chealsea no tafakatra amin\'ny lalao famaranana toy izao ary sambany koa vao misy ekipa anglisy roa manao ny lalao famaranana tahak\'izao ,ho any Manchester indray dia efa indroa ity ekipa ity no nandrombaka ny amboara dia ny taona 1968 ary ny taona 1999 raha tadidintsika tamin\'ireo baolina roa maty teo amin\'ny segondra farany (91min sy 92 min) raha nitarika 1 no ho aotra ny Bayern tamin\'io fotoana io!!
Toy izo no mety ho mpilalao hiditra voalohany eny ambony kianja amin\'ny andaniny sy ny ankilany anio hariva
Chealsea: Mpiandry tsatokazo : Petr Cech ,Vodilaharana :Paulo Ferreira,Ricardo Carvalho ,John Terry ary i Asley Cole; Irakiraka:Michael Essien ,frank Lampard,Michel Ballack, Claude Makelele;Mpanafika :Didier Drogba ,Salomon Kalou
Manchester:Mpiandry tsatokazo:Edwin Van Der sar,vodilaharana:Patrice Evra ,Wes Brown,Rio Ferdinand,John O\'Shea,irakiraka:Owen Hargreaves ,C.Ronaldo,Michael Carrick,Paul Scholes,Mpanafika:Carlos Tevez,Wayne Rooney!!!
Dia samia manohana ny ekipa tiany e!!!Ny anay moa dia 2-1 io ho an\'i Chealsea : 36 min baolina matin\'i Lampard,74 min Didier Drogba ary aleo omena iray ry devoly mena eo amin\'ny minitra faha 88 ka i Nani no hahafaty baolina!!!
Allez-y Chealsea

novalian'i simplex ny 24/05/2008 22:11
3. naughtyboy
(
21/05/2008 15:45)
sarotra ny fandidina ,nani sy tevez no ahiko amono bol any red devil,anelka na i joe cole any chelsea 2-1 ny vinavina chelsea no andresy
5. onjah
(
21/05/2008 18:21)
Izaho maka Chelsea, satria tsy dia azoazoko loatra ny nahatafakaran'i Manchester vs Arsenal satria toa somary nampian'ny arbitre kely ihany mantsy ry zalahy tamin'ny lalao.Tsy azo lavina anefa fa mahay baolina ry zareo. Fomba fandinihiko ny fizotrin'ny lalao io aloha e. Mety diso fijery ihany aho anefa, asa !
Ho hita eo rahariva e.
Aleo aloha tsy hanao pronostic be fahatany tahaka an'i simplex fa ny baolina anie ka boribory e :-) :-)
Ho hita eo rahariva e.
Aleo aloha tsy hanao pronostic be fahatany tahaka an'i simplex fa ny baolina anie ka boribory e :-) :-)
7. onjah
(
24/05/2008 09:57)
onjah:
(...)
Aleo aloha tsy hanao pronostic be fahatany tahaka an'i simplex (...)
Azafady lesy simplex an, aleo hiverina aty amiko izay nosoratako e. :evil: :evil: :evil:
8. simplex
(
24/05/2008 22:11)
onjah,
za kou nge tsy mpankafy Man U ny tena marina e. Tena "vulgaire" be ny fan andri zalah hatraizatraiza ka tssssssss... zany hoe nisy bandy akama nanohana an'i Chelsea d mba hoe ;-):)
@ herin-taona ndray eee :�)
tywa,
mpimasy hajaina fotsiny k ;-)