toe-tsaina
1. Xp
(
02/09/2008 15:21)
Manao ahoana daholo,
Lasa ny eritreritro hoe tsy tokony ho esorina amin'ny fiteny malagasy ve io teny io? Tsy haiko ny milaza azy. Atao tsy fiteny angamba ny metimety kokoa.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48bcf373dc851
Mazava ilay hevitra, fa raha vao asiana ilay teny hoe "toe-tsaina" mihitsy dia tahaka ny miova izany. Sa ahoana hoy ianareo?

novalian'i sff ny 15/09/2008 04:36
2. xxx
(
02/09/2008 16:45)
inona koa izao no tokony hifandraisan'ny ilay dinika aseho eto sy ilay dinika nosokafan'i rurik?
3. xxx
(
02/09/2008 17:38)
Ilay toe-tsaina te hitovy amin'ny vazaha amin'ny lafiny rehetra mihitsy no misy VOA. Koa raha tsy inona ko Ho ampiseho an'ity olona eran-tany ity ny mombamomba anao rehetra.
4. fahamarinana
(
02/09/2008 19:07)
:arrow: io kosa samy manana ny tiany ihany fa tsy hoe koa kely saina raha mampiseho ny momba azy ny olona e,momba azy iny koa ahoantsika inona na te hitovy amin'ny vazaha izy na ahoana.Rehefa tsy tiantsika dia aza manao isika fa ny an'olona aza tsikeraina akory.....F'angaha koa tsy dia misy atao ny olona eran-tany ka ndeha hijery ny momban'olona tsi11 ato amin'ny serasera koa ???
Amiko tsy resaka toe-tsaina fa samy manana ny tiany fontsiny io... :) (l)
Amiko tsy resaka toe-tsaina fa samy manana ny tiany fontsiny io... :) (l)
5. 08051972
(
02/09/2008 19:28)
slt daôl! Ka ny eritreritro indray alo de hoe tsy toentsaina le izy fa toetran'ol fotsiny tsotr'izao! Misy ny ol tia miafinkafina,mandaingandainga,misy ny tsy mirarà zay eritreritry ny haf'any fa zay tiny eo ihany io! Fa kosa indray hoe te-hitovy @ vazà de diso be isika Gasy raha vô mieritreritr'an'izany fa hozy Rado mpanoratra tononkalo hoe:" Hitako t@ lamba rovitro fa mainty aho ary mainty ny hoditro".Ka io loko io na de diovina @ eau de javel ary de tsy afaka, Ka tsy afaka hitovy @ hafa izany isika Gasy! Sady gasy ka manja e! : :lol: :lol: :-D :-D :-D
6. fahamarinana
(
02/09/2008 19:39)
:arrow: 08051972 :tsy voatery mpandainga kosa raha miafina e...ary misy koa anie zao mety miseho nefa mpandainga be ao amin'ny momba azy ao e.Fa tsy tokony ho tsaraina akory !!! :) (l)
7. xxx
(
03/09/2008 18:18)
xxx:
Ilay toe-tsaina te hitovy amin'ny vazaha amin'ny lafiny rehetra mihitsy no misy VOA. Koa raha tsy inona ko Ho ampiseho an'ity olona eran-tany ity ny mombamomba anao rehetra.
ka ande hatao hoe izaho rangah te hitovy amin'ny vazà ny toetsaina de hanin an! fa angaha misy maharatsy izany?
:-D
8. ni81
(
03/09/2008 18:47)
slt daôl! Ka ny eritreritro indray alo de hoe tsy toentsaina le izy fa toetran'ol fotsiny tsotr'izao! Misy ny ol tia miafinkafina,mandaingandainga,misy ny tsy mirarà zay eritreritry ny haf'any fa zay tiny eo ihany io! Fa kosa indray hoe te-hitovy @ vazà de diso be isika Gasy raha vô mieritreritr'an'izany fa hozy Rado mpanoratra tononkalo hoe:" Hitako t@ lamba rovitro fa mainty aho ary mainty ny hoditro".Ka io loko io na de diovina @ eau de javel ary de tsy afaka, Ka tsy afaka hitovy @ hafa izany isika Gasy! Sady gasy ka manja e! :Raha ny ahy dia tsotra ny antony: tsy miafina aho akory (fa angaha mpangalatra natao sesitany?) fa tsy te hanoratra fotsiny ny mombamomba ahy ao. Safidy manokana, tahaka ny fidirana mpikambana eto @ serasera ihany koa. :)
9. fahamarinana
(
03/09/2008 18:54)
:arrow: karan'izay voalazan'ny ni81 zay koa raha zà manokana...samy manana ny safidiny sy ny tiany.. :) (l)
10. xxx
(
03/09/2008 19:38)
Azafady ry xxx-6, hay ve ilay foto-pisainan'ny vazaha mampiseho izao rehetra tsy fampiseho izao no tianao ho taHafina. :cry:
11. Herimiafina
(
04/09/2008 00:08)
Ny toe-tsaina anie misy hoe toe-tsaina avy ao anaty (caractere) izay vokatry ny gène ADN ary manaranaka e, ary misy koa ny toe-tsaina ivelany (personalité) izay azo tamin'ny fiaraha-monina sy ny tontolo iainan'ilay olona. :^)
12. xxx
(
04/09/2008 04:46)
Izay mihitsy ange no tiako ho tenenina ry Herimiafina e! hoe sady tsy misy caractère i xxx-6 no tsy misy personnalité fa manaraka ambokony ny an'ny sasany fotsiny. Fivoharana zany hony no anarany. :?
13. xxx
(
04/09/2008 10:12)
xxx:
Izay mihitsy ange no tiako ho tenenina ry Herimiafina e! hoe sady tsy misy caractère i xxx-6 no tsy misy personnalité fa manaraka ambokony ny an'ny sasany fotsiny. Fivoharana zany hony no anarany. :?
ahoana moa nop ilazanao fa manaraka ambokony fotsiny aho!
mi s'adapte amin'ny firenena ipetrahana ny toetsaina fa tsy hoe hikatona hijanona ho toetsaina malagasy ihany akory
:-D io toetrako io izao dia efa azo lazaina fa ho forte caractere :-D ka iza no manana personnalité ami'izao izaho sa ianao :-D :-D :-D :-D
tsy misy maharatsy ny fiasainana vazaha soa fianatra....
14. Noue
(
04/09/2008 10:55)
ny zavatra tsy azoko dia : na firenena aiza na firenena aiza , firenena iza no tsy ahitana hoe mba ndeha mba hanao tahak'izao sy zao ? maninona kay ry zareo no tsy lazaina hoe
sady tsy misy caractère i xxx-6 no tsy misy personnalité fa manaraka ambokony ny an'ny sasany fotsinyfa maninona raha vao ny Malagasy no manao azy avy dia lazaina an'zao sy zao ?
15. xxx
(
04/09/2008 12:31)
Tsotra ilay izy ry noue an! mihombi-kevitra amin'ny zavatra soratanao mihitsy aho. Fa ho ampiko kely ilay izy hoe: alainao izay tsara hitanao dia avelanao kosa izay ratsy tsy tianao fa tsy izay ataon'ny olona rehetra izao dia ataonao daholy sous prétexte hoe fomban-dry zareo.
Ho an'i xxx-6, izay lasa xxx-12, indray. aza afangaro ny fort caractère sy ny mimétisme e! . Ilay teny mimetisme no ampiasaiko mba tsy hankarary loatra ny fonao ary e.
:wink:
Ho an'i xxx-6, izay lasa xxx-12, indray. aza afangaro ny fort caractère sy ny mimétisme e! . Ilay teny mimetisme no ampiasaiko mba tsy hankarary loatra ny fonao ary e.
:wink:
16. xxx
(
04/09/2008 13:48)
xxx6 ihany ity, mazava tsara voalazanao, fa angaha ny milaza ny momba azy sy mamoaka sary amin'ny internet dia ratsy???? samy manao izay tiany io, mety ratsy aminao fa tsara amiko ohatra
ary raha resaka toe-tsaina amin'ny ankapobeny, ny lmalagasy dia manana toe-tsaina maka tahaka. ny vazaha...na resaka politik io na resaka kiltiora na resaka zavatra hafa ihany koa, ary hita fa nisy nahatsara azy ny fakàna tahaka ny vazaha, ka tsy ilay toe-tsaina bontolo be fotsiny mitsikera ny hafa ve no tokony hovaina.... :roll: matoa izay sy izay no tiany dia izay no mahafinaritra izany....
raha te hijanona toe-tsaina malagasy tanteraka ianao dia izay izany no tinao manaja anao ny olona fa mba hajao koa ny safidin'ny olona tsirairay avy!
fa tsy hande hanana toe-tsaina hitsikera foana, tsy mampandroso io e!
:-D :-D :-D :-D

17. xxx
(
04/09/2008 13:50)
Noue:
ny zavatra tsy azoko dia : na firenena aiza na firenena aiza , firenena iza no tsy ahitana hoe mba ndeha mba hanao tahak'izao sy zao ? maninona kay ry zareo no tsy lazaina hoesady tsy misy caractère i xxx-6 no tsy misy personnalité fa manaraka ambokony ny an'ny sasany fotsinyfa maninona raha vao ny Malagasy no manao azy avy dia lazaina an'zao sy zao ?
xxx-6 ihany ity! merci noue an! mazava kosa angamba io voalaza io
18. ssendra
(
04/09/2008 14:05)
xxx:
Azafady ry xxx-6, hay ve ilay foto-pisainan'ny vazaha mampiseho izao rehetra tsy fampiseho izao no tianao ho taHafina. :cry:
toe-tsaina tsy mivoatra be izany anao izany ry xxx ah! fa angaha rehefa hoe manao foto-pisainan'ny vazaha dia ho tahafina daholo .
19. xxx
(
04/09/2008 15:16)
ssendra:
Hoy i xxx:
Azafady ry xxx-6, hay ve ilay foto-pisainan'ny vazaha mampiseho izao rehetra tsy fampiseho izao no tianao ho taHafina.
toe-tsaina tsy mivoatra be izany anao izany ry xxx ah! fa angaha rehefa hoe manao foto-pisainan'ny vazaha dia ho tahafina daholo .
??????? ????? :) Tsy azoko re tompoko ny zvtr hitsikeranao anà.
20. xxx
(
05/09/2008 05:42)
xxx18: ka ny teninao sy ny voalazanao ihany kosa no naverina taminao dia mod hoe tsy azoko tsy azoko eo