Manary lanja ramatoa

1. xxx ( 27/05/2008 20:15)
Trozona be ilay ramatoa
Natao operation tany amin'ny hopitaly izy, dia lasa olona normal
Lasa hafahafa be ilay rangahy vadiny manoloana an-dramatoa avy eo

Voalazan'ilay dokotera fa 1/2 amin'ny couple nandalo an'izany hono no miafara amin'ny fisarahana. Satria nanary lanja fotsiny ramatoa!
répondu par vale le 02/06/2008 14:11
2. tess ( 27/05/2008 20:24)
kou tsy aleo handeha zé tsy tamàna, izy aza mba vzery lanja!
efa goavana anie izany very lanja n'ny trozona be zany e!
andao fa malalaka ny varavarana ô! :-D
misy tia tena ny lehilahy ka!
voalohany aloha dia fahasalamàna ho an'i ramtoa ny fahaverezan-danja
faharoa, mba hafa ihany ny maivamaivana, tsy sahirana am rehetra izay hatao, me tanora, me tsara tarehy 8)
3. ainaheri ( 27/05/2008 20:36)
Ny ahy tiko aby na trozona na kankana,tsy ariko zany ka :-D:-D:-D
4. sakaizakely ( 27/05/2008 20:42)
nijery la 3 nga raxxx omaly :P
5. tess ( 27/05/2008 21:12)
zany anie wa ry ainaheri e!
nahita fandaharana otran'io kou zà! efa ho 300kg lay ramatoa
fa toana nanao irony fanakelezana vavony irony, de ne nahia be mitsiny
tena niova be afaka namindra tsara! anefa taloha matax be tsy afaka mihetsika ambony fandrina tsotry.....bataina raha te hiala teo...
de nony nahia lay ramatoa dia nalahelo be lay rangahy, hay ny azy fantasme-ny mitsy isan'andro lay jabora manonjanonja be! 8O fahafinaretany lay mijery ny vadiny manonjanonja ny tavy eo ambony fandrina eotsssss
6. kiadi ( 27/05/2008 21:38)
ary ty sakaiza ty gravy an!! anga misy la3 any @ misy anao any? :-D :-D :-D
7. zoky ( 28/05/2008 08:55)
fahafinaretany lay mijery ny vadiny manonjanonja ny tavy eo ambony fandrina eotsssss

:-D :-D :-D :-D
...samy manana ny fantasme-ny marina an! :-D :-D :-D :-D
8. tess ( 28/05/2008 10:19)
zoky: :-D :-D :-D :-D fa ita kou!
tena marina io an! tena lery mitsy no mitaona karazana kaly ho anlay ramatoa , i ramatoa tsy afaka mivoakla firy tsony , tena misy lehilahy misy fahavoazana aloha ny sasany e! marary saina.....
9. sakaizakely ( 28/05/2008 10:26)
fahafinaretany lay mijery ny vadiny manonjanonja ny tavy eo ambony fandrina eotsssss


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

mba manapatsinay kou kala tess ito an
10. sakaizakely ( 28/05/2008 10:27)
oudrrrrry re ry kiadi e

ny parabol sy ny satelita re atao inn fotriny e ? ;-) ;-)
11. tess ( 28/05/2008 10:28)
petitesakaiza :-D :-D :-D :-D ka tena manonja nlay tavy mitsiny anier ramatoa e! fa nony natao opérasiô kosa aloha dia tena niova be e! de iny no nampalahelo anlay rangahy vendran tssssssss
12. sakaizakely ( 28/05/2008 10:32)
mialona njay kala tess fa tsy mba manonjanonja :-D :-D :-D :-D
13. kiadi ( 28/05/2008 10:58)
barabol anga betsaka any :-D :-D
14. vale ( 02/06/2008 14:11)
xxx:

Trozona be ilay ramatoa
Natao operation tany amin'ny hopitaly izy, dia lasa olona normal
Lasa hafahafa be ilay rangahy vadiny manoloana an-dramatoa avy eo

Voalazan'ilay dokotera fa 1/2 amin'ny couple nandalo an'izany hono no miafara amin'ny fisarahana. Satria nanary lanja fotsiny ramatoa!



:roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O 8O :-D :-D :-D , tsy mba zarany aza lasa normal ilay vadiny! mmhhh..hafakely njay iny! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0524