Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rastafarai
(
28/05/2008 02:07)
AMPAMAOKA
Lohahevitra : Gasy ao France
Andinindininy : Sendra niserana tao Paris aho gaga syfaly aho raha nahita Gasy be dia be, ny tsy nampoziko anefa dia ny fiavonavonan ireo Gasy izay nifanena tamiko Gaga a...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/06/2008 05:09
xxx
(
28/05/2008 01:42)
Saim-b*dy sy Saim-bol
Saim-bol : espagnols, norvegiens, neerlandais, alemands, anglisy, suisses
Saim-b*dy : portugais, italiana, frantsay, belges
http://fr.news.yahoo.com/afp/20080527/tod-foot-societe-euro-2008-sport-ins...
tohiny
novalian'i orona ny 28/05/2008 19:57
RAKVOL
(
27/05/2008 22:46)
vovomangazo
mba omeo recette vovomangazo zay manana azafady !...
tohiny
novalian'i RAKVOL ny 12/06/2008 23:06
xxx
(
27/05/2008 20:15)
Manary lanja ramatoa
Trozona be ilay ramatoa
Natao operation tany amin'ny hopitaly izy, dia lasa olona normal
Lasa hafahafa be ilay rangahy vadiny manoloana an-dramatoa avy eo
Voalazan'ilay dokotera fa 1/2 amin'ny co...
tohiny
novalian'i vale ny 02/06/2008 14:11
ikalamako
(
27/05/2008 18:09)
Bô versera kalasnou !
Raha tonga ny fetin'i kalasnou
Izaho manolotra moa
Manolotra aho sady miteny
Bà ny takolaka rou
(l) (l) (l) (l)
[img]http://farm3.static.flickr.com/2364/2528779704_674380d5f3.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i vale ny 27/05/2008 23:31
xxx
(
27/05/2008 18:07)
Sakamalaho
Misy fiatraikany amin'ny fahasalaman'ny vehivavy ve ny fihinanana sakamalaho be ? Atao dite ilay izy, vovoka sakamalaho sotroina amin'ny rano mamay be + siramamy.
Ary amin'ny zaza raha toa ka vehiv...
tohiny
novalian'i kalasnou ny 05/06/2008 20:54
niryna
(
27/05/2008 17:37)
Hay ve na lehilahy aza misy mpamosavy e
Nisy ramatoa nanambady ka isaky ny alina dia toa mivoraka foana hono ny lohany. Nifoha hono izy dia tsy teo am-pandriana ilay vadiny kanefa noho ny maraina dia io teo indray.Nanana eritreritra hafa it...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 13/06/2008 17:39
bor2lais
(
27/05/2008 13:32)
Fanekena atao any am-piangonana
Rehefa misy fotoan-dehibe amin\'ny fiainany dia matetika manao voady ny Kristiana: batisa, katekomena, mariazy, diakona, mpiandry, sns.
\"Eto anatrehan\'Atra sy ny Fiangonana ...\"
Maro anefa ny ts...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 19/06/2008 09:53
soafitia
(
27/05/2008 09:29)
mitady tononkira
Hiran'i Barijaona: haolo mantsy ilay tanàna...
tohiny
fanaina
(
27/05/2008 07:43)
bonne anniversair dol
Miarahaba manokana any Mimhie, pissoa ary Kalasnou
dia mirary tsingerin-taona mafinaritra ho anareo ny tenako kiss dol :-*:-*:-*
dia miarahaba ireo namana hafa ihany koa!!...
tohiny
novalian'i pissoa ny 27/05/2008 15:52
xxx
(
27/05/2008 05:17)
Fanorenana trano any dago.
Hitako otran'ny voa mafy ihany ilay manorina trano any dago mba hialokalofana rahatrizay antitra misotro ronono, ho an'ny olona mila ravinahitra miasa aty ivelany no tiako lazaina...
toa maromaro iha...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/06/2008 09:45
niryna
(
27/05/2008 04:30)
Ilay sary hosodoko tsy nisy vidiny
Mpanankarena mpanangona sary hosodoka ity rangahy ary indray andro krismasy dia tonga nanatitra sary hosodoko teo ambaravany ity miaramila.Fanomezana izay mba vitan'ny tanako ity hoy izy ary sarin'ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/06/2008 19:43
niryna
(
27/05/2008 04:08)
Ampanaraho ahy ny volako rehetra
Mpanan-karena be ilay ramatoa ary dia nametraka hafatra t@ vadiny izy hoe rehefa hatrizay ka maty aho dia ampanaraho ahy ny volako rehetra.
Tonga tokoa ny fotoana nahafatesany ary alohan'ny hanidina ...
tohiny
novalian'i niryna ny 30/05/2008 22:31
Xp
(
26/05/2008 23:58)
iza no mahataty?
Milazà izay mahataty soaka ato amin'ny serasera. Iza no mafy be?...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/06/2008 08:28
xxx
(
26/05/2008 21:56)
Jeankely: Terroriste eto amin'ny serasera!
Manaitra ny tompon'andraikitra mba handray fepetra haingana handaminana ny olana goavana mitranga eto amin'ny serasera.
...tsy vitany hoe tsy manaja ny fitsipi-pifehezana i Jeankely fa sady tsy ma...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 16:04
Annie2006
(
26/05/2008 15:20)
Ny antony mampahantra an'i Madagasikara ankehitriny
Manankarena i Madagasikara fa mahantra ny vahoaka malagasy. Inona ny antony? Maro ny anton'izany fa ny tena misongadina dia ny tsy fahaizan'ny mpitondra fanjakana mitondra ity firenena ity noho izy ti...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2008 01:09
xxx
(
26/05/2008 15:10)
Vehivevy malagasy notaizaina handefitra sy hanompo.
Tena misy ny mizaka ny mafy,misy ny mizaka ny tsy eran'ny aina,fa dia manakombona ny vava eny ihany fa izany hono no fahendrena ary raha mbola azo atao ny mitazona ilay tokantrano dia zakaina daholo i...
tohiny
novalian'i haritianah ny 19/07/2008 16:43
badboy
(
26/05/2008 14:11)
Firoborobona mety hitondra zavatsoa sa....
Iarahamahalala izao ny fiakaran'ny vidin'ny solika sy ny lasantsy. Ny firenena mitrandraka ny solitaniny sy manondraka any ivelany ihany no tsy mijaly. Madagasikara isan'ireo firenena mitrandraka.
"[...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/05/2008 21:21
toovs
(
26/05/2008 12:48)
festival ti piment de l'OI
am le 6 hatram le 14 juin hoavy izao no hiseho indray ny festival ti piment de l'océan indien aty am région Lorraine (Nancy). be ny hetsika amin'io ka ny le 7 ny ahy no mi intéressé ahy. amin'io a...
tohiny
toovs
(
26/05/2008 12:46)
festival ti piment de l'océan indien
am le 6 hatram le 14 juin hoavy izao no hiseho indray ny festival ti piment de l'océan indien aty am région Lorraine (Nancy). be ny hetsika amin'io ka ny le 7 ny ahy no mi intéressé ahy. amin'io a...
tohiny
