mtady namana

1. Xp ( 31/03/2008 01:09)
tia
toetra: :-D

systeme: d'exploitation windows Xp pro

akanjo: vesta

ampoule: lampe incandescence :idea:

amour: plein

mofo: maka saoka

saoka: misy volombava

fanatanjahatena: abdom amin'ny alalan'ny tsaramaso (Mr Bean)

mpihira: Nini kiaka

talenta: mitendry gitara

tompondaka: sabaka ara-lanitra 1985 - 1999 fa mbola tsy nahazo kopy fa trano fotsiny no be dia be

fohana: sigara misy mentol ihany

sotroina: bex + maskita

:arrow:
novalian'i GUIGOZ ny 29/05/2008 07:32
2. radoherve ( 31/03/2008 06:56)
hahaha! aiz hoaiz ar le bex sy maskita e!
3. kiadi ( 31/03/2008 09:02)
asio arôzazy aza
4. Papoose ( 31/03/2008 13:08)
hay v azo sotroina ny masikita e!
5. comptezo ( 01/04/2008 17:44)
Efa Linux na Vista ndray zao no tsara RaXP pro a!
lol!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! Tairo mba anompazo Bex any mou(le @ 4,5% reny)
merci!
6. naina3 ( 03/04/2008 14:28)
tsy mety angaha raha ohatra ka MALABARY,dia mofo gasy,dia miaraka amin'ny bex
7. romantica777 ( 14/04/2008 08:16)
Salut,

Itako mety be le présentation de ahoana ko ny tohiny

8. todisoa2 ( 14/04/2008 14:30)
hehe,
9. GUIGOZ ( 29/05/2008 07:32)
Manatena zavatra be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0936