Liste des messages

Liste des messages, inserés par Xp, par ordre de date
Xp ( 19/09/2008 13:14)
ambo
Inona tsara ilay atao hoe ambo fa tsy tena mazava amiko ry zareo ah? Tsara ve ilay izy sa ratsy. Mifanohitra amin'ny fandeferana ve? Voninahitra ve ilay izy? Raha miala tsiny ve dia midika fa tsy mana... suite
Xp ( 11/09/2008 06:11)
Zisy
Zisy is stupid... suite
Xp ( 03/09/2008 14:23)
mitady ankizy nianatra malagasy
Raha misy ankizy nanao filière malagasy dia mba ilazalazao fa tiako be. :P :D :°) (l) :wink: 8) ... suite
répondu par xxx le 30/01/2009 12:14
Xp ( 02/09/2008 15:21)
toe-tsaina
Manao ahoana daholo, Lasa ny eritreritro hoe tsy tokony ho esorina amin'ny fiteny malagasy ve io teny io? Tsy haiko ny milaza azy. Atao tsy fiteny angamba ny metimety kokoa. http://forum.seraser... suite
répondu par sff le 15/09/2008 04:36
Xp ( 02/08/2008 07:08)
tsy tianao hihitsana ve ny volonao???
fonosy sase :lol: :lol: :lol: ... suite
répondu par SHOAN le 09/08/2008 08:12
Xp ( 16/06/2008 22:41)
mba fenoy ny alatsinainy hifoha atalata
Mba fenoy ity hira ity azafady fa tsy tadidin'ny Xp, tsy ampy ny RAM :P Ny alatsinainy e Ny alatsinainy hifoha atalata voazara daholo ny akanjo tao am-bata fa hisaraka hono e handeha ramatoa... suite
répondu par Xp le 18/06/2008 19:24
Xp ( 26/05/2008 23:58)
iza no mahataty?
Milazà izay mahataty soaka ato amin'ny serasera. Iza no mafy be?... suite
répondu par mmmhh le 09/06/2008 08:28
Xp ( 04/05/2008 22:12)
respect fankatoavana
Firenena iza no manana respect ho an'i Gasikara?... suite
répondu par Jeankely le 07/05/2008 13:17
Xp ( 20/04/2008 15:16)
ranomainty
Ahoana no fanamboarana ny ranomainty e? Raha mba misy mahay re dia mba teneno na tsy mitovy amin'ny an'ny vazaha aza. Fa rehefa anoratana fotsiny, mba atorotoro ny olona rehefa misy manontany.... suite
répondu par Xp le 24/04/2008 05:18
Xp ( 31/03/2008 01:09)
mtady namana
tia toetra: :-D systeme: d'exploitation windows Xp pro akanjo: vesta ampoule: lampe incandescence :idea: amour: plein mofo: maka saoka saoka: misy volombava fanatanjahatena: a... suite
répondu par GUIGOZ le 29/05/2008 07:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076