fanajana v!

1. mistro ( 21/05/2008 14:12)
Harakara ny hanajanao ny olon`tianao,no ts hamenatr`azy ny
tsy hanaja anao,mahaiza mandanjalanja ny fietseham-po !!!!!!!
répondu par xxx le 27/05/2008 09:10
2. carson ( 21/05/2008 15:05)
tsy azo tsara
3. cutie ( 21/05/2008 15:07)
mistro [ Valio ] 21-05-2008 16:12:48
Lohateny : fanajana v!
Harakara ny hanajanao ny olon`tianao,no ts hamenatr`azy ny
tsy hanaja anao,mahaiza mandanjalanja ny fietseham-po !!!!!!!

tsy tia zany matoa tsy manaja
4. Aino ( 21/05/2008 15:12)
non tsivotery zay kosa e! :{ :{
5. cutie ( 21/05/2008 15:14)
mamaly ahy i Aino sa mamaly an'i mistro?
6. mbaliana ( 21/05/2008 17:49)
anareo roa :^) :^) :^)
7. ainaheri ( 21/05/2008 18:14)
Tsy mazava le resaka,asio jiro kely alou ee
8. cutie ( 21/05/2008 18:15)
mbaliana lol
9. Aino ( 22/05/2008 18:39)
tsy tia zany matoa tsy manaja
=D> zay mihintsy
10. mistro ( 24/05/2008 06:36)
ny olona refa tina d manararotra ny fitiavanao azy
ts mandinika v ianao fa ny olona akaiky anao no mamitaka anao
ina no tokony ataonao ?:mahaiza mametraka ny superiorite anao
eo anetrahany,avelao izy aneo ny heviny fa aza avela ho dinganina
ny anao .................
11. mangidy ( 24/05/2008 20:16)
"Na de izany aza, samia tia ny vadiny tahaka ny tenany reo Lehilahy, ary aoka kosa ny Vavy anaja ny lahy" efesiana 5 - 33
Ataoko angamba fa mahafehy ny dinika io.
12. melody ( 24/05/2008 20:48)
dia ny baiboly koa niteny hoe, izay tsy tianao hatao @ tenanao aza hatao @ olon-kafa ihany koa!
13. endrika01 ( 25/05/2008 10:46)
mistro:

ny olona refa tina d manararotra ny fitiavanao azy
ts mandinika v ianao fa ny olona akaiky anao no mamitaka anao
ina no tokony ataonao ?:mahaiza mametraka ny superiorite anao
eo anetrahany,avelao izy aneo ny heviny fa aza avela ho dinganina
ny anao .................



mmmmhhh>Zah kosa aloha tsy mba hoatran'izany e,refa tia zah tsy manararaotra ny fitiavan'ny
olon-tiko; fa vao maika aza mitady endrika vaovao hatrany, hoenty manome
faka tsy azon'izan'iza hozongozonina,nôfa be koa zany mpanararaotra zany!
kôzy e,ny aza mba tratran'ny zany . :-P :-D :-D :-D
14. cutie ( 25/05/2008 17:05)
Mpandefa : melody [ Valio ] 24-05-2008 22:48:01
Lohateny : Re : fanajana v!
dia ny baiboly koa niteny hoe, izay tsy tianao hatao @ tenanao aza hatao @ olon-kafa ihany koa!

hummmmm
15. rush ( 25/05/2008 20:20)
ny fijeriko ny fianana mba hizotra @ tokony ho izy dia ty:
manaja ny tenako aho, manaja ny olon-tiako aho dia ho menatra izy raha tsy hanaja ahy.Io koa ngamba no tiany mistro lazaina .
16. mangidy ( 25/05/2008 22:53)
L'homme se donne a sa femme, et la femme reçoit. dia ho tena iray ihany ireo, ka raha tsy manaja ny olontinao ianao? dia tsy manaja ny tenanao.
17. xxx ( 27/05/2008 09:10)
rush:

ny fijeriko ny fianana mba hizotra @ tokony ho izy dia ty:
manaja ny tenako aho, manaja ny olon-tiako aho dia ho menatra izy raha tsy hanaja ahy.Io koa ngamba no tiany mistro lazaina .

izaho indray ry rush dia miezaka mihitsy amn'io zavatra io,sady nanaja ny tenako a no nanaja azy fa toa noheveriny faiblesseko izany ka vao maika aho nataony sy ambaniny

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0608