toe-tsaina
21. tsiambaratelo
(
05/09/2008 07:59)
Xp:Ny tsirairay samy manana ny sainy na ny toe-tsainy de samy manao zay heveriny na saininy fa mety,misy namako iray zay,ny anléry zay voalazany vavany sy eritreretiny sainy ihany no heveriny we tena lafatra,de refa tsy ekeny sainy de mikatso eo enao aloha,atao ahoana e na ny vazaha koa aza manao anzany toe-tsaina zany:D
Manao ahoana daholo, Lasa ny eritreritro hoe tsy tokony ho esorina amin\'ny fiteny malagasy ve io teny io? Tsy haiko ny milaza azy. Atao tsy fiteny angamba ny metimety kokoa. http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48bcf373dc851 Mazava ilay hevitra, fa raha vao asiana ilay teny hoe \"toe-tsaina\" mihitsy dia tahaka ny miova izany. Sa ahoana hoy ianareo?
22. ssendra
(
05/09/2008 15:57)
14. Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-09-2008 14:31:27
Lohateny : Re : toe-tsaina
Tsotra ilay izy ry noue an! mihombi-kevitra amin'ny zavatra soratanao mihitsy aho. Fa ho ampiko kely ilay izy hoe: alainao izay tsara hitanao dia avelanao kosa izay ratsy tsy tianao fa tsy izay ataon'ny olona rehetra izao dia ataonao daholy sous prétexte hoe fomban-dry zareo.
KA matoa hataony daholo izay ataon'ny olona dia iny no tiany izany ary mety aminy matoa hataony... fa angaha mila mifampijery hoe nataony sa tsy nataony ny nataon'i ra vazah anona????
ny toe-tsaina mijery fotsiny ny hataon'ny hafa sy ny toe-tsaina tia mitsikera sy manaratsy ny hafa no toe-tsaina tsy mandroso eo amin'ny fiainana.
Manjary variana mijery ny an'ny hafa , ny an'i tena tsy hita dia avy eo vao mangorera.
23. xxx
(
05/09/2008 17:08)
tsy azoko mihitsy ilay mahatezitra be anao aminà ry ssendra. :D
Vakio tsara izay zvtr nosoratako fa tsy dia hoe mitsikera be takininona ange za e!
Milaza enao fa ratsy ny mitsikera be fahatany ka mba hatomboy aminao ilay izy. Avereno vakina koa ny zvtr soratanao.
RESPECT

24. ssendra
(
05/09/2008 18:05)
:lol: koa raha tsy domina otran'izany ny olona anie tsy tonga saina e! somary averina aminy ny teniny sy ny ataony amin'ny hafa dia ho tonga saina dia ataovy lesona izany ilay tonga dia lmitsikera bontolo ny hafa fotsiny
sa ahoana ozy ianao ry xxx? :lol:
ILAY famelezanao an'i xxx6 no tiako hampatonga ano saina amin'ilay toe-tsaina ankapobeny. :lol: fa izaho tsy tezitra an! :lol:
sa ahoana ozy ianao ry xxx? :lol:
ILAY famelezanao an'i xxx6 no tiako hampatonga ano saina amin'ilay toe-tsaina ankapobeny. :lol: fa izaho tsy tezitra an! :lol:
25. sff
(
15/09/2008 04:36)
quote=xxx]
tsy azoko mihitsy ilay mahatezitra be anao aminà ry ssendra. :D
Vakio tsara izay zvtr nosoratako fa tsy dia hoe mitsikera be takininona ange za e!
Milaza enao fa ratsy ny mitsikera be fahatany ka mba hatomboy aminao ilay izy. Avereno vakina koa ny zvtr soratanao.
RESPECT
[/quote]
^:^