Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainaheri
(
02/06/2008 12:22)
Azo atao ve?????
Nisy émission itako,ny sarin'le sipa (ex) ao anaty porte feuille-ny lery nefa izy efa manambady!!
Aona ny eritreritrareo @ zany,bn ou mauvaise idée???...
tohiny
novalian'i kiadi ny 05/06/2008 14:31
xxx
(
02/06/2008 10:46)
fanaka (salon) mora vita gasy nefa tsara
manaôna daôlo
saika anotany anareo oe aizaoaiza kay no misy fanaka,salon cuir drindrindrindra a,vita gasy izy io,mora ny vidiny nefa tsara lé qualité-any.tsy lé eny @coum 67ha reny kosa a!fa m...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 17/03/2015 14:27
ronaldo09
(
02/06/2008 09:12)
Filoham-pirenena sy voan-dalana avy any Japon
Omaly maraina no tafaverina an-tanindazana ny Filoham-pirenena sy ny delegasiona niaraka taminy rehefa avy nanatrika ny fivorian’ny TICAD faha-IV, tany Yokohama (Japon).
Voan-dalana nentin’ny ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/06/2008 06:02
deric
(
02/06/2008 07:20)
Pretra lasa mpanao mazia
Sendra nihaino resak'olona aho fa tamin'ny feon-gazety hono no nahenoany fa misy Pretra Gasy lasa mpanao mazia indray. Tsy dia didiny loatra io Gazety io fa tamin'iny herin'andro iny ilay izy, asa rah...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/06/2008 00:19
ni81
(
02/06/2008 05:53)
Malagasy metisy sinoa tao ORLY
Misy malagasy metisy sinoa tao ORLY.
FAUX VISA. Mercredi dernier, la police des frontières françaises a interpellé un jeune homme en possession d’un document de voyage falsifié.
Un Malgac...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 31/07/2008 22:06
ravatorano
(
02/06/2008 05:32)
Fiantsoana fivoriam-be ho an'ny namana serasera Dago
Ry namana hajaina isany !
Fifaliana hatrany ho an'ny birao sy ny mpiketrika ao amin'ny fikambanana Namana Serasera Dago ny manasa antsika rehetra mba ho tonga hanatrika ny fivorian-dehibe izay hata...
tohiny
novalian'i holysan ny 19/06/2008 10:56
xxx
(
01/06/2008 23:39)
tantara marina!
somary lavalava:
-vohaloany indrindra aloha de nanao xxx zah fa tantara tena marina ty ka raha sendra miditra tampoka ato le olona resahiko de tonga de hainy oe iz no resahina satria misy ny sariko a...
tohiny
novalian'i F.Mandrara ny 02/05/2017 04:17
zama91
(
01/06/2008 23:07)
mety hanao coupe du monde ny barea @ 2010
avy nanao match nul tany botswana ny barea ary ny cote d'ivoire nandresy an'i mozambique 1a 0.Mathematiquement possible ny hanao coupe du monde ny gasy satria ny 2 premier ny groupe misy antsika tafat...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 18/06/2008 14:20
xxx
(
01/06/2008 23:01)
mahasoa ho anareo vevavy eto andafy
efa ela no nipetrahako teto andafy ankehitriny aho de 31 ans,nationaliter frantsay za ka raha misy interresser de vonona za ny anambady mba azahonao taratasy fa tsy ilaiko intsony ny taratasiko aleoko...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/06/2008 17:53
Koditra
(
01/06/2008 22:33)
Hiran'izao tontolo izao
Tsy mahazo mihaino radio mandefa hiran'izao tontolo izao.
Nisy namako izay nipetraka t@ iny lalana miakatra an'Ankatso iny.
Nanana olana izy satri ny tompo-tranony dia lasa tafiditra tao anaty antok...
tohiny
novalian'i Koditra ny 15/07/2008 16:57
kiadi
(
01/06/2008 22:08)
ho anao!!
joyeuse anniversaire enao!! :wink: :wink: :* :*
bisou be!!!!!!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/happy-birthday-to-youuu.gif[/IMG]
elle se reconnaitra :wink: :wink:
(j...
tohiny
novalian'i kiadi ny 03/06/2008 09:44
ainaheri
(
01/06/2008 17:54)
Azo fohana @ na aiza na aiza(resto,café sns...)
Mivoatra ny fivoarana syny fikarohana fa saingy tsy hay ny vokany
http://www.cigartex.com/
Miala tsiny @ teny vahiny...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/06/2008 03:56
saho
(
01/06/2008 16:51)
Fikambanana gasy oniversite erantany taloha sy ankehitriny
Andao ry reto hanao fikambanana malagasy mpianatra universite erantany teo aloha sy ankehitriny.
Misy mahafantatra moa ato hoe taiza no nisy universite voalohany teto europe? Tsy iza izany fa Paris s...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 04/06/2008 13:27
diamondra27
(
01/06/2008 15:21)
vision
misy afaka manazava kely ny momba ny resaka vision ve eto...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 02/09/2008 12:23
endrika01
(
01/06/2008 14:41)
HATSIKANA
Mpitsabo iray tena mba nikoizana taminy fahaizany.
zany anefa tsy nahasakana ny tsy hisian'ny olana tao amin'ny trano fitsaboana.
indray maraina!
nanontany ny mpiandry marary izy (interne...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/06/2008 19:18
endrika01
(
01/06/2008 13:50)
RAHA MAHAFANTATRO ô (kilalao saina)
Nandritra ny fiandrasany ela dia ela teo amoron-dranomasina
dia mba nahazo trondro ihany ity mpanjono iray.
lehibe izy zany hoy ity mpandalo iray,mba firy cm eo rh io é?
iiée,lehibe tok...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 10/06/2008 14:46
natiora
(
01/06/2008 09:43)
Bessa
Mba mangataka ny anarana feno ny Bessa ho anyu zay mahay...
tohiny
novalian'i hertix ny 07/06/2008 08:13
xxx
(
31/05/2008 23:40)
tsy ampy fitiavana ny olombelona
tena mialatsiny be aho raha mitantara anareo zavatra ,nahatsapa tokoa aho
fa olombelona de ray no tena tina aminy fiainana nefa de ny tena mahagaga
maro ireo olona mampirafy,inona zany no mahatong...
tohiny
novalian'i kiadi ny 04/06/2008 11:39
xxx
(
31/05/2008 20:19)
Karazan-dalao hafa mihitsy
http://dailymotion.alice.it/related/7467859/video/xt885_trojan-games-halteres_ads...
tohiny
novalian'i oliviah ny 12/06/2008 14:58
voniala
(
31/05/2008 14:44)
DIHY 7MBENANA
Hatraiza ny fetran'ty dihy eto @tsika 'ty é? lasa sahisahy fôna mintsy !tsy misy mahalala menatra ntsony ary tsisy maha hira malagasy azy ntsony fa ny Dihy 7mbenana no hoentina hitadiavana vola ary ...
tohiny
novalian'i tess ny 01/06/2008 11:09
