bonne Annif tsiafoi1

1. Mimhie ( 21/05/2008 05:24)
de ho tratry ny ela indrindra akia a !aza hadino ny gateau a! :-* :-* :-*
novalian'i tsiafoi1 ny 13/06/2008 11:56
2. tslem ( 21/05/2008 05:36)
Bon anniversaire :-* :-* :-*
3. diamondra27 ( 21/05/2008 05:47)
Miarahaba an'i tsiafoi1 tratry ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao.Enga anie ka hitombo hatrany ny fahendrena sy ny fitiavana izay ao aminao.
Dia ho tratry ny taona mitsingerina e! de ho tahian'i Tompo hatrany anie ianao


:-* :-* :* :*
4. Aino ( 21/05/2008 06:35)
bonne anniff tsyfoiko kiss njy malala :-* :-* :-* :-*
5. milaibe ( 21/05/2008 08:32)
bon anniversaire tsiafoi d manaova fety sambatra tsy mahafoi koa ny akama e
6. tsiafoi1 ( 21/05/2008 09:26)
Misaotra betsaka anareo namana rehetra an. Faly be tokoa za
Bizz mamy daolo :-* :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l) (l) (l) :-* :-* :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :lol: :) :lol: :D
7. tywa68 ( 21/05/2008 09:51)
bon anniv d mirary soa ho anao hatrany an :-* :-*
8. ainaheri ( 21/05/2008 11:43)
Mirary annif milay an'i tsiafoi sy reo namana zay tsy voatanisa za feno taona androany!!Mba hitombo fahasalamana ,fahendrena ary kou ny fahombiazana :-* :-* :-* :-*
9. tess ( 21/05/2008 15:24)
bonnanif aky ry tsiafoi1 ah! :-*
10. mangidy ( 21/05/2008 15:53)
Bonne anif akia razaoba a! de ilay Atra ny fiadanana anie homba anao sy ny Fianakavianao.Ampitombo hatrany ny fahasoavany ka ananao Fo madio " fa ny vehivavy matahotra an'Atra ihany no ho deraina"ohb 31-30b :-* :-* :-*
11. melody ( 21/05/2008 15:57)
bonannif tsiafoi1 :-*
12. dadie ( 24/05/2008 21:00)
tena tara b za marina
:roll:
bon anniv aki dry d mahasoava an
:-* :-* :-*
dadie :)
13. endrika01 ( 25/05/2008 10:48)
tena zah angamba no mandefa fiarabana farany!tena miala satroka kely aloha tamin'iny a,

Bon annif anki de mahazoa zay rehetra irina! (l) (l) (l)
14. tsiafoi1 ( 13/06/2008 11:56)
Misaotra anareo namana nahatsiaro rehetra, bizz mamy daolo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2332